Tantara malagasy - Fo ranomafana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Radio Madagasikara

ความคิดเห็น • 36

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว +2

    SambatraBe! tena tsy andry mihintsy ny hiaino indray ny TANTARA VAO2, no sady manao ny hatao andavanandro è!...Hisaorana feno ianareo tompokô. Mirary soa hatrany Tompokô. ( hisy tohiny ve😘)

    • @marcelafrancette8834
      @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว +1

      Zah koa kara nw zany efa isaka teteky zh mijery youtube 😍😍😍

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว +1

    Bjr RNM Mankasitraka vao hiteno ato😍👌😍

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy ampy saina le Nivo
    Manitsakitsaka vady voavela heloka....
    Vady mamo sendra mando ahaizana vava be.
    Ny vehivavy maditra, manitsaka....tsy afaka @ toetrany ratsy fa ianao lehilahy milefitra @ izany no vendrana

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 ปีที่แล้ว

    Meric boucoup 🤗♥❤

  • @user-vv2sf4rg8x
    @user-vv2sf4rg8x 4 ปีที่แล้ว

    Merci boucoup 😍😍

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @hanitranilsson2977
    @hanitranilsson2977 2 ปีที่แล้ว

    De i kaomisera iany ve zany no mangala-pihinana tao amy Nivo e!
    Tsy mazava ny fiafarany

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 4 ปีที่แล้ว

    Merci bcp nizar tompok

  • @mottonony3810
    @mottonony3810 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra, indrindra de mirary soa 😍😘😍😘

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka nareo namone oo 🎧💖🎧💖🎧💖🎧💖🎧💖🎧

  • @sylvestrerakotoarisoa9508
    @sylvestrerakotoarisoa9508 4 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup e,

  • @ranjede3838
    @ranjede3838 4 ปีที่แล้ว +1

    Ratsy zany ra tantara

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany nizara 👍. Mahay milalao mihitsy ny mpandray anjara

  • @stenerakoto2870
    @stenerakoto2870 4 ปีที่แล้ว +1

    Misotra Betsaka o.tsarabe

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa tena tsara. Mahay ny mpanoratra sy ny mpilalao

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tompoko .Fo rano mafana marina, makasitraka o

  • @soavinafamatanatsoa7048
    @soavinafamatanatsoa7048 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tantara vaovao indray ity

  • @mazavaissasteriot9202
    @mazavaissasteriot9202 4 ปีที่แล้ว

    Mercie♥️

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    Bjr . Msaotra anareo njai 🙋‍♀️🎼❤

  • @aniza737
    @aniza737 4 ปีที่แล้ว

    Tiko be l tantara d tiko be koa feon'i mamy @le izy

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ❤❤ tompoko miandry ny tantara vaovao indray 😍😍

  • @brudorasendrasoa1559
    @brudorasendrasoa1559 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka oh

  • @maricelp6330
    @maricelp6330 4 ปีที่แล้ว

    Bonsoir oooo de misaotra indrindra oo

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara oo

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak tompok 😘😘

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว +1

    Mr RAKOTOVAO Aribert vao mbola ao @RNM È.
    Tena mafibe ilay hira mila ankarenin-tsofina è!

  • @anta1232
    @anta1232 4 ปีที่แล้ว

    Map😢mamy namana ko mo zany d ts te halala fa topon lalana nf ef ba hain tatara fahin iz vady

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 ปีที่แล้ว

    Rano mangotrak marina ny fo 😂😂😂

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 4 ปีที่แล้ว

    mankasitraka Tompoko

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany tompoko

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraky indrindra Tompoko o!

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko