NY HABADOAN' IREO MPANOHANA Marc RAVALOMANANA ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 105

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 หลายเดือนก่อน +11

    Raha tsy mety amin'i Koto Ravalomanana mpanao pôlitika : tena tsy olana amiko mihintsy. Fa Ravalomanana MPANDRAHARAHA kosa tokony atosika amin'ny Fandraharahana nataony. Tsy miteny mihintsy anefa i Koto hoe : adidin'ny Fanjakana ny manome ny volan'i Ravalomanana hahafahany manarina tanteraka ny TIKO izay nopotehana tamin'ny Hetsibahoaka. Raha mbola tsy hain'i Koto ny manavaka ireo dia azoko lazaina fa MBOLA BADO KOA I KOTO.

    • @coolman3322
      @coolman3322 หลายเดือนก่อน

      efa ohatrinona milliards no détourner ravalomanana anotanio ratsiramotraka depuis 1996 détourner zareo . hetra hafa koa oui archi vrai. malagasy no mijaly

  • @charlieandrianiaina
    @charlieandrianiaina หลายเดือนก่อน +8

    Bon izay kely fisainana sy vendrana ihany koa ri Koto no mino hoe tena nisy ve izany hetra izany izany a! mandiniha tena. Logique ve ilay hetra, misy fifanarahana ihany koa tao. Ho anay kelikely fisainana tony dia mba nandinika kely ihany hoe otrana tsy logique ilay chiffre be. En plus 2023 leri nahazo nefa izao leri tsy nahazo. Mandiniha ihany e fa sao hianao ilay Kely fisainana a!

    • @jeanmarcravonin2478
      @jeanmarcravonin2478 หลายเดือนก่อน

      Mba Marina indray n'y an Ialahy r i Babakoto t@iny dia Jereo ireto mpanihinan Ialay fa mivoaka n'y kianja mitomany noho Ialahy.
      Milliardaire hono dia Hetra kely io dia tsy voahefan ilay mpangalatra iny

  • @thomasramboaniaina2270
    @thomasramboaniaina2270 หลายเดือนก่อน +1

    Oh! là! la ! Il est à côté de la plaque ce mec !

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 หลายเดือนก่อน +9

    Marina ny an'i Koto fa tokony miteny koa i Koto amin'ny Fanjakana hoe : ALOAVO NY VOLAN'I RAVALOMANANA

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 หลายเดือนก่อน +1

    KOTO ? 😭😭😭😭 avelao reo hiaritra jaly eo fa efa mahazatra andreo lay jaly . Ravalo no tena loza ;efa jamba ny gasy de tsy tsapan-dreo zany. MINO AHO FA i Madagascara mihintsy no ho lafo
    Problème de zay te ho anan-karena no milatsaka eo Efa tsy hai tsony izy ty ;lasa aiza daholo olo nianatra reo fa tsy zay olo bado sy mpangalatra reo no mangoron-karena amin'ny tanindrazany
    mampi-te hitomany mieritreritra ny madagascar .

  • @nivorakotondrabe
    @nivorakotondrabe หลายเดือนก่อน +9

    Je ne suis pas pro ravalo loin de la, mais pour une fois je ne suis pas d accord avec Rakoto an!!

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน +13

    Aza afangaro ny personne physique sy personne morale . Ampiharo fotsiny ny feuille dd route dia mazava ny resaka .Miala tsiny fa tsy itovizantsika ny hevitrao .😎 😎 😎

    • @dorettheo6522
      @dorettheo6522 หลายเดือนก่อน +2

      fa le feuille de route moa zany no mitondra ny 4ème République @zao!!???

    • @michelrakotozanany4225
      @michelrakotozanany4225 หลายเดือนก่อน +1

      Indraindray mampianatra diso ny mpanao politique. Tsy misy olona milatsaka ho fidiana en tant que personne morale izany. Par contre, tsy maintsy tafiditra anaty ny dossier hirotsahany ny maha personne morale satria représenant légale an'ny orinasany izy

    • @Romuald-s8k
      @Romuald-s8k หลายเดือนก่อน

      Test

    • @NjakaNjakaEugene
      @NjakaNjakaEugene หลายเดือนก่อน

      Tsy hainy zany! Ty koto Ty ko nge manao lohan' ondry e!

