- 8
- 552 597
Lovatiana
เข้าร่วมเมื่อ 26 ก.พ. 2013
HIRAHIRAO - LOVATIANA (Clip officiel)
Hirahirao mafy, mba zarao izay tsara ao aminao...
Facebook | LovatianaOfficiel/
"Hirahirao" Paroles:
Izao fiainantsika izao
Manambara mitantara
Ny taratry ny asa atao
Na ny ratsy na ny tsara
N’inon'inona miseho
Tena misy anjarantsika
Ka zay mitranga eo maneho
Ny herin'ny safidintsika
Ref:
Hirahirao mafy
Avoahy ny ao anaty
Dia ambarao izay am-ponao ao
Fa ianao io koa
Raha mba nandray soa
Dia mba zarao zay tsara ao aminao
Dia ambarao lay fahateraham-baovao
Ny eritreritro mandeha
Te hiavao ny saina
Te hitia dia hanome
Hifampitsinjo hiara-miaina
N’inon’inona hiseho
Aleo atao ny anjarantsika
Ka izay vitanao omeo
Hahatsara ny fiainantsika
Hirahiraiko dia ho zaraiko
Nisy andro iray nahaterahako indray
Mihoatra noho ny harena
Ny fitia nomeny ahy
Ny Fanjakany no iainako eto an-tany
#lovatiana #mozika #hiragasy #hirakristiana #praise #madagascar
Facebook | LovatianaOfficiel/
"Hirahirao" Paroles:
Izao fiainantsika izao
Manambara mitantara
Ny taratry ny asa atao
Na ny ratsy na ny tsara
N’inon'inona miseho
Tena misy anjarantsika
Ka zay mitranga eo maneho
Ny herin'ny safidintsika
Ref:
Hirahirao mafy
Avoahy ny ao anaty
Dia ambarao izay am-ponao ao
Fa ianao io koa
Raha mba nandray soa
Dia mba zarao zay tsara ao aminao
Dia ambarao lay fahateraham-baovao
Ny eritreritro mandeha
Te hiavao ny saina
Te hitia dia hanome
Hifampitsinjo hiara-miaina
N’inon’inona hiseho
Aleo atao ny anjarantsika
Ka izay vitanao omeo
Hahatsara ny fiainantsika
Hirahiraiko dia ho zaraiko
Nisy andro iray nahaterahako indray
Mihoatra noho ny harena
Ny fitia nomeny ahy
Ny Fanjakany no iainako eto an-tany
#lovatiana #mozika #hiragasy #hirakristiana #praise #madagascar
มุมมอง: 15 560
วีดีโอ
Misaora Cover by MamyGuitare&Lovatiana
มุมมอง 7843 ปีที่แล้ว
Salamo 103 Nampahery anay indrindra ty hira ty ka zarainay aminareo ihany koa ! Misaotra an'i Fara Andriamamonjy
MANIRY AHO - LOVATIANA (Vidéo officielle)
มุมมอง 30K4 ปีที่แล้ว
MANIRY AHO - LOVATIANA (Vidéo officielle)
Du sang de ton Agneau (Exo) - Mahandry&Lovatiana
มุมมอง 18K4 ปีที่แล้ว
Merci à Exo pour cette chanson. Que Dieu vous bénisse abondamment !
Tsara Ianao - The Singers of Jesus
มุมมอง 387K8 ปีที่แล้ว
Tsara Ianao Tonga eto aho mba hilaza fa tsara Ny midera Anao fa mendrika Ianao Mamiko sady toa mahatamàna Ny mikorana, mihira ho Anao Tsy ho ampy ireo teninay hanambara Ilay hakantonao, fahalebiazanao Indreto izahay tia Anao Ray malala o Manandra-peo Raiso Tompo o izany fideranay Midera Anao, mihoby Anao eto aho Handihy ho Anao, hihika sy hiantso aho Mifaly ho Anao amin'ny foko rehetra Amin'ny ...
Hampifaly Anao - The Singers of Jesus
มุมมอง 86K8 ปีที่แล้ว
Hampifaly Anao Impiry moa zahay hatrizay Nanao zay tiana atao Tsy nihaino ny feonao Impiry nandratra ny fonao Nampalahelo Anao Mifona aminao Impiry moa zahay hatrizay Nanao zay tiana atao Tsy nihaino ny feonao Impiry no sahy nihevitra Fa mety izay rehetra atao Mifona aminao Jeso Tiako raha izahay indray No hanao izay hampifaly ny fonao Izay no tanjonay Tsy haditra intsony Hanome izay tsara indr...
Mamy loatra ny fitiavan'ilay Raiko ahy
Makasitraka, fa tena lafatra bé ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏😍🙋
Amen! 💒💌💌💌🙏🙋
Pas mal, pas mal de tout !
Good trilinguiste bilavooo
tsara be
This is absolutely beautiful!
Mankasitraka e, tahin'ny Tompo hatrany
Mirary soa bdb foana Lovatiana
Tiako ❤️, tonom-bavaka mafonja « Ampianaro ahy ny teninao ahalalako izay rehetra nataonao ho famonjena ahy » amen
Amen! Que d’energie et de passion dans votre interpretation. Praise God!
Woww amazing! Hey can you upload the second voice alone ?
