Salama gasy rakoto mba mangataka azafady ve mba afk alefa youtube ve le faty natao mariage christophe merci beaucoup anareo mizara fifaliana tantara foana❤
Tena mampalaelo be lay tantara.tsy zaka n mieno anle fanalan jaza sy niafara tamin ain dehibe...mampalaelo be...mitondra anatra ho an rehetra tokoa izay.misaotra nizara
Mazotoa mihaino tompoko! Aza adino manasa ny namana rehetra o!
Misaotra fona Gasy Rakoto, manome fialamboly fona ho anay .efa tsy handry izay hiravana miasa refa misy tantara .😍😍❤
Aleo tsy matin. Boninahitre . Sahaza koa n'y anarako .misaotreh . ❤ ❤ ❤
Pao-tsatroka @ talenta fahaiza milalao tantara sy ny feo kanton' ireto olona mpilalao tantara : Rtoa isany Louise Ravelosoa, Saholy, Atoa isany Ralala, Christophe Rabearimanana, Faly.
Misaotra tompokovavy isany, Mankasitraka tompokolahy isany.
Ho ela velona ny tantara kolon-tsaina malagasy tsy latsa-danja @ hafa!
Mankasitra indrindra tompoko
Salama gasy rakoto mba mangataka azafady ve mba afk alefa youtube ve le faty natao mariage christophe merci beaucoup anareo mizara fifaliana tantara foana❤
Zay ts napety anle tantara,tsy tokony nanaraka ny tenini Renini Sahaza
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo sady misy lesona azo alaina ao agnatiny 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Mankasitraka tompoko ❤
Misoatra eeeh
Misaotra tompoko 🙏🥰🥰
Zao vao hihaino ...
Mankasitraka tompoko fa tsara sy misy lesona be mihitsy ilay tantara ❤️❤️❤️
Tsara lotra
Mankasitraka an I Gasy Rakoto
Manolotra ny fankasitrahana anareo sahady Tompoko fa voiheno e ♥💕💕💕💕💖💖💖💖💝💝💝💝💝💕💕💕💖💜💜💜💜
Makasitraka o! Aza mba matimboninahitra iany fa manaonao fona!🙊🙊
tsara le tantara kaa!
Tena mampalaelo be lay tantara.tsy zaka n mieno anle fanalan jaza sy niafara tamin ain dehibe...mampalaelo be...mitondra anatra ho an rehetra tokoa izay.misaotra nizara
Qui sème le vent récolte la tempête.
Misaotra eh!
Aiza ny tohiny azafady oo
Tena mampalahelo izany tantara izany 😢
Mankasitra ô
Misaotra anareo ndray nanome anai 🎧❤🙋♀️
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Mankasitraka indrindra tena tsara tantara 😘😘😘
Mankasitraka o ! Azo anatsoahana lesona maro ho entina miatrika ny fiainana ! Gravy ny fitadiavana voninahitra an'i sabelle
Misaotra betsaka oo
Tantara acmonitr
Mankasitraka
Mankasitraka anao mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr tompoko ary n'y onjampeo f tena tsara b n'y tantara misy lesona s'y anatra betsk ho anreo matimboninahitra s'y matinkarena ! Mankasitraka anao lalandv koa Gasy Rakoto@ fizarana ampitiavn hatrany fialamboly ho anay mpankafy rhtr ! Mirary soa ho antsik rhtr tompoko
Tsara kosa ah . Christophe kosa aloha tena mahay milalao mihitsy eh 👌.
Mafy koa rehefa matim.boninahitra ka grave 🙂
Vao hanomboka hiaino,mankasitraka gasy Rakoto a
Mankasitraka ö🥰🥰
! Lalina zany!!
Mankasitraka 🙏
Misoatrerrr💋💋❤
Mankasitraka topoko oo 🙏🙏
Tiako loatra rangah lay mihaino tantara a. Mankasitraka htatrany e🙂
Mankasitrak ee
😭😭😭😭😭
mMsaotra Rakoto nizara a, mankasitraka eeee.
Makasitraka hatrany tompoko
Misaotra betsaka ô
Mankasitraka nizara
Tsar nama,, aza maty mboninahitra ihany
Mankasitraka Tompoko
Tena tsara be le tantara mbola misy tohiny ve ?
🎧🎧🎧🎧🎧
Misaotra betsaka topoko
Le ray mihits tsis saina etiny lay ramato loany. tsitiko mieno le tantara aleo mitaiza le zaza voninahitra ambony nony aina
Merci
Mankasitraka tompoko
Makasitraka fona e misaotra tompoko
MAFINARITRA ?RA MALAGASY AINTSIKA LE TATARA .MANKASITRAKE
Misaotra nizara tompok @gasy rakoto
Mankasitraka
misaotra betsaka ô
Mankasitraka tompoko