  • @antoinetterazafindravao7425
    @antoinetterazafindravao7425 หลายเดือนก่อน +1

    Mba lazao re ry Koto fa tena tsy mahay politique ny mpanohitra ny natao tam présidentielle ihany no atao. Inona moa ny anatony tsy amelan'ny TIM an dravalomanana mbola ny député koa no tiana atao maire. Tsy misy olona hafa mihitsy akoatra Rolland Ratsiraka Rivo rakotovao ravalomana Hanitra no mahay. Mamitam-bahoaka izany. Tsy afaka hanao asa roa zany sns. Mba hovao ré n'y famindra

  • @MrRazafinjaka
    @MrRazafinjaka หลายเดือนก่อน +1

    Tsy dia hidirako loatra ny momba an-dRavalomanana. Rehefa tsy nandoa hetra izy dia izay izany.
    Marihiko anefa fa ny tompon'ny KFC dia olona efa nahazo taona niainga tamin'ny tono akoho ary nanatsara tsikelikely.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os หลายเดือนก่อน +3

    Azo raisona daholo ny zavatra no lazainao sy noteneninao teto. Nefa kosa, aza hadino fa voaroba koa anie ny orin'asany, ka mbola tsy voa onitra ankehitriny.. Jeroa koa ry Koto raha ohatra nandeha sy nandroso tsara ny fitantanana ny firenena ka mivoatra tsara ny fiainan'i Gasy, dia minoa ahy ianao fa tonga dia tsisy resaka mikasika and-Ravalomanana ny tanàna. Nefa akory hoy ianao, jereo ny fitongan'ny harena rehetra, ny fandriampahalemana tsy voa fehy, ny lalana ifamoivoizina eran'i Madagascar adagasikara potika daholo, ny fampianara gaborataka etsetra etsetra, fantatrao tsara reo. De hoy izy ra Gasy ka tsy aleony lavitra ve tamin'ny andrond- Ravalomanana. Izany hoe manao fampitahana izy. Aiza no mba azo-azo. Ny teo taloha izay naongana ve sy ny ankehitriny nanongana tehanao zavatra maro nampatenaina ny vahoaka nefa tsy tanteraka daholo.
    Izay angamba no azoko ambara.

  • @ClorithoNirvola
    @ClorithoNirvola หลายเดือนก่อน +6

    Efa ilelaka fangeriny gasikara anao io

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g หลายเดือนก่อน +2

    Maromaro anisa ny olo notifirinireo zanadambondravalomanana ireo taty aminay île sainte Marie

  • @jeanrakotoarison592
    @jeanrakotoarison592 หลายเดือนก่อน +4

    MBA SAMBANY MITOVY HEVITRA AMIKO 100% I KOTO. OK BE!!!

  • @antoinetterazafindravao7425
    @antoinetterazafindravao7425 หลายเดือนก่อน +1

    Merci Koto voalazanao ny tiako ambara

  • @coolman3322
    @coolman3322 หลายเดือนก่อน +2

    rehefa ampiditra camions matériels tiko exonération degrés mivoaka miditra daholo entana .tampitra mandoa la douane olona hafa . fetsipory lery mahay mangalatra satria atsika gasy odrikondrika.

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 หลายเดือนก่อน +4

    Eny Ary e! Andeha atao hoe tena tsy nandoa hetra izy , fa maninona nefa izy afaka nilatska t@ élection présidentielle, Dia aona koa ny vola tokony Omena azy t@ resaka 2009 iny , nefa ny hetra tsy nalohany raha tena tsy nandoa izy Kely lavitra nohon'ny vola tokony omen'ny fanjakàna azy ! Mba azavao Ary n'y amizay ry Koto

  • @LiokaLioka-bj1xg
    @LiokaLioka-bj1xg หลายเดือนก่อน +1

    ravalomanana no hivavahan mpanarady azy ko ny fivavahan no raralety

  • @NRAKOTO
    @NRAKOTO หลายเดือนก่อน +2

    D accord 10000% @ Koto. 👍👍👍 aloavy ny hetra dia mahazo milatsaka.

