MIKASIKA NY POST NATAON’ INGAHY JEANNOT RAMAMBAZAFY MAHAKASIKA AHY ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Betsaka ny zavatra azontsika tsoahina . Tsy izay nianatra dia manampahaizana . Aza manaiky ambanian'ny olona be dilplôma raha tsy nanana occasion mba nianarana nareo ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

ความคิดเห็น • 31

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 วันที่ผ่านมา +3

    Ny tenako dia tena tsy mankasitraka ity Jeannot Ramamba ity mihitsy fa omeko rariny izy satria marina ny zavaboalazany tamin'ity. Ialah kosa ange miseho azy ho ahay be, latsaka ambany ireo Professeurs raha olona zara raha manana licence ne maitrise no miseho mitatatata mankaleo eto @ réseau social eto. Ny fahatsapako anefa dia mitompoteny fantatra @ zavadrehetra kanefa basique avokoa no fahalalan-drangah. Ny tena tsy tantin'ny olona ary hananan'ialahy fahavalo dia io toetran'lah rainidedaka trop io, manambany sy manivaiva izay tsy mitovy hevitra @ lah. Maninona anefa raha mba ianarana lalina aloha ny sujet iray vao mieritreritra hampianatra olona e. Dia mba mahatantesa letsy valinkitsaka a. Mbola i Jeannot adala io fa ho avy koa ny hafa dia ho reraka eto ialahy. Intelligent be aho hoe, ny zanako zao e,... mandrebireby fotsiny.

    • @hanitranil4489
      @hanitranil4489 วันที่ผ่านมา

      Zany mintsy 👍

    • @JocelyneRakotondraibe
      @JocelyneRakotondraibe วันที่ผ่านมา

      sady i koto wa marina fona2 ,nefa izy koa manambany olona de rafa ataon olo tsy mazaka

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 วันที่ผ่านมา +3

    Andramo indray hoe letsy ny silamo a. Misy zavatra betsaka azon'lah resahina koa ange ao raha te hanahy vary ao ialahy e! Sa tsy mahasahy sao hotapahandreo loha?

    • @noaxpixfull7880
      @noaxpixfull7880 วันที่ผ่านมา

      Mitovy daoly refa religion samy manipulation mampiditra firy milliards isatona n'y la Mecque refa Misy pèlerinage

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q วันที่ผ่านมา +2

    ianao mi attaque gasy môla môla ery, ka attaquer-n'ny gasy vao milalala, odoie
    ny atao ihany no miverina ry Koto ah
    tsy hoe namaky karazana boky marobe ianao dia hoe tapipahaizna, marina loatra ny tenin'ilay journaliste, mbola serveur aloha ny asanao hatreto fa mbola tsy patron
    anjara na hoe destin ny fiainana ka aza mitsara fahatany raha tsy tiana ho tsaraina

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 วันที่ผ่านมา +1

    Ny olona rhtr miteny, miala nenina amy ty koto be dedaka sy miady amy rhtr ty.... Fa raha zaho de tsy misy iraharahiako zay lazainy... Olona marary saina... Fa na Andriamanitta aza tsy mahay noho izy. Lol

  • @SabineJeremie-m7q
    @SabineJeremie-m7q วันที่ผ่านมา +1

    Ka ianao milaza oue
    JESOSY no nanampy anao t@ fiainanao, nefa ianao Zao milaza fa tsy Mino n'ai Azy. Tena hafahafa.😮😮😮😮!!!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Tsy azonao tena n'y Ilona iray hino n'a tsy hino anandriamanitra

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Monsieur ramambazafyio charlatan

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Chacun fait fait ce qu'il lui plaît plaît plaît😂

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 วันที่ผ่านมา

    teneno koa hoe mamo lava tsy manaja tena io olona io .. hitako notenenin’ingahy Fleuris

  • @Smymahl
    @Smymahl วันที่ผ่านมา +1

    Ty koto ty manana pb @ zao olona rehetra zao avelao ny finoan olona fa rehefa tsy mino d mangina fotsiny fa miseho milay lotra

    • @hervrasam
      @hervrasam วันที่ผ่านมา

      Boay kely maninengany @ TH-cam no hilazan I koto ilay olona entin I Janneot Ramambazafy @ video ! Nefa vao eo izy no milaza fa voavingavinga izy @ maha olona azy 😂! 😂😂 ilay mivilana @ ataony, tsy matotra ( tsy credible) 😢😂

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Fa n'y bado no mijanona ao Madagascar

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Izay no nahahonga azy any Madagascar satria bado

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Bé fialonana ity ramambazafyio

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Terena

  • @felanarazanatsoa1444
    @felanarazanatsoa1444 วันที่ผ่านมา

    Marina loatra ry Koto !

  • @bienvenuerahoilijaona1164
    @bienvenuerahoilijaona1164 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    "Copistes Chretiens"!
    Izay terme izay no TSY LEVON'NY VAVON'IREO ONDRY GASY MPANARADIA an'i Jesosy.
    Tsy mba manana saina handinika ve izy ireo oe?
    - Avy aiza marina ny baiboly?
    - Tsy mba tonga saina oe inn mahatonga ireo hevitra mifanipaka etsy sy ero voasoratra ao?
    - Ohatra akaiky kely lay 25 desambra? Andro noely? Ilay paka izay mitontona alahady foana? Niakarana jesoa izay mitontona alakamisy foana? lay lazaina fa dian'ny zanak'israely tany an'efitra mivenjivenjy ohtr firaka sns.
    ARY INDRINDRA INDRINDRA ny fahatsapana oe :
    IO FIVAVAHANA KRISTIANISMA io anie no ARMES THEOLOGIQUES (DOGMATIQUES) noentin'ireo eropeanina namizanana ireo firenena tiany ho zanahana e!
    Fa dia gaga ianao!
    indray andro nisy debat entre famille taty, @zao situation ny Malagasy izao dia maro ny hevitra oe tena manoatra noho ny t@ny fanjanahantany oe ny. misy antsika @zao! Ary maro ireo havana hita oe tsy te hisaina izany oe mbola vahiny no hanjaka.
    Dia hoy zaho nilaza:
    "@ fomba ahoana moa hialanareo @izany ka na io Andriamanitra TOMPOINAREO SY IVAVAHANAREO IO ANIE KA MBOLA IREO VAZAHA ireo no niteny anareo oe ITY TOMPOY FA IO NO ANDRIAMANITRAREO E"
    ka tsy ho tanteraka mhts izany!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Y a pas de sot métier

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    N'y olona rehetra izao efa hiala ao Madagascar daholo

    • @pavo4160-q8q
      @pavo4160-q8q 9 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      ho aiza nefa?

  • @holyrabearimananiaina1622
    @holyrabearimananiaina1622 วันที่ผ่านมา

    ah lalala merci Koto a Bien dit

  • @jeanrickravelo
    @jeanrickravelo วันที่ผ่านมา

    Ny olona mpanabado rehefa atao hoe bado dia mangotraka sy tafitohina. Ambava homana ampo miheritreritra.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Mialona Anao Io rangahy io

    • @pavo4160-q8q
      @pavo4160-q8q 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      mpamafa vera ve no hialonany, koto tapipahaizana nefa tsy miasa anaty bureau
      fanasana vera angaha hilana diplome , izany ve no nianarana sy namakiana boky marobe sy nitetezna an'izo tontolo izao, hanasa vera fotsiny?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 วันที่ผ่านมา

    Mialona Anao Io monsieur ramambazafyio fa tsy lasa tany suisse😂