Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2006
  • Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy
  • เพลง

ความคิดเห็น • 160

  • @pierretteandrianirina5383
    @pierretteandrianirina5383 10 ปีที่แล้ว +23

    Ny fanahiko no maniry an'Andriamanitra , fa mangetaheta anao ny fanahiko Andriamanitra ô
    Ray o, tsy mendrika ny hanonona ny anaranao akory ny vavako, satria nanota t@ asa sy ny teny, tsy nanatanteraka ny didinao , nefa Ray o , enao be fitiavana sy be famindram-po , noho izany mamelà ny heloko tompo o, arovy aho tsy ho azon'ny fandrebireben'ny satana @ asan'ny maizina isankarazany ka ampamirapirato @ko ny fahazavanao, ampafantarao ahy fa zava-poana ny fiainana tsy miaraka aminao ray o, ianao no antoky ny fiainana mandrakizay , satria mandalo ny eto antany, ny eo anilanao no tena fiainana. Amen

  • @fabricedebourdon983
    @fabricedebourdon983 4 ปีที่แล้ว +11

    FANAHIKO
    Ny fanahiko no maniry an’Andriamanitra
    Fa mangetaheta anao ny fanahiko Andriamanitra ô
    Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro anao
    Ranomasoko manjary hifalian’ny fahavaloko
    Fiv: Nahoana no mitanondrika ianao
    Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao
    Manantenà an’Andriamanitra ianao
    Fa mbola hidera an-tranon’ny Jehovah.

  • @Chanty007
    @Chanty007 5 ปีที่แล้ว +16

    Ça me touche au plus profond de mon Cœur 💔 😢

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 5 ปีที่แล้ว +16

    2024 Mafy amiko ny mihaino ty hira ty,henoina foana❤️ indrisy! Mandria ampiadanana Neny malalako 😭.Tsy maintsy mitraka ,tsy mahonon- tena aho💔😭

    • @heavenlydad
      @heavenlydad 3 ปีที่แล้ว +1

      Mahareza mandrakariva, mbola hihaona amin'ireo Malala izay efa nilohalalana antsika isika raha samy mihezaka mikatsaka mandrakariva ny SitrApon'Andriamanitra amin'ny fiarahana tsy tapaka @ Fanahy Masina izay any afaka manampy antsika handeha aimn'ny LALANY sy ny SITRAPONY. Tahin'i Tompo mandrakariva ô

    • @sahondrarey-vignau2071
      @sahondrarey-vignau2071 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko 😢

  • @daddyfano
    @daddyfano 10 ปีที่แล้ว +16

    mila miarina foana fa tsy mba kivy izany miaraka amin'ny TOMPO!!!

  • @09noro
    @09noro 5 ปีที่แล้ว +2

    Nahoana no mitanondrika ianao , Ry fanahy ka mitoloko anatiko ao , Manantenà an’Andriamanitra ianao , Fa mbola hidera an-tranon’i Jehovah.

  • @randrianariveloanja1477
    @randrianariveloanja1477 3 ปีที่แล้ว +12

    Merci Ndriana Ramamonjy pour ce bel héritage que tu nous a laissé. Repose en Paix.

  • @rantoniainarandrianianja2185
    @rantoniainarandrianianja2185 7 ปีที่แล้ว +2

    tena tsar le hira,mampiseho fa ny teny malagasy d oentina iderana an'Adriamanitra

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 หลายเดือนก่อน

    Nahoana no mitanondrika ianao ry fanahiko ??? 🥺 nefa eo foana izy Andriamanitra mapitraka anao ❤️‍🔥 amin'ny alalan'ny zanany dia i jesoa kristy zany ❤️ Alléluia 🌿🪻⚘️🌿

  • @nomenjanaharyelysee1055
    @nomenjanaharyelysee1055 4 ปีที่แล้ว +2

    Ndriiii! torotoro mintsy ny fo miheno ity hira ity !
    makasitraka eee! !!!
    #Ndriana Ramamonjy

  • @ginetteandrianalison7757
    @ginetteandrianalison7757 11 ปีที่แล้ว +4

    misaotra indrindra an'i rahalahy ndriana ramamonjy, tsaroanay koa ny fampianarana nentinao ho an'ny ankizy sy ny tanora tao @ fiangonanay. ho lava velona eo @ fanompoana ny tompo e!!