    • @NRAKOTO
      @NRAKOTO หลายเดือนก่อน

      Koto: t@ za voalohany nahita ny video-nao dia choqué kely oe Iza koa itony bandy any andafy mba manambany gasy itony?? Fa rehefa nijery ireo video-nao hafa za dia kôpy oe Direct be enao refa miteny kanefa tena marina ny zvt lazainao. Je suis d accord @ ireo lazainao. Izay ny personnalité-nao. Mety tsara ilay ianao mahitsy fiteny fa vitsy ihany no mahatakatra azy dans le bon sens. A mon avis, asio tact na diplomatie kely ihany raha mety aminao . Merci.

  • @danielrazafimahery619
    @danielrazafimahery619 หลายเดือนก่อน +5

    Rahefa Mety @ny Ikoto izao fiainany Malagasy izao. Efa voalaza anie ry Koto fa ny godiroa tsy fihinana é

  • @FanantenanaRanaivo
    @FanantenanaRanaivo หลายเดือนก่อน +1

    Tsy misy fiarovana an-dRavalomanana ny fanitsiana ny affirmation gratuite lazainao,miteniteny foana ianao ,aiza ny fanarenana ny Tiako.

  • @MaurilleChristianCharlesRatsar
    @MaurilleChristianCharlesRatsar 16 วันที่ผ่านมา +1

    Izay hevitry ialahy leitsy lazaina fa aza manabdo olona izany ah!

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g หลายเดือนก่อน +2

    Izy no patron nireo zanadambo

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo หลายเดือนก่อน +1

    Ty koto ity ko ity makaleo beuuu! Andeha Sasao ny vila fa efa maimbo miangona be variana maka ranondrqnont eo. Izay ny toerana hatonina anao any amin ny tany mandroso fa tsy mendrika ambonin'izay.

  • @ambinintsoaravoniainaandre4066
    @ambinintsoaravoniainaandre4066 หลายเดือนก่อน +1

    Merci koto tena marzan 👏👏👏

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo หลายเดือนก่อน +2

    12%ihany no hita manohan az ry koto aaa. Efa hita ny safidim bahoaka..raha n'y any am faritra aloha aza hananan dravalo fanantenana ka azahoany vato handany az ho filoha indray..eto antanarivo ihany iz manao io mic Mac maneno porcentage m bâtons hihoatra 50%...tam depute teo moa dia firaisan kina ihaaaaaany no presque nahazo vato be indrindra avy am résultat fauple n i tim..efa maroan isa izahay hoy ny mpomba az..or!!22 monja depute lany tam anaran ny firaisan kina.mpanao politika makorelina daholo manko mameno isa ao...or nefa i ravalo tim ihany..tena mbola zaza saina mpanao politika membre ny firaisan kina..tanjona tsy hainao...olona tsary hita à eava bitany teto am firenena no maro an isa..tsy ampy 50 monja akory ny depute...

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v หลายเดือนก่อน +1

    Bonj ikoto! Iza aloha ilay olona tsy miheno anao raha vao miresaka Ravalomanana ny tsy hitovizako @ nao de izao izay lany eo na iza na iza ka mahavita manarina an'antananarivo de izay noho zavadehibe be trosa daholo ny mpitondra rehetra ao dagjo fa raha hendry ianareo de aleo hilatsaka izay de hilatsaka misaotra foana anao aloha fa aiza faly manenjika olontokana fotsiny

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 หลายเดือนก่อน +1

    za mpankasitraka anao fa kosa ny zavatra teneninao na dia marina mikasika andra8 dia tokony tsy atao. Ny antony : mila miala teo ny mpitondra amin'izao satria tena efa tsy izy loatra ny ataony amin'ny fitiavantena sy tsy fanarahandalana vitany ary fampahantrana sy fampahoriana vahoaka ka tsy izay olona afaka hanohitra azy dia tokony hampiana. Marina fa be ny faute nataon'i ra8 fa kosa be koa ny mba tsara vitany. Iza no mba mety mahavita an'izany hoe ny fanananao robaina de ianao na manana fahefana de tsy nampihetsika ny miaramila, mba tsy hamono olona maro, na ianao io mety tsy hahavita an'izany. Io fitondrana io ve mba hanao an'izany ? tsia, Ka mba jereo ihany fa mijaly ny gasy ary mila olona n'iza n'iza mba manohitra an'izao fampahoriana izao ka tsy met ry koto raha ny manohitra ny hadalana izao no kianinao indray nefa ianao ts manana olona credible afaka mba manohitra

