mila manokatra maso sy mampivelatra saina isika malagasy indraindray satria samy manana ny toetrany ny olombelona fa tsy voatery hoe tso-toetra sy tsy be teniteny avokoa, ka vao misy fifaliana na fierté dia lazaintsika fa mi-geste ilay izy. Aoka ny Tompo no hahita izay ao ampontsika, ary aoka isika vahoakan'Atra hidera ny Anarany fotsiny ihany. Mampahery anareo Singers ao anatin'ny fitoriana hatrany
amiko manokana aloha tsy be zesta ry zareo fa maneho ny émotions ao anatiny! na izaho mihaino an le izy aza dia hitako mifindra aty amiko ilay émotions avoakan 'ilay hira! misy fotoana tena tsara ny maneho ny ao anaty rehetra surtout rehefa hoe midera ny Tompo fa tsy mijoro ohatra ny poteau! :)
Tsara dia tsara tokoa ilay hiranareo ary Deraina Andriamanitra noho izany. Kanefa tsarovy ny antony hihiranareo ... Sao lasa fanehoana ny fahaizana ilay izy fa tsy fankalazana an'Andriamanitra intsony ... Sao lasa fampisehoana ny hatsarana ilay izy fa tsy fiderana ny Mpamonjy intsony ... Sao lasa fampirantiana ny talenta ilay izy fa tsy fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra Mpanome izany intsony ... Tokony i Jeso Kristy mandrakariva no hita sy re ary tsapa rehefa mihira!!! Raha tsy izany mantsy no miseho dia tokony handinin-tena isika Mpanakanto sao mamita-tena sy mamitaka ny hafa ... Homba antsika mandrakariva ny Tompo Tena tia Fatratra Antsika!
ny fanehoana ny fahaizana anie ka fomba fideràna ny Tompo ihany koa e... Talenta nomen'ny Tompo io ka aoka tsy ho afenina, fa entina midera ny Anarany masina. Mahereza daholo rahalahy sy ranabavy mpiara-midera
Tena anisan'ny mpankafy ny kantonareo The Singers of Jesus ny tenako , tsara tokoa ny hiranareo rehetra , nisy fotoana nanao fitoriana an-kira taty aminay FJKM Anjanahary Maritiora ianareo ka anisany nijery ny tenako , tsara tokoa ny seho sad nandray hafatra tokoa t@ zan saingy ny naha-déçu kely fotsn de ny tsy fahitana anareo au grand complet t@ izay ! fa bon mankafy anareo foana zah ! Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hanome anareo hery mandrakariva hahatontosanareo ny asa tsara izay efa Napetrany t@nareo ! Misaotra #Lovatiana_RATSISOMPATRARIVO @le partage a !
Mankasitraka indrindra e! Atao ahoana moa fa miha-betsaka ny andraikitra dia somary betsaka no raikitra fa manohy ny asa fanompoana foana ny The Singers of Jesus ;)
Misaotra ny Tompo bdb ny aminareo rehetra! Izy anie no homba anareo rehetra! Tohizo fa tsara ny asanareo!
Tandremo fa otrany be zesta be laotra nareo mihira aaahhh. Eo amy gestuel anareo.
Tahin'ny Tompo
za mahita we tsy mi geste zareo fa pluto fierté am fiderana no ataony, mamoaka ny tsara rhtr any amny zareo... ho an'ny fiderana
Mankasitraka indrindra !
mila manokatra maso sy mampivelatra saina isika malagasy indraindray satria samy manana ny toetrany ny olombelona fa tsy voatery hoe tso-toetra sy tsy be teniteny avokoa, ka vao misy fifaliana na fierté dia lazaintsika fa mi-geste ilay izy. Aoka ny Tompo no hahita izay ao ampontsika, ary aoka isika vahoakan'Atra hidera ny Anarany fotsiny ihany. Mampahery anareo Singers ao anatin'ny fitoriana hatrany
amiko manokana aloha tsy be zesta ry zareo fa maneho ny émotions ao anatiny! na izaho mihaino an le izy aza dia hitako mifindra aty amiko ilay émotions avoakan 'ilay hira! misy fotoana tena tsara ny maneho ny ao anaty rehetra surtout rehefa hoe midera ny Tompo fa tsy mijoro ohatra ny poteau! :)
ohatra izao mihitsy no atao hoe midera ny Tompo eh! asehoy hoe faly ianao, aleo ihetsika daholo ny vatanao iray manontolo, mila mitsinjaka mihitsy ohatra an'i Davida mpanjaka eh! :)
Ny TOMPO anie homba sy hitantana anareo hatrany!!!! Fitaovana mahery eo am-pelatanan' Andriamanitra ianareo!