  • @alainericrakotomalala8376
    @alainericrakotomalala8376 9 ปีที่แล้ว +4

    salama daholo, raha ts diso aho i Mirana io mihira io hira io. Tena kanto tokoa, mpiara mianatra talou tao am lycée Jules ferry, efa nanan-talenta atram'izay izy, ary mahafinaritra ny fitondrany ny talentany hiderana an'Andriamanitra. Izaho anisan'ny mpaka fy manokana ny sangan'asan'i Ndriana Ramamonjy, tena mpamorona andrarezina enao zoky lahy, tena mandona ny fo ary mampifanantona amin'Andriamanitra ny hira foroninao

    • @razafindrakotonomena639
      @razafindrakotonomena639 4 ปีที่แล้ว +1

      Alain Eric Rakotomalala izy tokoa io ary misy tarika izay iarahan am namany ry kala vazo

  • @robivolatianalabelle554
    @robivolatianalabelle554 8 ปีที่แล้ว +2

    tena maniry Andriamanitra tokoa mangataka ny fanahy masin Andriamanitra mba hampiorina sy hampietra@ fïnoana an i Jeso Kristy zanak Andriamanitra velona any Nazareta

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 7 ปีที่แล้ว +5

    tsara zany ra hira an! Hafa ihany oa ny hira fiderana eh!

  • @antoniojean8727
    @antoniojean8727 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara loatra! mampitomany miheno azy satria tsara laotra

  • @emierabearisoa3974
    @emierabearisoa3974 8 ปีที่แล้ว +3

    misaotra andriamanitra nanome talenta n pamorona ny tonokira fa tena mapahery tokoa misaotra jesosy

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 7 ปีที่แล้ว +7

    Kanto ery lay tononkira.Mankasitraka e!

  • @irenevanessa8961
    @irenevanessa8961 8 ปีที่แล้ว +5

    j'aime trop tena maduna fo💖💖 tsara be

  • @zoel210377
    @zoel210377 11 ปีที่แล้ว +4

    Misaotra mampahery ny reraka sy ny mangetaheta an' i JESOSY e!

  • @andouiillee
    @andouiillee ปีที่แล้ว +2

    Ny fanahiko no maniry an'Andriamanitra
    Fa mangetaheta anao ny fanahiko Andriamanitra ô
    Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro anao
    Ranomasoko manjary hifalian'ny fahavaloko
    Nahoana no mitanondrika ianao
    Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao
    Manantenà an'Andriamanitra ianao
    Fa mbola hidera an-tranon'i Jehovah.
    Traduire en français

  • @malalatinahtinah9695
    @malalatinahtinah9695 2 ปีที่แล้ว +1

    🙏🙏❤❤❤❤❤tsara lotra mankasitraka

  • @anthonybmanampisoa9645
    @anthonybmanampisoa9645 ปีที่แล้ว

    Tena mbola kely mintsy i Mirana izany teto an.Ary kay ve izy tao amin'ny tarika Ndriana Ramamonjy e.

  • @voaharyranaivojaona7894
    @voaharyranaivojaona7894 8 ปีที่แล้ว +4

    Amen !Manantena Anao foana foana aho Andriamanitra o !! tsara tena tsara le hira; mandona fo be !!!

  • @mirannadamour6499
    @mirannadamour6499 5 ปีที่แล้ว +3

    Mila ny Fanahy Masinao aho Andriamanitra ô!

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 11 ปีที่แล้ว +3

    Mamelombelona ny fanahy mihitsy zany hira zany!!

  • @jhonyfredrazafindrazaka3449
    @jhonyfredrazafindrazaka3449 2 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra e! Tena mampahery ny osa.

  • @poumierame7684
    @poumierame7684 11 ปีที่แล้ว +21

    Tsy mahaloa-peo @ fahatsaran'zany hira zany. Ny Tompo hanome mandrakariva ny fahasoavany @ao hikitika ny fo sy fanahinay mpihaino hanova anay hihaina ny Fitiavana tanteraka. Misaotra indrindra

  • @kessiyanis919
    @kessiyanis919 10 ปีที่แล้ว +3

    Sakafom-Panahy mahavelona! Misaotra e!

