M.F.K Foibe: « Tsy ilay menarana nihantona t@ hazo lava no nitondra famonjena » Toriteny 0224/2024
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
- Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Niala t@ fanazavana ny Jaona 3:14-15 isika t@ farany ka nahatonga antsika nanadihady ny Nomery 21:6-9. Mila ampitahaina tsara anefa ny Nomery 21:8-9 sy ny Jaona 6:40 satria « Tsy ilay menarana nihantona t@ hazo lava no nitondra famonjena » fa misy fanadihadina lalina tokony ho fantarina ao anatin’ireo Teny ireo izay tsindrin’i Paoly ao @ I Korintiana 2:2. Manasa antsika am-pitiavana rahalahy sy ranabavy hanaraka tsara ny Fampaherezana.
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!