ma mèmoire est que cette chansson protestante a etait aimer par mon oncle MANERA Augustin alors je dedie cela en sa memoire repose en paix tonton , de ton neveu DOMDOM.TANDROY DENORMANDIE........
Beau cantique connu qui apporte le réconfort et la consolation J'apprécie la qualité et l'harmonisation des voix. Merci. Le texte affiché l'écran est aussi un plus permettant de suivre le cantique et de le chanter. Que le Seigneur vous encourage dans ce ministère.
Ray oh ampio zahay aminy izao ady mafy mianjady aminay izao mba ho sitrana soamantsara ny raiko ho anao irery anie ny haja ary ny voninahitra mandrakizay. Amen
Jeso ianao ihany no tsy mandao anay Omeo Hery sy fahatanjahantsaina izahay mba hanaraka lalandava ny Lalanao sy Hankato ny Teninao indrindra ny Fahamarinana........Jeso Anay
Ndrisy heritaona androany 05/04/22 no nandaozanao ny zanaka amanjafinao ry Maman tsy foiko , efa any amparadisa izay ianao sy Papa , ary Tonton Doli , ity hiranao tsy foinao, Repose en paix Maman , Papa , Doli tsy foiko
que DIEU déverse ses benedictions sur son peuple et leur montre le message du temps de la fin au travers de son prophète william marrion Branham: DIEU vous bénisse
Jesosy o! tsapanay tokoa fa ny avanay dia mety mandao anay raha tojo olana sy fahoriana izahay fa hianao araka ny teninao dia tsy mandao anay mihitsy na mahafoy anay akory ary efa nanome anay ny teny fikasana hianao famomba anay mandrakariva amabarapahatongavan'ny faran'izao tontoloizao misaotra Tompo AMEN
ity hira masina ity dia nakana hira masina katolika anakiray. Mbola no tena zaza aho tamin'izany fotoana izany. Tsy dia haiko tanteraka izay no antony fa niteraka fifamaliana teo amin'ny Fiangonana katolika sy protstanta io fandikana na fangalana hira masina katolika io. Ny ahitana ny hira katolika nalaina taminy, dia ao amin'ny : Fihirana Dera pazy 84, ao amin'ny vavaka sy hira pazy 748, ao amin'ny fihirana hasina pazy 187, ary ao amin'ny fihirana vaovao pazy 376, ka toy izao manaraka izao ny andininy voalohany : Mino 'zahay, ry Jesoa, mino 'zahay Fa Ianao tokoa no herinay. Anatin'ny Hostia, Ianao no Haninay. Mino 'Zahay, ry Jesoa, mino 'zahay. Raha tsy diso ny fitadidiako, dia tamin,ny alalan,io Katedralin'Andohalo Katolika io, no nandaminana ny ady tamin'izany andro sy vintana izany. Mety hamitaka tanteraka ahy ny fitadidiako fahazaza, fa dia mba soratako fotsiny eto izy, mba hahazoan'izay tsara sitrapo tia mikaroka ny tantara tsy fanadino ka afaka handiso na hanamarina izay tadidiko momba ny fahiny eto. Toa roa arivo ariary, no voatery naloan'ny Katolika, tamin'izany andro sy vintana izany. RADANIELINA Ignace Marie Julien-Sabotsy Namehana.
ma mèmoire est que cette chansson protestante a etait aimer par mon oncle MANERA Augustin alors je dedie cela en sa memoire repose en paix tonton , de ton neveu DOMDOM.TANDROY DENORMANDIE........
Beau cantique connu qui apporte le réconfort et la consolation J'apprécie la qualité et l'harmonisation des voix. Merci. Le texte affiché l'écran est aussi un plus permettant de suivre le cantique et de le chanter. Que le Seigneur vous encourage dans ce ministère.
Oui plus près de toi Seigneur
Plus près de toi c'est la vie
Loin de toi c la mort
Tiens moi ferme🙏
Ireo havanay malalanay nandao anay Jeso, raiso ho eo akaikinao. Ianao no herinay handresy izao alahelonay izao.
Harena sy Fananako ma Richesse sady reharehako Amen
Ray oh ampio zahay aminy izao ady mafy mianjady aminay izao mba ho sitrana soamantsara ny raiko ho anao irery anie ny haja ary ny voninahitra mandrakizay. Amen
🎉❤❤🎉🎉❤MISAOTRA BETSAKA TOMPO JESOA KRISTY ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY AMEN
Un Ami fidèle et tendre 🙏
IZY IRERY IHANY TOKOA NO TSY MBA MANDAO NA DIA HANARY AZA NY HAVANA ,NAMANA ,SAKAIZA AMEN!!!!!!!!!
Jeso ianao ihany no tsy mandao anay Omeo Hery sy fahatanjahantsaina izahay mba hanaraka lalandava
ny Lalanao sy Hankato ny Teninao indrindra ny Fahamarinana........Jeso Anay
JESOA TOMPO O AZA AVELA HO FATIN'NY FAHAVALO AHO ENY IZAHAY MIANAKAVY KELY -AMPIANARO HO TIA ANAO SY HIFIKITRA TANTERAKA AMINAO AMEN
je dédie ce cantique à mon frère, mon mari et mon neveu et mon beau-frère partis trop tôt mais je sais qu'ils sont près de DIEU
Tsara ny miaraka amin'ny Jesosy fa Izy tsy mba mandao tokoa ,akaikitsika hatrany Izy mampahery ; misaotr JESOSY O!
DIEU tout puissant
Que la grâce de dieu soit toujours avec nous tous, aujourd'hui à demain et pour l'éternité.
