Novelariny Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • NOVELARINY
    Novelariny ao am-poko ankehitriny
    Ny hazavana izay nitantanany ahy
    Ny fiainako rehetra feno ny Fisiny
    Ka ny lalako lasa lavitra ahiahy
    Fa nasehony ahy ny halemem-panahy
    Faharetam-po Izay tena lehibe
    Izy ninia, sahy ho tia ahy
    Izy mpitia, mpihaino sy mpandre
    Jesosy ô, Jesosy ô
    Tiako loatra
    Ny Fahasoavanao
    ô ô Jesosy ô, Jesosy ô
    Tsisy mihoatra
    Ny Fitiavanao
    Tsy ho soloiko fa Izy tsara ho ahy
    Ny finoako nofenoiny ny fanahy
    Ny Fitiavany no antoky ny foko
    Izy no hany faneva hijoroako
    Raha manana an’ Jesosy aho manana ny Ray
    Maniry aho ho toa Azy rahatrizay
    Ka ny vavaka atao ho fihiram-baovao
    Izy anie ho tafaorina ao am-poko
    Jesosy ô, Jesosy ô
    Tiako loatra
    Ny Fahasoavanao
    ô ô Jesosy ô, Jesosy ô

    Jesosy ô, Jesosy ô
    Tiako loatra
    Ny Fahasoavanao
    ô ô Jesosy ô, ô ô Jesosy Ô
    Tsisy miotra ny Fitiavanao
    Ny Fitiavanao
    ô ô Jesosy ô, Jesosy ô
    Tiako loatra ny fitiavanao
    Suivez-nous sur les réseaux sociaux
    Facebook | / rijarasolondraibeofficiel
    Instagram | / rijarasolondraibeofficiel
    Site web | rijarasolondra...

ความคิดเห็น • 6