ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Mamy ny fitiavanao Jesosy. ❤❤
Ho deraina mandrakizay ny anaranao Andriamanitra o ! Nampijaliana ianao noho ny otanay ;ankehitriny afaka izahay ;efa nodiovinao tamin'ny ranao ; misaotra Tompo;Amen
Misaotra an'izay nanana hevitra ny @hira masina +baiboly tato @ tambazotra Homba atsika mandrakariva anie ny TOMPO ,AMENA!
1. Indro ny Tompo Jesosy, jereo,Tena nihafy tokoa!He! Fa nivesatra eso, jereo,Mba hamonjena anao;Fiv : Indro Jeso, jereo Jeso, Indro Jeso, jereo Jeso,Izy izao dia mihevitra anao.Indro Jeso, jereo.2. Indro ny Tompo Jesosy, jereo,Efa voahombo tokoa!He! Fa nijaly tsy meloka teo,Mba hamonjena anao;3. Indro ny lefo-mandoza, jereo,Nenti-namely ny Tompo!He! Fa ny rany nirotsaka teo,Mba hamonjena anao;
Mamy ny fitiavanao Jesosy. ❤❤
Ho deraina mandrakizay ny anaranao Andriamanitra o ! Nampijaliana ianao noho ny otanay ;ankehitriny afaka izahay ;efa nodiovinao tamin'ny ranao ; misaotra Tompo;Amen
Misaotra an'izay nanana hevitra ny @hira masina +baiboly tato @ tambazotra Homba atsika mandrakariva anie ny TOMPO ,AMENA!
1. Indro ny Tompo Jesosy, jereo,
Tena nihafy tokoa!
He! Fa nivesatra eso, jereo,
Mba hamonjena anao;
Fiv :
Indro Jeso, jereo Jeso,
Indro Jeso, jereo Jeso,
Izy izao dia mihevitra anao.
Indro Jeso, jereo.
2. Indro ny Tompo Jesosy, jereo,
Efa voahombo tokoa!
He! Fa nijaly tsy meloka teo,
Mba hamonjena anao;
3. Indro ny lefo-mandoza, jereo,
Nenti-namely ny Tompo!
He! Fa ny rany nirotsaka teo,
Mba hamonjena anao;