C'est Malala son prénom? Eh bien, elle est vraiment la meilleure! Elle laisse les gens parler, elle nous informe...bref MISAOTRA! Akory du Québec he? Et cette femme au restaurant, c'est une force de la nature! J'ai hâte d'y manger un jour!
coucou malala de mahamanina an tanana akia zany sady sambatra be nji mihihinana vary amin'anana sy saosisy miam miam be tohizo aki otrizao fa manohana sy tsy mitrahatra mijery za bisous😘😘
Ambatofotsy Gara eo akaikin'ny stationnement bus Ambatofotsy ( RN7) no misy azy: Me Lalao sakafo tsy misy kisoa....tena Matsiro ny vary amin'anana sy saosisy ao...manao tsakitsaky hafa Koa zareo
Kimasoniny,misy tsy minana ko anie ambadika any e.tsy ny rehetra no minana anzany a.misy mihinana le vary tsy misy koa maro be.misy minan Nem ko maro be.misaotra andry Fanja e?tafita Gasikara
Merci beaucoup, cet endroit se trouve à Ambatofotsy ,PK 21 via la.route nationale 7, vers le sud...un HOTELY " restaurant local " à côté du stationnement de bus...chez Me Lalao
Milay kosa ranga Malala aaaa
Misaotra betsaka Vatosoa
C'est beau Madagascar les gens travail dur courageux ces gens
Merci beaucoup
Efa 5 taona tsy nihinana sauccise gasy😋😋😋😍😍😍
Tongavasoa
Toujours prête d'embarqué avec tes reportages Malala ! Toujours aussi intéressant! Bien expliqué ! Quoi dire sauf : Merci 👍❤❤🌞🌞🌹🌹🌸🌸
Merci beaucoup très chère Ginette, misaotra mankafy fa antsika jiaby e❤
C'est Malala son prénom? Eh bien, elle est vraiment la meilleure! Elle laisse les gens parler, elle nous informe...bref MISAOTRA!
Akory du Québec he?
Et cette femme au restaurant, c'est une force de la nature! J'ai hâte d'y manger un jour!
Hafa ihany ny sakafo malagasy 😘😘❤️
Mbola hafa ny antsika
coucou malala
de mahamanina an tanana akia zany sady sambatra be nji mihihinana vary amin'anana sy saosisy miam miam be
tohizo aki otrizao fa manohana sy tsy mitrahatra mijery za
bisous😘😘
Izay mihintsy no Tanjona, ny hampilendalenda antsika mpijery,MISAOTRA BETSAKA mankafy sy manaraka hatrany
Merci pour ton sourire ravageur Malala; il y a aussi les mofa gasy avec du cafè noir amer
Merci beaucoup ❤🎉
Merci pour le partage! J'ai l'impression d'y être merci!!!!!
Plaisir de partager
Tena mahafinaritra n'y mahita n'y fazotonao mivarotra ry madame ,faly toko ireo ray amandreninao nametraka n'y asa ka vokolokolonao misaotra tompoko nizara ary mahereza daholo e
Whoah! Quel beau reportage! Merci merci et soyez la bienvenue chez nous 😊😊
Merci beaucoup 🎉
Mampite ihinana mintsy an. Miam-miam 😋😋😋❤❤❤
Karibo eee, matsiro ny sakafontsika malagasy
Il y a aussi des mofa gasy
sakafo matsiro ny vary @ anana, handalo any rehefa malalaka iny👍👍
Tongavasoa
Il est bien que dans l'intro, l'on comprenne 1 mot sur 3.
Rehefa hody any ambanivohitra dia mijanona mihinana vary am anana eo,
Mandalova hono matetika ee
Lasa lafo kely fa tsara aloha e
Tsara be ao❤
Akory aby e. Mankasitraka Ramatoa Malala fa hita ny adiresin' i Totoa Lalao e. Enga anie mbola ho eo ilay publiphone. Hatao anton-dia.
Misaotra sy mankasitraka foana e
Te inana be za
Ambatofotsy Gara eo akaikin'ny stationnement bus Ambatofotsy ( RN7) no misy azy: Me Lalao sakafo tsy misy kisoa....tena Matsiro ny vary amin'anana sy saosisy ao...manao tsakitsaky hafa Koa zareo
Merci 💓
Au plaisir de vous partager .bon appétit
@@malalarambeloarisoa1355 Bonjour Malala et merci beaucoup pour votre réponse et présence. Cordialement Serge!
@@s.t1920 je vous en prie 🇲🇬
@@malalarambeloarisoa1355 Misaotra betsaka ( si ma mémoire est encore bonne ) 🇨🇦
@@s.t1920 j'ai partagé 🎊
Kimasoniny,misy tsy minana ko anie ambadika any e.tsy ny rehetra no minana anzany a.misy mihinana le vary tsy misy koa maro be.misy minan Nem ko maro be.misaotra andry Fanja e?tafita Gasikara
C est ou exactement si un jour je sais aller a Madagascar je veux bien goûter chez elle elle a l'air très gentille
Merci beaucoup, cet endroit se trouve à Ambatofotsy ,PK 21 via la.route nationale 7, vers le sud...un HOTELY " restaurant local " à côté du stationnement de bus...chez Me Lalao
Il faut un tradiction vocals je pense
Merci beaucoup pour cette remarque, on en fera
J ai mange cari.brede mafane avec poisson. Il fallait piquer. Une tête dans la marmite pour.avoir un.morceau.poisson trop.bouillon
Merci beaucoup
Merci Sandrea
Efa telo taona zao tsy nihinanako anzany vary gasy izany nefa Tena tsara sy hafa mihitsy .
Io no tena maha- Malagasy antsika, Mirarisoa dia mazotoa mihinana vary gasy rehefa mahita eee,io ny antsika tsy atakalo ny an'ny hafa
Feno diso ny sous-titres ...
Misaotra betsaka amin'ny FANAMARIHANA ahafahana manatsara hatrany, ezahina ho arahina tsara ny dikanteny " interprétation fa tsy traduction littérale "
goodone speak english
Hafa ihany tokoa Ny sakafo gasy 😋
Misaotra @ reportage 🥰
Io ny antsika , Madagasikara reharehan'ny Malagasy❤
Nur blöd... Ganzer Film wird Salate gemacht und gegessen
Les brèdes ça endort la langue on dirait des orties
Anamalaho