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 หลายเดือนก่อน +1

    ENAO MARANITRA SY MAHAY BE IO E AVY ATY AMPIANATRA NY BADO FA TSY MILALALALA LAVA ZAO

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q หลายเดือนก่อน +1

    nenao koa izany foana, habadoana eh, havendranana eh, T2 eh makpurel eh, dondrona eh, mpangalatra eh, tsy mahay eh, etc etc etc
    i Big Mj baban'y zanakanao moa de efa laninao manta mihitsy, fa eh eh
    sao dia ianao miteny io kosa aza no tena T2 fa ny resakao omaly tsy miova

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 หลายเดือนก่อน +3

    Mba marina indray aloha zay ry koto,

  • @hanitramihaba7162
    @hanitramihaba7162 หลายเดือนก่อน +1

    Itony lay misora tena ho manana ny marina. Jereo aloha ny eo ambany masonao vao mijery ny an’olona pfff

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g หลายเดือนก่อน +2

    Naniraka zanadambo izy

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw หลายเดือนก่อน +5

    Mangina ry le Koto refa tsy maharaka

  • @heryrakotoniaina1518
    @heryrakotoniaina1518 หลายเดือนก่อน +2

    Marin izany

  • @dood587
    @dood587 หลายเดือนก่อน +5

    Tena tsisy saina ela ry Zandry Koto !! Hetra oviana moa zany tsy naloan'i Ravalo zany ? MBA mandiniha tsara aloha e! Argument " coq à l'âne" ny an'ialahy.

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 หลายเดือนก่อน +3

    Aza gaga ialah raha lasa fahavalon'lah daholo ny olona rehetra ry koto. Izao fanambaran'lah zavatra tsy hain'lah zao no mampahazo aina izao fitondrana vendrana izao, inona no mahasamy hafa an'lah sy Fleury. Mody manaratsy an-dRajoelina kanefa toa manome tosika azy ihany aty ambadika. Mba misaina letsy e!

  • @YvetteAujard
    @YvetteAujard หลายเดือนก่อน +1

    Tena marigny zany koto

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 หลายเดือนก่อน +3

    Tsy niheno anao ateaminy farany ao fa ny blabla nao mandreraka iza ny zanaky ravalo niditra tao @ fanjakana. Mba miandry iany ao hoe hitatata enao ry koto @ ity zanaky rajoelina niditra @ affaires Dubai ity mety nusy nanome bola enao no mapatonga anao mirediredy io. Tsika samy et Suisse mba tany mada ve enao tato ho ato ka milaza fa andriamanitra ravalo ny fijerinao marina no masotqinao no mijery hotako enao no ataony olina minemany na tsy ataoko marina ny hiteny ratsy fa @ ity kosa dia t'en ompako @ marary anao enao. Nanjary tsara be @ masoprinao ndeay i rajoelina misy ny ao ambadikip satey enao malaza ratsy. Ny vahoaka efa tena leo enao itatata io mba manao ce enao ao @ io Madagascar fiavianao io ry kindinavany ty ka eo enao no mitata pory kanefa tsy misy afitsoka. Tsika samy eto Suisse no hifapitana ary rsy misy.olona mitovy fijery @ nao eto tsy ny ma influenceur anao ka hoe manana ny mety enao 5sy fombako ny manopa @ ity kisa dia homeko tsara enao fa naivandoa pory voavidy vola taiza ndray nahazo 1000€ dia muvaralila kindinavany ty. Amen.