Voninahitra ho Azy ilay Tompontsika ❤️
Nous sommes à l'apogée des temps . Au travers cette "crise nazi-taire" , l'Apocalypse se dresse devant nous ! Demandons à Dieu Qu'Il vienne sauver son peuple ... spécialement nos proches qui se sont éventuellement éloignés de Dieu.. Amen ..Prions pour tous les catho qui relèvent de l'église catho car présentement , le Pape et son équipe dirigent les catho vers une religion mondiale ... qui va diluer complètement le vrai sens de la Rédemption de Jésus -Christ … ... Dieu a VAINCU LE MONDE PAR LA MORT ET LA RÉSURURECTION DE SON DIVIN FILS JÉSUS ! AMEN ... ALLÉLUIA !!!!
HALELOIA 💖
Tsara loatra
Tsara be lova :D nazava sy voampita ny hafatra :)
Tena tsara be le genre l piano, choristes, ndrindr le terminaison an l hira, miandrandra n tsara ndrindra foana Lovatiana a, tsara feo be enao, mahay be #Hajatiana
Haleloia ❤️ mankasitraka an'i Jesosy noho amin'ity équipe ity. Hitondra fanahy maro ho ao Aminy ❤️ Fiadanana.
Tiako e!!!! Tiako loatra!!!!
mankasitraka e, tohizo ry namako
waouhh!! tena tsara be!! tena tsra feo lotra enw!! tsra koa le hira fanolorantena!!
😍😍🙌🙌🙌🙌 demeurez bénis
Bodo kely a hanao fampiaraham peo tsika..... Hiverina Singers za tiako be
Tiko lotra
otrn tiko be zany ny feeling anle saxophoniste ...
Aaahhhh ça c'est du fiderana !
2:29
heavenly inspirations
One word : awesome
Tena tsara ny midera ny Tompo e!! misaotra betsaka anareo fa tena tsara
tsara be fa tohizo fon e!!
Milay be :)
Sambatra aho amin Fitahianao!!!
Reto zany le ambohadia mitafo volondranakondy eh??? Mahay mihatsara velatsy ako lo nareo eh!
Mankasitraka!
Tsara loatra Ny Tompo e,hita taratra am alalan'ny hira fiderana asandratrareo izany.merci.
Mankasitraka ary mampahery anareo rehetra izay midera ny Tompo, fa tsy mora ny asa
Tsara dia tsara tokoa ilay hiranareo ary Deraina Andriamanitra noho izany. Kanefa tsarovy ny antony hihiranareo ... Sao lasa fanehoana ny fahaizana ilay izy fa tsy fankalazana an'Andriamanitra intsony ... Sao lasa fampisehoana ny hatsarana ilay izy fa tsy fiderana ny Mpamonjy intsony ... Sao lasa fampirantiana ny talenta ilay izy fa tsy fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra Mpanome izany intsony ... Tokony i Jeso Kristy mandrakariva no hita sy re ary tsapa rehefa mihira!!! Raha tsy izany mantsy no miseho dia tokony handinin-tena isika Mpanakanto sao mamita-tena sy mamitaka ny hafa ... Homba antsika mandrakariva ny Tompo Tena tia Fatratra Antsika!
Mankasitraka indrindra amin'ny fampatsiahivana toy izao ! Mirary soa !
ny fanehoana ny fahaizana anie ka fomba fideràna ny Tompo ihany koa e... Talenta nomen'ny Tompo io ka aoka tsy ho afenina, fa entina midera ny Anarany masina. Mahereza daholo rahalahy sy ranabavy mpiara-midera
Tena anisan'ny mpankafy ny kantonareo The Singers of Jesus ny tenako , tsara tokoa ny hiranareo rehetra , nisy fotoana nanao fitoriana an-kira taty aminay FJKM Anjanahary Maritiora ianareo ka anisany nijery ny tenako , tsara tokoa ny seho sad nandray hafatra tokoa t@ zan saingy ny naha-déçu kely fotsn de ny tsy fahitana anareo au grand complet t@ izay ! fa bon mankafy anareo foana zah ! Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hanome anareo hery mandrakariva hahatontosanareo ny asa tsara izay efa Napetrany t@nareo ! Misaotra #Lovatiana_RATSISOMPATRARIVO @le partage a !
Mankasitraka indrindra e! Atao ahoana moa fa miha-betsaka ny andraikitra dia somary betsaka no raikitra fa manohy ny asa fanompoana foana ny The Singers of Jesus ;)
tsara beuh
Enganie mba ho tanteraka ny voadinareo eo anatrehan'ny Tompo ry zandrimalala!!! <3 Mahereza daholo o!
Tsara Ianao Ry Tompo
tsara tena tsara IZY :) mampahery anareo hatrany @ fitoriana sy ny fiderana
Fhjfy
tena tsaraaaaa :)
Jesosy anie hitahiry anareo tsy misy ho voarombaka eo an-tanany 🎒💌🎑😊
Amen !
Ny TOMPO anie homba sy hitantana anareo hatrany!!!! Fitaovana mahery eo am-pelatanan' Andriamanitra ianareo!
tena tsara ka.
Tsara 👌
Mankasitraka o, Tsra ny Tompo ka mendrika ny hoderaina!