  • @natacharamananarivo1448
    @natacharamananarivo1448 8 ปีที่แล้ว +4

    tena mamelombelona aina tsara izany hira izany sady mampisaina tsara

  • @miaranaandrianasolo2373
    @miaranaandrianasolo2373 11 ปีที่แล้ว +1

    ééé,gloire a dieuuu le sauveur

  • @mandaandriamitantsoa7730
    @mandaandriamitantsoa7730 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra Anao Ray o fa nanome fifaliana anay ny sangan'asany. Raiso any Aminao ny fanahiny

  • @mickaellaraoelina1405
    @mickaellaraoelina1405 6 ปีที่แล้ว +2

    Tu me manques Mamie 😍😍😍 mon enfance 😍

  • @elmondmaury7664
    @elmondmaury7664 3 ปีที่แล้ว

    Ho an'Andriamanitra hirery hiany ny voninahitra Mandrakizay Amen Amen ✝️✝️🙏🙏💒⛪❤️❤️

  • @suzanneraharilalao7033
    @suzanneraharilalao7033 5 ปีที่แล้ว

    Tena latsaka ato anatiko mihitsy ny hiran'i NdrianaRamamonjyMerci bcp

  • @franckmario8884
    @franckmario8884 4 ปีที่แล้ว

    Maniry an'Andriamanitra ny fanahiko.. tena kanto loatra! mankasitraka

  • @tovorakoto695
    @tovorakoto695 7 ปีที่แล้ว +3

    Tsisy madilana hotentenina ny tonon-kira, ravahin'ny angolam-peo mahavaky fo tokoa

  • @gasympandalo
    @gasympandalo 11 ปีที่แล้ว +2

    Tsara indrindra. Misaotra ny mpamorona. Misaotra Tompo ô.

  • @TheRAZAFIMBELO
    @TheRAZAFIMBELO 12 ปีที่แล้ว +2

    TENA MAMPIETSIPO !!! MISAOTRA!!! NY FEO KOA TENA MANJA BE!!!

  • @Ralandison1
    @Ralandison1 9 ปีที่แล้ว +2

    Eny Tompo ô ! Manantena anao hatrany izahay !!

  • @saholivololo
    @saholivololo 15 ปีที่แล้ว +2

    misaotra fa tena mampahery ! misaotra ny Tompo !

  • @fanjaniainatojosoa9409
    @fanjaniainatojosoa9409 10 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitrak e!!! Mapitombo ny aimpanah

  • @aimeeaimee5887
    @aimeeaimee5887 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra sy mankasitraka indrindra nizara , hira tena ankafiziko 🙏🙏🥰🥰

  • @riantsobernardo2553
    @riantsobernardo2553 5 ปีที่แล้ว +1

    tena mandona ny fo amanpanahako io ah tena milay eeeeh

  • @randrianavonyantonio5927
    @randrianavonyantonio5927 3 ปีที่แล้ว +9

    Repose en paix Ndriana Ramamonjy

  • @heavenlydad
    @heavenlydad 3 ปีที่แล้ว

    Samia mahary mandrakarivaisika rehetra , mbola hihaona amin'ireo Malala izay efa nilohalalana antsika isika raha samy mihezaka mikatsaka mandrakariva ny Sitrapon'Andriamanitra amin'ny fiarahana tsy tapaka @ Fanahy Masina izay any afaka manampy antsika handeha amin'ny LALANY sy ny SITRAPONY. Tahin'i Tompo mandrakariva ô

  • @garniernina9414
    @garniernina9414 5 ปีที่แล้ว

    ndriiii! 😍😧😓

  • @cchanelle
    @cchanelle 17 ปีที่แล้ว +2

    Mahafinaritra e... Andriamanitra no fiainana ....

  • @tinazanakaandapa9600
    @tinazanakaandapa9600 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompokooo fa tena tsara be sady nandona fo be lay hira mankasitraka 🙏 Andriamanitraô mila anw ny fanahiko

  • @Andamioly
    @Andamioly 14 ปีที่แล้ว +3

    Avy hatrany dia mampitraka ny fanahiko !