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ หลายเดือนก่อน

      Jereo ny lafiny hafa, refa oe tsy ravalo tsy votery oe rajoelina, ar ny commentaire eto tsisy resaka oe fitadiavana vola, vokarama. Vola zany efa ananana.

  • @mariejeanjoelina
    @mariejeanjoelina หลายเดือนก่อน +1

    Tena tsy ampy solaitra enao ry Koto a! Fohy fisainana...

  • @joseefanjanirina7962
    @joseefanjanirina7962 หลายเดือนก่อน +1

    Vendra pr ihany kay le i koto .Iza no meteny anao fa tena mitombina izany hetra izany.Mpitondra Rainilainga io.Resaka tsy hay aza idirana.ndana sasao ny vilia.😅😅😅😅

  • @bogaranjaka7887
    @bogaranjaka7887 หลายเดือนก่อน

    Marina mints zany zoky be ah, fa mbôla mis ian npivavaka @ TIM nef efa napinan niian an zareo, taiza n nis an zan oe orinasa efa ts mandoh etra de mbola n volapanjakana mints n alaina anoseana n Tiko? Rah ts t@ ra8 président! Mtady anao faîte n tiko de volapanjakana no alainy de zan de mbola tian ndry pvavaka TIM averin eo, tokatrano sy tanimbary maery ny 100ha amidiny @ Deawoo tsotra zao de n ponina teo lasa 4mi

  • @renerakotoarijaona6892
    @renerakotoarijaona6892 หลายเดือนก่อน +3

    I koto a hitanay t@ andron-R8 fa mety n'y fiainana fa @zao ambany be n'y fiainanay de MBA aloavy koa aloha n'y volan-dRa8 e

  • @arivo14
    @arivo14 หลายเดือนก่อน +1

    Manambony an i Ravalomanana be loatra ny mpomba azy, tsy misy " personnalité " tonga lafatra !! possible mihitsy hoe mbola tsy nahaloa hetra izy.

  • @EliaElia-op6gs
    @EliaElia-op6gs หลายเดือนก่อน +1

    30000000 ny isany Malagasy dia ,Rajoelina sy Ravalomanana ihany , dia tsy mahita afa tsy ireo v? ,

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 หลายเดือนก่อน +3

    Tena marina mihitsy zany ry koto

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 หลายเดือนก่อน +1

    Maro ny fomba maha-mpanankarena ry Koto: nafomba maloto na mendrika! Tsy fandrobana na halatra akory. Afatsy ny nahazo t@ loterie?!!?

  • @AlainkekkoMammy
    @AlainkekkoMammy หลายเดือนก่อน +1

    Tafiditra anaty lavaka koa zany analyse n'i Koto zany cette fois-ci

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo หลายเดือนก่อน +1

    Tsy ataon iz ireo ao antsaina fa fiverenan dravalo am fito drana tonga dia hanafoana volam bahoaka...miliard miliard tanisain i hanitra hoe vola tokony aloan ny fanjakana al rajoelina? Tsy mis na 1 am reo mpanohana andravalo velively hanihitra i ravalo haka volam bahoaka ao al finance rah i ravalo miverina eo..

  • @NjakaNjakaEugene
    @NjakaNjakaEugene หลายเดือนก่อน +1

    Mtenena WE te hody Aho de vita lelsy a!

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 หลายเดือนก่อน

    Tena marina kosa ny an'i Koto hoe : Tsy misy miracle ny fananankarena. Fa mila anaovan'i Koto étude kosa hoe : inona no nampahomby ny TIKO

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +2

    Aza mifidy any ravalomanana tu zareo ah tsy misy ilavana azy mihitsy ity ravalomanana ity

  • @Alnbi115.nofysm
    @Alnbi115.nofysm หลายเดือนก่อน

    Ny efa fantatra aloha, d Ra8 no olona nahay nizara fa tsy nihinandrery izy.
    Aleo izy no nangoron karena fa gasy ihany izy nefa nahay nanome sakafo ny olo maro.
    Ny Filoha izany anie mihinana daholo e! ...Ra8 nihinana fa tsy nihinan drery.
    Am izao vaninandro izao dia Filoha mihinana sy mahay mizara no ilaina, fa izay fahaizany any d tsy ahoana.

