Afakandro Christian - MANANA CANDIDAT IZAHAY ARY TSY HANAIKY NY PARACHUTAGE ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Tsy maintsy atao ny famerenana ireo fanan'ny commune very sy bodoin'olombitsy ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

ความคิดเห็น • 25

  • @Fatouma-u3p
    @Fatouma-u3p 11 วันที่ผ่านมา +5

    zahay mila olo marina, olo tsy mavandy, mahay manaja olo, mahay miresaka ,mahay fandrahy aminy olo, araka resaka nataonao no hilahy nay merci beaucoup ranadahy zagnahary hanampy anao ❤

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky 10 วันที่ผ่านมา +2

    Aza miseho milay eo

  • @christianrafelimanana593
    @christianrafelimanana593 10 วันที่ผ่านมา +5

    Tsy lany teo ianao député raha tsy n'y firaisankina no nanolotra anao,aza mitsipa-doha lakana nitana,misy ny discipline n'y antoko,izay tsy manaraka an io dia mametraka fialana

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 11 วันที่ผ่านมา +5

    Fa ilay firaisan-kina ve ampiasaina rehefa te-ho lany sa mba misy charte hoe izay eken'ny maro an'isa e! Raha tsy izany mantsy dia hiditra ny sasany rehefa te-hiditra izy ary mivoaka izy rehefa te-hivoaka. Monsieur Afakandro, ao anaty vovonana politika ianao, dia hajao ny charte misy ao amin'izao vovonana politika izany.

    • @ravelonoro8774
      @ravelonoro8774 11 วันที่ผ่านมา +2

      izy aza fa lasa akama bonne ny voasary mavo iny ko nefa de vava re zao natao zao e,,,izy de tena tia tena be,,tsy te hahalala refa lany,,,ary Siteny koa tsy miteny amin’ny ty olo mpamadika ty😢

    • @mamidorica
      @mamidorica 9 วันที่ผ่านมา

      Ny tombotsoan ny vahoaka aloha vao tombotsoa antoko politika

    • @lovarajohnson133
      @lovarajohnson133 9 วันที่ผ่านมา

      @@mamidorica Bah, on est totalement dans l'anarchisme si personne ne respecte la discipline d'un groupe. Samy hanao izay tiany hatao dia korontana no hiseho. Tokony hiala ao amin'ny firaisan-kina Monsieur Afakandro, dia mazava ny resaka, ary tsy hatolotrin'ny firaisan-kina koa ny kandidany, dia samy miala.

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 10 วันที่ผ่านมา +2

    Izao sahady, sambany naazo toerana dia izao. Tokony manaja ny fitsipiky ny vovonana ianao fa tsy lany ianao raha tsy t@ Firaisankina.

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 11 วันที่ผ่านมา +4

    Ny Président teo aloha Rivo Rakotovao no fantatra ho kandidà BTnna. Natolotry ny Vovonana FIRAISANKINA (olomaro), zanaka Mahajanga😮 ary vanona.!!!????
    Tsy mahintsy misy mamalakira foana ve?
    Misy raha la terre eee

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana 9 วันที่ผ่านมา +1

    Cadident ny afakandra pds natolotrin ny tgv teo taloa olona i tgv

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 10 วันที่ผ่านมา +1

    Miseho milay be ity afakandro ity rehefa lany député

    • @mamidorica
      @mamidorica 9 วันที่ผ่านมา

      Tsy misy. Maharatsy ny miseho milay raha hahavita. Au moins il a de l ambition. C’est un bon début.

  • @andriambelotsarafaradenis8216
    @andriambelotsarafaradenis8216 11 วันที่ผ่านมา +2

    Mrc honorable aa hanjary rahaty mifohaza mahajanga ooohh

    • @Fatouma-u3p
      @Fatouma-u3p 11 วันที่ผ่านมา +1

      @@andriambelotsarafaradenis8216 inchallah amine

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 11 วันที่ผ่านมา +3

    Bonjour zoky be makasitraka❤🇲🇬🇲🇬

  • @arthurnoelyrabemihoatra5105
    @arthurnoelyrabemihoatra5105 11 วันที่ผ่านมา +2

    Bravo bravo Christian ! Esory any daholo ireo voay be mitady seza fotsiny ireo.

    • @Fatouma-u3p
      @Fatouma-u3p 11 วันที่ผ่านมา +1

      @@arthurnoelyrabemihoatra5105 maneky raha volagninao zao

  • @suzanneolgaravaonoro9702
    @suzanneolgaravaonoro9702 11 วันที่ผ่านมา +1

    5 taona latsaka tsy lany zao vao lany?????

  • @user-sadika
    @user-sadika 11 วันที่ผ่านมา +1

    Na iza atolotrareo eto dia, cadidat bananiere sy primate daholo. izay no azo ambara

  • @nadiajhayras4372
    @nadiajhayras4372 11 วันที่ผ่านมา +2

    Mahajanga 1
    Izy anao sa rivo rakotovao
    Mahajanga 2 izy ndray anao sa Rivo?
    Tokony mizara nareo roa samby milatsaha 1,2 mb mifandamina ho fanavotana CU mahajanga 1,2 io

  • @MimoMax-o9k
    @MimoMax-o9k 11 วันที่ผ่านมา +1

    ka mba mafana loatra fa mbola misy taloha nao ts misy olo mahavita tena zan

  • @suzanneolgaravaonoro9702
    @suzanneolgaravaonoro9702 11 วันที่ผ่านมา +1

    Amboaro fa aza be resaka eo
    Action no ilaina zao satria anao fa ao.

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 11 วันที่ผ่านมา +1

    fahamarinana ino?

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 11 วันที่ผ่านมา +2

    Là par contre, je suis pas d'accord avec vous!