  • @harishue
    @harishue 5 ปีที่แล้ว

    Hira fiderana tena tsara!

  • @lalaoranaivo3542
    @lalaoranaivo3542 5 ปีที่แล้ว

    Tsara NY hira ary tsara NY feo. Tsara NY mankalaza NY Tompo amin'ny andro rehetra.Merci

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo9003 4 ปีที่แล้ว

    Ry ziona fiakaramideza o tsy maintsy Mbola ho Tonga hatrany
    N'y yzahay

  • @rabetafikasaholy5757
    @rabetafikasaholy5757 8 ปีที่แล้ว +1

    Tsara Be!

  • @oliviermiotisoa9790
    @oliviermiotisoa9790 8 ปีที่แล้ว +2

    Sakafom-panahy:mankahery!!!!Misaotra anareo.

  • @willaimrandrianarison4855
    @willaimrandrianarison4855 11 ปีที่แล้ว +2

    misaotra betsaka e!

  • @josetteduchet7152
    @josetteduchet7152 9 ปีที่แล้ว +6

    J' aime trop cette chanson

  • @andriramarozatovo9679
    @andriramarozatovo9679 8 ปีที่แล้ว +3

    Tsara ny midera ny Tompo, maniry ny zava-panahy

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 8 ปีที่แล้ว +3

    ny fanahiko tena maniry anao andriamanitro o

  • @blandineachrah1179
    @blandineachrah1179 6 ปีที่แล้ว

    adrinitro nifahiko any aminao jesos io amen

  • @mia9029
    @mia9029 7 ปีที่แล้ว +2

    "Nahoana no mitanondrika ianao ry fanahy ka mitoloko anatiko ao?"

  • @totosikelyfaliarivo1976
    @totosikelyfaliarivo1976 8 ปีที่แล้ว +5

    tena tiako le hira e! mampitraka ny fanahiko ilay izy, misaotra Tompo ô!

  • @vazomilayify
    @vazomilayify 12 ปีที่แล้ว +1

    tiako be, mampihetsi-po sady mahamanina

  • @oceanerama5028
    @oceanerama5028 9 ปีที่แล้ว +2

    magnifique chanson

  • @ketakarasoa9054
    @ketakarasoa9054 4 ปีที่แล้ว +1

    Anisany hira piderana manome tosika fanahy ahay hatoky misy Andriamanitra manome hery ho ahy sy ho anao isika
    otrany oe Mirana tarika Rikiala vazo vehivavy iray

    • @chrisrakotovao
      @chrisrakotovao 3 ปีที่แล้ว

      I Mirana mhitsy io manao 1ère voix io ka

  • @catherinerasoamalalabestin8800
    @catherinerasoamalalabestin8800 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra n'y Tompo zay tsy mitsahatra mizara n'y fanomezam pahsoavana @ ireo mpanompony hampahery n'y olony.

  • @i.rzf10
    @i.rzf10 ปีที่แล้ว

    cette musique me fait beaucoup à ma grand-mère elle l'écoutait tt les jours :( la voila partie rejoindre notre père qu'elle repose en paix amen

    • @user-ph5bz1ki5p
      @user-ph5bz1ki5p 4 หลายเดือนก่อน

      Misaotra tompoko makasitrak e

  • @gffgbdggsdgbc4189
    @gffgbdggsdgbc4189 8 ปีที่แล้ว

    Tsara ity hira ity misaotra anizay nizara ary mankasitraka NY mpanakanto Gasy fa mahafinaritra e!

  • @cathycaron2242
    @cathycaron2242 2 ปีที่แล้ว

    Mamy ny mody eeee

  • @styleyfrancky9128
    @styleyfrancky9128 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiako marina ity hira ity ka.

    • @tinamami1861
      @tinamami1861 5 ปีที่แล้ว +1

      Styley Francky 👍👍

  • @jhonyfredrazafindrazaka3449
    @jhonyfredrazafindrazaka3449 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra e.