  • @holyrabearimananiaina1622
    @holyrabearimananiaina1622 29 วันที่ผ่านมา +1

    Diso marina loatra izany ry Koto a

  • @EliaElia-op6gs
    @EliaElia-op6gs หลายเดือนก่อน

    Aza,miteny tsony koto a,matoa ianao miteny dia mahita ny firenen'olona tsy misy na tamingana volamena iray aza nefa dia lasa alavitra , sy ny fitiavanao
    ny tanindrazanao,aleo angery maitso isanandro ao

  • @Smymahl
    @Smymahl หลายเดือนก่อน +1

    Vendrana ny gasy naloa ravalomanana t@ fotoan androny dia tedavina haverina indray 😂😂😂tsy haintenisany tokoa iza ty ravalo ty 🙄

  • @margodelarosa7268
    @margodelarosa7268 หลายเดือนก่อน +1

    Angaha moa zay lazainy koto rehetra dia marina daholo

  • @danielarakotson
    @danielarakotson หลายเดือนก่อน +1

    Izany ve no tena marina ry Ikoto, sa ao ambadikan'ni Gasikara ianao?
    Eny samy olona @zaka tiany, tena hita mibaribary loatra 😮

  • @handryraveloson5211
    @handryraveloson5211 หลายเดือนก่อน +1

    Ianao no tena mpanao lomboto fa aza manaratsy kosa an i ravalomanana

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 หลายเดือนก่อน

    Raha TIKO kosa aloha dia nanao fifanarahana tamin'ny Banque Mondiale tamin'ny andron'i Ratsiraka i Ravalomanana

  • @thomasramboaniaina2270
    @thomasramboaniaina2270 หลายเดือนก่อน +1

    Je ne suis pas

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 หลายเดือนก่อน

    Tsy mila porofoina izany fa izay naharaka tsara ireo tantarany mpitondra teto a madagascar dia Samy mahay anizany daholo izay tsy mino anizany na tsy naharaka ny tatara nataony Atoa Marc Ravalomanana izany dia manaova fikarohana mamaky fa voasoratra ao daholo izany rht voalazany koto izany mbola btsk tsy voalazany aza

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 หลายเดือนก่อน +1

      Io resaka hetra tsy alohany io dia efa t@androany Didier Ratsiraka no efa notakiny t@izany fa tsy nety nandoha mihitsy Atoa Marc ravalomanana voasoratra ny tantara daholo zany

  • @franckyandriana5
    @franckyandriana5 หลายเดือนก่อน +1

    Fa n'y fitondrana am Zao vé MBA mandoha Hetra daholo????

  • @xavierabx
    @xavierabx หลายเดือนก่อน +1

    Aza ampidirina ny resaka religion ; adidy fotsiny atao dia zay e

  • @ArmandMamba_
    @ArmandMamba_ หลายเดือนก่อน

    Misaotra Koto @le hevitra, io ko ra vo io protestanta io no mitondra s itondra eo, d vo maika minan niany. Aleo reo ao . Otran ts manana olona hafa mistn fa de reo fona no mverna eo.

  • @victoriakoloina
    @victoriakoloina หลายเดือนก่อน +1

    Ba teako lahi resakini koto toi sofijozi trara hare na maneti Jesus Christ ravalo 😂😂😂 asio koto kkkk

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 หลายเดือนก่อน

    I Koto ve izao mahaloa ny hetra tokony aloanareo any Anosibe an'Ala

  • @SergeRakotoniaina
    @SergeRakotoniaina หลายเดือนก่อน +4

    Misaotra anao koto tena marina izany, tena tiko be zany koto,

  • @danielrandriamanalina1172
    @danielrandriamanalina1172 หลายเดือนก่อน +2

    Amiko dia sady personne physique no personne morale i Atoa Ravalomanana. Ary tokony handoa hetra ny orinasa izay notantaniny. fa angaha izy tokoa Andriamanitra ka tsy mahazo kitihana eto amin'ity Madagasikara ity ???

