TAZOMY NY FINOANAO , AZA TERENA NY OLONA , AFAKA TSY MINO IANAO FA AVELAO NY OLONA HIVAVAKA ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • NY HABADOANA IRERY IHANY NO MAHATONGA IZANY ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

ความคิดเห็น • 13

  • @bienvenuerahoilijaona1164
    @bienvenuerahoilijaona1164 13 วันที่ผ่านมา +2

    TENA MARINA ITY,
    anaty fianakaviana dia TERENA FOTSINY NY OLONA 1 HIVAVAKA HONO!

  • @hilarionrandria9164
    @hilarionrandria9164 19 วันที่ผ่านมา +4

    Hombako manana 🙏

  • @LiokaLioka-bj1xg
    @LiokaLioka-bj1xg 19 วันที่ผ่านมา +1

    Samy mananja anilay inony de vita fa iza lo Koto no manery n'y olona tsihivavak Samy manana ny badony io

  • @ArmandMamba_
    @ArmandMamba_ 19 วันที่ผ่านมา +2

    ny fivavahana malemy no mila mitori (mila propagation), manao forcing s mila vavolombelona/ Témoignage (mila oe efa tanteraka ny volazan Prophétie), ny mahery tsy mila an zany , tsy mila toriana. Misaotra Kota a👍 , marina ny voalazanao momba ny Comores sy Inde zany (za @zao aty Inde)

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 19 วันที่ผ่านมา +1

    TSY afaka @ ity koto ity, mihintsy ny fanambaniana ny olona tsy mitovy hevitra aminy. Lazainao indray fa tsy nahafantatra ny nidiran'ny kristianisma teto Madagascar ny mpino. Complexe d'ancien colonise révolte no manentana an'i Koto. Fa inona moa ry koto be saina no tsy nentin"ny vazaha teto amintsika; raha tsy hijery afatsy ny taranja nianarana fotsiny : math, physique, chimie...Fa angaha nisy avy @ ny razana ireo kanefa hianarana any an-tsekoly.
    Raha ny lafiny ara-panahy dia nino ny malagasy fa misy Zanahary namorona antsika. Ny olana dia tsy misy fantatra izay momba afatsy ny hoe namorona ny malagasy fa tsy fantatra izay tanjony. Fantatra fa mahita izay miseho eto amboniny tany fotsiny izy.
    Tsy mba tahaka izany ny momba an'Andriamanitry ny kristianina satria voarakitra ao anaty Baiboly avokoa ny momba azy, ny namoronany ny olombelona, ny planin'ny famonjena rehefa lavo ny olombena. Tsy ny vazaha izay tsikerain'i Koto ny mpino no namorona ny fivavahana kristiana fa ny zanak'Israely izay nomen'Andriamanitra ny teniny no nandrakitra ireo tao anty Baiboly. Ny vazaha noho ny fahaizany ny imprimerie no nanonta ny Soratra Masina ary nana-paritaka azy eran-tany fa tsy ny teto Madagascar itery. Ka fenoy kely ny fahaiza mamakafakanao fa tsy ny frantsay no namorona ny religion chrétienne fa Jesosy Kristy niaraka t@ ireo mpianany 12 lahy voalohany.oh
    Fantatro Andriamanitra @ alalan'ny baiboly ny Andriamanitra hinoako, fantatro ny antony namoronany ahy, fantatro ny antom-pisiako eto an-tany fa tsy voafetra @ 70 na 80 taona fotsiny toy ny finoan'ny athée. Finoana io,, tsy hanetena ny olona fa safidy malalaka. Ary , tsy olona tsy nianatra ihany no nisafidy ho krstianina, fa ao @ fiangonako dia misy ingénieur, dokotera, banquier, scientifique....Olona nisaina ireo vao nanao ny safidiiny angamba. Izay dia safy citoyen ny firenena hitoeranay no kristianina ; omenay an'i Cesar izay an'i Cesar izay azy - impot, adidy @ fiaraha-monina... ary an'Andriamanira izay Azy, tsy misy hidiran'i Koto.