  • @ritaedmine3145
    @ritaedmine3145 6 หลายเดือนก่อน

    Amen 🙏🙏

  • @ramanoelinatsinjodo8315
    @ramanoelinatsinjodo8315 2 ปีที่แล้ว

    Ranomasoko manjary hifalian'ny fahavaloko

  • @danielalanono1366
    @danielalanono1366 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara e marary aty @ hopital za io tena kivy nefa maheno lay hira dia tena velom'bolo ndray

  • @albanenanou6322
    @albanenanou6322 8 ปีที่แล้ว +4

    magnifique la voix ❤❤

  • @rynahanthonyo8931
    @rynahanthonyo8931 5 ปีที่แล้ว

    j'adore cette chanson

  • @antoineantoine6229
    @antoineantoine6229 7 ปีที่แล้ว +3

    aime cette mélodie

  • @vanessaandriana6936
    @vanessaandriana6936 ปีที่แล้ว

    Dadabe 🙏🕊️🕊️

  • @norosahondrarazafindrakoto5541
    @norosahondrarazafindrakoto5541 4 ปีที่แล้ว

    Mila mahatoky , manana fanantenana an'Andriamanitra , midera azy ianao eo @ fiainana mandrakariva

  • @clarisserajaonarisoa2989
    @clarisserajaonarisoa2989 3 ปีที่แล้ว

    Ndroooo
    Malahelo.mafy za zany ehhh

  • @rasolomadiharivelojules6632
    @rasolomadiharivelojules6632 12 ปีที่แล้ว +2

    misaotra eh

  • @hasinahot5851
    @hasinahot5851 4 ปีที่แล้ว +1

    Fanahy Mpampahery no omen'ny Tompo antsika

  • @kingeddie1956
    @kingeddie1956 7 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra be ilay hira

  • @bondyalan5656
    @bondyalan5656 4 ปีที่แล้ว

    Tena manafana fanahy

  • @yayachristine1988
    @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +1

    I Mirana ao @ tarika Ry kala vazo nge io e

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 4 ปีที่แล้ว +5

    AMEN 💖

  • @nadiafatty6620
    @nadiafatty6620 5 ปีที่แล้ว +1

    J'aime trop

  • @fanjaraoily4905
    @fanjaraoily4905 7 ปีที่แล้ว +1

    Amen!

  • @rjey001
    @rjey001 11 ปีที่แล้ว +2

    misaotra Jesosy

  • @fenosoa8546
    @fenosoa8546 8 ปีที่แล้ว +2

    tsara be

  • @TolotraFanomezantsoa
    @TolotraFanomezantsoa 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitrak e f tena mampaher

  • @alicyaftn
    @alicyaftn 8 ปีที่แล้ว +5

    mampintsangana aminy andro mahakivy

    • @tinamami1861
      @tinamami1861 5 ปีที่แล้ว

      Alicya Fontaine tena marina fa tena mapahery tokoa

  • @marienarsama4365
    @marienarsama4365 3 ปีที่แล้ว

    Gloire adieu aux plus haut des cieux triste cette chanson

  • @razanakotosandypriscilla5419
    @razanakotosandypriscilla5419 7 ปีที่แล้ว +1

    tsara lo le hira eee!!!!!!

    • @tinamami1861
      @tinamami1861 5 ปีที่แล้ว

      RAZANAKOTO Sandy Priscilla 👍👍

  • @titirse1479
    @titirse1479 5 ปีที่แล้ว

    Maniry anao ny fanahiko Andriamanitra o

  • @naingrand5489
    @naingrand5489 7 ปีที่แล้ว

    tiko b ty hiranareo ray ty, ts andriko mints ijerena nareo rapitso 4 juin 2017 any Rome

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว

    Amen!!!

  • @rasoanarivelosarah365
    @rasoanarivelosarah365 10 ปีที่แล้ว +7

    misaotra @mpamorona fa tena tsara tokoa ity hira ty .ny ao ambony anie anome saina hatrany anareo ahafahanay matoky sy mino tokoa

  • @hasoamiaro5127
    @hasoamiaro5127 ปีที่แล้ว

    AMEN ❤🙏

  • @norbertine3688
    @norbertine3688 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤❤❤❤

  • @tinamami1861
    @tinamami1861 5 ปีที่แล้ว

    misaotra betsaka f tena mapahery tokoa 🌹🌸🌹