Miavaka loatra ny feon'ilay mpihira. Mankasitraka o
Joany Niaina atotra ohany mama.😂😂😂
Tiako loatra ❤️❤️❤️
Tena tsara be tiko be le hira merci
MAFINARITRA LOATRA FA IZY MIHIRA IO VE ZANAKY NDRINA RAMAMONJY DIA IZA NO ANARANY AZAFADY
Mahafinaritra e! tsara be
Tiko loatra ❤
Tsara be!
Mankasitraka
Tiako loatra ilay hira hitombo talenta hatrany ao am Tompo
Zany ka hira misaotra tpk
Tiako ity hira ity
mankasitraky anareo indrindra Tompoko o fa tsara be
mankasitraka e
tiko be mankasitraka
Tsar
Nanjary fijaliana no hitany, Maty Fanahy izy n'a mbola velona. Nitady hafaliana , .. Olom-baovao izy izao fa novenjena. N'y Tompo no nanolotra azy n'y fiainam-pandresena. Misaotra Azy 🙏❤️