  • @AlbertineRandria
    @AlbertineRandria หลายเดือนก่อน +2

    Tena marina ny anao koto aaa hivavahany mihintsy io na ny mijery ny tarehany aza mandreraka be ny mijery azy

    • @acharaz6926
      @acharaz6926 หลายเดือนก่อน +2

      Pov con.

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo หลายเดือนก่อน +1

    Ialahy mba milatsa

  • @fidinarivorajohnson7228
    @fidinarivorajohnson7228 หลายเดือนก่อน +2

    ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala4642 หลายเดือนก่อน +2

    fanatika ireo

  • @antoinetterazafindravao7425
    @antoinetterazafindravao7425 หลายเดือนก่อน +1

    Merci Koto

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 หลายเดือนก่อน +1

    Enao manantsaina b io moa mba aiza misy anty sy inona no mba ataonty mety ???

  • @RichardRandria-m7c
    @RichardRandria-m7c หลายเดือนก่อน +1

    Anao kony kara fa dala Koto ee

  • @mahefamanerouck7416
    @mahefamanerouck7416 หลายเดือนก่อน

    Ts maharaka kosa anao Zoki fa Efa nifanarahina honerana fananany nodorana sy norobaina d atao +s - fa Mbola mihoatra b n'y ristourne

  • @HajaRandimby
    @HajaRandimby หลายเดือนก่อน +1

    aleo enao ry koto sesintany any iany a

  • @christiantehadiny
    @christiantehadiny หลายเดือนก่อน

    Rah Manw comparaison ve anw dia awn ny fiainana t@ andro rava8 sy rajoelina,, aleo Marc ihan ka ts pour @ hevitrao eky iaw @ ity lets srx zn ka

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 หลายเดือนก่อน +1

    Koto= Rabary!

  • @LanahRasa
    @LanahRasa หลายเดือนก่อน

    Ianao tsy maintsy mahay miresaka fona aiza miresaka intsony

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 หลายเดือนก่อน

    Fa i Koto ve tsy mahatadidy intsony ilay lundi noir e ? Ary tsy manao azy ho Andriamanitra eto.

  • @herylantoramanda5186
    @herylantoramanda5186 หลายเดือนก่อน

    1)Mazava be ny feuille de route : Avereno ny volan'i TIKO sy Magro nopotehinareo.
    2)Inona moa izany no hetra tokony haloana orinasa tsy mihodina fa potika sy may?
    3) Tsy tokony ho fieres ve ny malagasy mitaingina airmad fa classico no sotroina fa tsy Coca-Cola?
    Vokatra malagasy, manome asa ny malagasy?
    4)Tsy marina hoe : Alma daholo no nanao ny lalana rehetra, nanao koa ny colas.
    5) Dia jereo ny bilan economique rehetra :
    Jirama, airmad, secren, chroma, banky foibe.
    Niabo daholo ny secteurs zavatra

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 หลายเดือนก่อน +1

    coq a l'ane nenlety.

  • @JocelyneRANDRIANESY
    @JocelyneRANDRIANESY หลายเดือนก่อน +1

    Leo an i koto ny gasy dedaka loyra
    Aleo ianao miiverinz moanatra fa bado b ka iza ihany zany no tinao hitondra ,aleo ianao miaraka @rajoelina fa mitovy fisainana @,ny t'inquiète v zany animez an i antananarivo?
    Sa b fialonana mila adipoko
    Ary mianara lalana tsarra aloha ty fa venndrana loatra

  • @rambaojery1392
    @rambaojery1392 หลายเดือนก่อน

    Ny investisseurs hangana orin’asa indray ve no ho karamaina?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Gascar ireny no tena tsara ho fidina

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +1

    Ravalomanana tsy misy hilavana azy mifidiana olona vaovao jeune

  • @LantosoamampiononaRANAIVO
    @LantosoamampiononaRANAIVO หลายเดือนก่อน +1

    Ny anao ny fankahalana no lehibe indrindra,f'anga naka ny vadin'ialahy io???

  • @favydozy-xb6jm
    @favydozy-xb6jm หลายเดือนก่อน

    ??????

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +1

    Mifidiana olona vaovao jeune fa i ravalomanana tsy misy ilavana azy