Jesosy anie hitahiry anareo tsy misy ho voarombaka eo an-tanany 🎒💌🎑😊
Amen !
Mamiko sady mahatamàna ahy ny mikoràna, mihira ho an'i Jesosy...... haleluia :)
Tena tsara BE ooooooo
Enganie ho tsara ihany koa ianareo mpihira rehetra reo
Tsara loatra Ny Tompo e,hita taratra am alalan'ny hira fiderana asandratrareo izany.merci.
Tena tsara ny midera ny Tompo e!! misaotra betsaka anareo fa tena tsara
otrn tiko be zany ny feeling anle saxophoniste ...
Mankasitraka ary mampahery anareo rehetra izay midera ny Tompo, fa tsy mora ny asa
Mankasitraka o, Tsra ny Tompo ka mendrika ny hoderaina!
Tsara dia tsara tokoa ilay hiranareo ary Deraina Andriamanitra noho izany.
Kanefa tsarovy ny antony hihiranareo ...
Sao lasa fanehoana ny fahaizana ilay izy fa tsy fankalazana an'Andriamanitra intsony ...
Sao lasa fampisehoana ny hatsarana ilay izy fa tsy fiderana ny Mpamonjy intsony ...
Sao lasa fampirantiana ny talenta ilay izy fa tsy fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra Mpanome izany intsony ...
Tokony i Jeso Kristy mandrakariva no hita sy re ary tsapa rehefa mihira!!! Raha tsy izany mantsy no miseho dia tokony handinin-tena isika Mpanakanto sao mamita-tena sy mamitaka ny hafa ...
Homba antsika mandrakariva ny Tompo Tena tia Fatratra Antsika!
Mankasitraka indrindra amin'ny fampatsiahivana toy izao ! Mirary soa !
ny fanehoana ny fahaizana anie ka fomba fideràna ny Tompo ihany koa e... Talenta nomen'ny Tompo io ka aoka tsy ho afenina, fa entina midera ny Anarany masina. Mahereza daholo rahalahy sy ranabavy mpiara-midera
tsara loatra!! Voninahitra hoan Jesosy
Pas mal, pas mal de tout !
tsara tena tsara IZY :) mampahery anareo hatrany @ fitoriana sy ny fiderana
Fhjfy
Sambatra aho amin Fitahianao!!!
Tsara be :) Mankasitraka fa tena Tsara loatra :)
Tsara be !!! mankasitraka
tsara be fa tohizo fon e!!
tsara Izy d nareo koa e
tsara ny feony...le sipa mitendry sax tiko be
One word : awesome
tsar ten tsar ❤
Aaahhhh ça c'est du fiderana !
simplement magnifique
i guess it is quite off topic but do anyone know a good website to stream newly released tv shows online ?
@Hugo Cristiano I use Flixzone. Just google for it =)
@Merrick Thomas Yea, I've been watching on Flixzone for months myself =)
@Merrick Thomas thanks, I went there and it seems like a nice service :) I appreciate it!!
@Hugo Cristiano You are welcome xD
Eny e !!!
heavenly inspirations
tsara be ny hira sy le clip!
tsara beuh
Mankasitraka!
Bodo kely a hanao fampiaraham peo tsika.....
Hiverina Singers za tiako be
Tsara Ianao Ry Tompo
Ok ok !! mafinaritra e
Jairus Nouvel mahafinaritra no tsara.ny hira. mino aho fa tsy hira fotsiny zany fa tena izy....matetika mantsy malagasy sasany tsy misy afatsy jesosy mivoaka vava nefa tsy zay no tena izy
Tena anisan'ny mpankafy ny kantonareo The Singers of Jesus ny tenako , tsara tokoa ny hiranareo rehetra , nisy fotoana nanao fitoriana an-kira taty aminay FJKM Anjanahary Maritiora ianareo ka anisany nijery ny tenako , tsara tokoa ny seho sad nandray hafatra tokoa t@ zan saingy ny naha-déçu kely fotsn de ny tsy fahitana anareo au grand complet t@ izay ! fa bon mankafy anareo foana zah ! Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hanome anareo hery mandrakariva hahatontosanareo ny asa tsara izay efa Napetrany t@nareo ! Misaotra #Lovatiana_RATSISOMPATRARIVO @le partage a !
Mankasitraka indrindra e! Atao ahoana moa fa miha-betsaka ny andraikitra dia somary betsaka no raikitra fa manohy ny asa fanompoana foana ny The Singers of Jesus ;)
Tiko lotra
tsara b
Bfdyi
2:29
Enjana le soliste otran'mickey mouse e :D :p
+Mahefa Rajaobelina hahaha (Y) Mahita teneniana foana enao :D
Reto zany le ambohadia mitafo volondranakondy eh???
Mahay mihatsara velatsy ako lo nareo eh!