  • @RAKOTONAIVOANDONIAINA
    @RAKOTONAIVOANDONIAINA 19 วันที่ผ่านมา +4

    Diso be ianao ry Koto amlay eritreritra we ny Christianisme no mahatonga lay toetra ratsy sy faharatsiana eto Madagascar. Ianao ihany no niteny fa Jesosy nanasitrana andro sabata. Ny hakamoana no fototry ny fahantrana ny gasy. Ny tena Kristianina dia olona miasa ary tena miasa. Ny hakamoana no base ny fahantrana eto Madagascar point. Tsy misy idiran'ny finoana zany. 😅

  • @hafarorecworld8392
    @hafarorecworld8392 19 วันที่ผ่านมา +1

    Fa ny gasy koa anie manan-tsafidy e. Fa ilay philosophie-n'ilay fivavahana mihintsy no mety amin'ny toe-tsainy malagasy. Mitovy amin'ny fifidianana ihany io. AREMA - TIM - TGV... sy mbola hiova ho avy eo. Taloha izao ny catholique sy ny protestant zao no finoana betsaka teto Madagascar nefa amin'izao efa betsaka ny miova midika izany fa efa manombola misafidy. Fa ilay fivoarana no somary tsy zakan'ny malagasy satria te ho vazahavazaha fiaina izy satria izay ilay atao hoe mandroso ka rehefa mandroso dia miala amin'ny fiainana sy toe-tsaina ambanivohitra noho izany miala fombafomba. Fa ny malagasy mila mino zavatra, tsy mety amin'ny ny Hindouisme, tsy mety amin'ny bouddhisme, ny islam zao no mety aminy fa manakaikikaiky ny afrika ny arabo moa fototra amin'ny kristianisma.

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 19 วันที่ผ่านมา +1

    je te demande toujours , est ce que le Dieu de tes ancêtres expie nos fautes , extirpe nos transgressions dans le coeur ? t as toujours pas répondu

  • @kristakristiaoe2354
    @kristakristiaoe2354 19 วันที่ผ่านมา +2

    Sao dia diso fahavalo ary ianao ry Koto. Afangaronao ny mpamono olona sy ny kristiana. Ianao ve mihevitra fa talohan' ny ny nidiran' ny fivavahana kristiana dia tsy nisy ny faharatsiana fa samy anjely avokoa ny olona rehetra fa ny kristiana no namorona ny vonoan' olona, ny fijangajangana sy ny halatra? Amiko amin' ny fiarahamonina rehetra na Kristiana na jentilisa, dia samy misy olom-banona ary misy olon-dratsy. Raha hitarika izany dekristianizationa izany hianao dia hiala maina. Ianao ve hihoatra ny Kaisara Romana Neron sy Diocletien izay nanjedaka ny kristiana an' arivony fa tsy nahovoka sa ianao mihoatra ny filozofa Karl Marx sy Nietsche izay namongotra ny Kristianisma fa reraka fotsiny. Efa ho 2000 taona no nisian' ny fivavahana Kristiana eto antany ka tsy hoazonao ravana mihitsy. Ny mampahantra ny gasy dia ireo vahiny mpandraharaha, ny arabo silamo, ny karana hindoista sy ny sinoa bodista izay mibodo ny harena eto Madagasikara ary manao saribakoly ny mpitondra ka ireo no tokony hiadianao.

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ 19 วันที่ผ่านมา +2

      malemy zany ny Kristianina sy ny fivavahany manoloana ny arabo silamo + karana hindoista + sinoa bodista mato mbola mahantra fona n mada

    • @lantz-258
      @lantz-258 9 วันที่ผ่านมา

      ​@@ArmandMamba_❤

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 19 วันที่ผ่านมา +2

    Amiko n'y fivavahana no fanompantsampy