Amen
Raha ny olona na ny havanay dia mandao anay fa ianao ry Ray malalanay no toky sy afotray!!! Amen
Ndrisy heritaona androany 05/04/22 no nandaozanao ny zanaka amanjafinao ry Maman tsy foiko , efa any amparadisa izay ianao sy Papa , ary Tonton Doli , ity hiranao tsy foinao, Repose en paix Maman , Papa , Doli tsy foiko
Jesoa tsy mandao na oviana na oviana, fa ny olona no mety hamoy fo, miorena amin'ny finoana.
Amen
Tsy mahafoy antsika Jeso sakaiza tsy mandao❤🙏
Tsy mandao Jeso 🙏
Fahatsiarovana Neny, Mamabe, Papabe sy Dadabe
Dieu est Amour, nous les Chrétiens devrons aussi dans la fraternité sincère et dans le partage à Son Image. Que Jésus Christ nous toujours dans La Foi
Que Jésus Christ nous garde toujours dans La Foi
aina no fetra jeso malala matokisa azy ry avana fa efana panantena ray izao no mihahy ny oloko amen
Dieu tout puissant merci pour cette merveilleuse musique mélodieuse pour te glorifié
Amen
que DIEU déverse ses benedictions sur son peuple et leur montre le message du temps de la fin au travers de son prophète william marrion Branham: DIEU vous bénisse
Reraka izahay nony ady nay jesoa no hery nay
JESO Aza maha fo mahasaraka anay ianao amen.
Ianao tokoa anie Jeso no hovantaniny any an-danitra any.
Ke l'amour de Dieu soit avec Nous.
Et nous devros nous aimons nous aussi.
Jeso tokoa no làlana marina hahatongavana any an-danitra. Jeso tsy mandao!
J'aime beaucoup les paroles, c'est vrai, Dieu est notre unique voie
Tompo tiako Ianao satria efa tia ahy ary ny fitiavanao ahy dia mialoha mandrakariva ny fitiavako Anao Amen Jeso oh
je dedie cette chanson a mon cousin qui est parti trop tot: Marc ,que son ame repose en paix
Jesoa , IZY no aronay
Jesosy o! tsapanay tokoa fa ny avanay dia mety mandao anay raha tojo olana sy fahoriana izahay fa hianao araka ny teninao dia tsy mandao anay mihitsy na mahafoy anay akory ary efa nanome anay ny teny fikasana hianao famomba anay mandrakariva amabarapahatongavan'ny faran'izao tontoloizao misaotra Tompo AMEN
Une tres belle chanson, gloire à Dieu !
Mon Dieu plus près de Toi...donne-moi Ton secours;soutiens ma foi
Jésus soit loué !
aide moi seigneur😢😢
jESUS , we earely know and beleave that you do'nt leave me Thanks alot Amen
Jesoanay.jesosakaizanay.mandrakizay Doria amen
Hiran'ny mamako io ,Misaotra e!
tiako ny miaraka @ nao tompoo satria fantako ny fitiavanao aho ary aza ambela hanadino anao ny foko tompoo nadia 1 minitry aza amene.Vivianne justome.
Sambatra aho manana Anao Jeso
Jesus plus pres de toi
Amen Amen Amen
Jeso no aronay Amen
THANK YOU @vaovaomahafaly, Lord bless you !
JESO sakaizanay !!!!!!Amen
Que le Seigneur vous garde aussi
Jeso anay
JESOSY ihany no sakaiza tsy mahafoy azo itokiana @ fiananantsika isan'andro isan'ora
MAGNIFIQUE!!!MERCI !!!
Jeso sakaizanay Amen❤❤❤
Amen 🙏🙏😇
misaotra anao Ray Zanahary
Amen
Amen!
taminy 1965 no hiran i mamako iohira io misaotra tompoko
halellua
❤❤❤❤
jesoa no tsy mandao
tompo ô tahio sa @ fiainako
ity hira masina ity dia nakana hira masina katolika anakiray. Mbola no tena zaza aho tamin'izany fotoana izany. Tsy dia haiko tanteraka izay no antony fa niteraka fifamaliana teo amin'ny Fiangonana katolika sy protstanta io fandikana na fangalana hira masina katolika io. Ny ahitana ny hira katolika nalaina taminy, dia ao amin'ny : Fihirana Dera pazy 84, ao amin'ny vavaka sy hira pazy 748, ao amin'ny fihirana hasina pazy 187, ary ao amin'ny fihirana vaovao pazy 376, ka toy izao manaraka izao ny andininy voalohany :
Mino 'zahay, ry Jesoa, mino 'zahay
Fa Ianao tokoa no herinay.
Anatin'ny Hostia, Ianao no Haninay.
Mino 'Zahay, ry Jesoa, mino 'zahay.
Raha tsy diso ny fitadidiako, dia tamin,ny alalan,io Katedralin'Andohalo Katolika io, no nandaminana ny ady tamin'izany andro sy vintana izany. Mety hamitaka tanteraka ahy ny fitadidiako fahazaza, fa dia mba soratako fotsiny eto izy, mba hahazoan'izay tsara sitrapo tia mikaroka ny tantara tsy fanadino ka afaka handiso na hanamarina izay tadidiko momba ny fahiny eto. Toa roa arivo ariary, no voatery naloan'ny Katolika, tamin'izany andro sy vintana izany.
RADANIELINA Ignace Marie Julien-Sabotsy Namehana.
🙌🏽🙌🏽🙌🏽🙌🏽🥹🥹🥹🥰🥰🥰❤️❤️❤️
❤❤❤
❤❤