- 239
- 4 667
MFK FOIBE
เข้าร่วมเมื่อ 8 เม.ย. 2020
ITY CHAINE ITY DIA HO ENTINA HAMPAHEREZANA ANAO AMIN'NY ALALANY TORITENY IZAY HO ENTIN' I PASTEUR ANDRIAMALALA ROLAND IZAY FONDATEUR NY FIKAMBANANA M.F.K ETO MADAGASIKARA.
M.F.K : « Ny fiverenana @ i Jehovah ihany no vahaolana @ fangejan’ny firenen-kafa »Tor 0234/2025
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Marina fa sarotra ny fiainana, maizina ny eto @ izao tontolo izao ity tahaka ny nahazo ny zanak’Israely tao Egypta ihany (Eksodosy 10:21-23, Efesiana 6:12) kanefa raha ny marina dia vokatry ny fanadinoana an’i Jehovah izany. Araka ny Fitomaniana 3:31-33 anefa dia tsy manary mandrakizay ny Tompo. T@ farany isika dia nanatsoaka lesona araka ny Apokalypsy 22:10-11 fa tsy vanim-potoana fifanomezan-tsiny intsony izao fa fitodihana @ tena. Ary raha ny Mpitsara 10:6-16 dia « Ny fiverenana @ i Jehovah ihany no vahaolana @ fangejan’ny firenen-kafa ». Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy.
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!
มุมมอง: 1
วีดีโอ
M.F.K Foibe: « Vanim-potoana hitsanganana, hifohazana ary hihazavana izao » Toriteny 0233/2025
มุมมอง 719 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mandeha ny fotoana satria tapitra sahady ny volana Janoary. Izany indrindra no hanafarana antsika fa « Vanim-potoana hitsanganana, hifohazana ary hihazavana izao ». Tsy mila mifampiandry ankedritohina, tsy mila mifampitsara fa mila mandeha @ Marina fotsiny na ho an’ny mpitondra Fivavahan...
M.F.K Foibe: « Fotoana tokony hifohazana @ torimaso sy hitsanganana @ maty izao »Toriteny 0232/2025
มุมมอง 2414 วันที่ผ่านมา
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Nojerentsika t@ farany ny Efesiana 6:12 izay nanamarihana fa tsy miady @ nofo aman-drà isika kanefa ny zava-misy dia saika mifampiandry ankendritohina daholo na mpanao politika na mpitondra fivavahana. Raha ny Efesiana 5:14 anefa dia « Fotoana tokony hifohazana @ torimaso sy hitsanganana...
M.F.K Foibe: « Azo antoka ny fiarovan’Atra ho an’ny olona mandeha @ Marina » Toriteny 0231/2025
มุมมอง 1621 วันที่ผ่านมา
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Nandalo zava-tsarotra isika nandritra ny 3 taona mipaka noho ny Covid-19 dia ny 2020,2021 ary 2022 fa niray saina ny rehetra nitaraina t@ Atra na kristianina na tsy kristianina ka namaly vavaka Atra. Fa ny taona 2024 nandalo zava-tsarotra ihany koa isika noho ny « delestage », tsy fisian...
M.F.K Foibe: « Ilay Atra tena izy ihany no afaka mampitsahatra ny loza »Toriteny 0230/2025
มุมมอง 3128 วันที่ผ่านมา
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mamerina ny fiarahabana antsika rehetra tratry izao taona 2025 izao. Mampatsiahy isika fa zavatra tena mafy no nandalovana t@ Covid-19 fa nitodika t@ Atra ny rehetra ny taona 2020-2021-2022 h@ 2023 fa namaly vavaka Atra ka tafavaoaka tao anatin’ny sarotra isika. Tsy mafy noho ireo taonan...
M.F.K Foibe: « Mila tsy mimonomonona fa mandeha @ Marina » Toriteny 0229/2025
มุมมอง 49หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Miarahaba antsika rehetra Tratry izao taona vaovao 2025 izao. Araka izay voasoratra ao @ Jeremia 29 :11-13 indray no hitondrantsika Fampaherezana @ izao taona vaovao izao. Araho tsara anie ny fanazavana fa mihevitra fiadanana ho antsika io Atra io fa tsy loza e ! Fa misy toetra takiany a...
M.F.K Foibe: . « Mila mandini-tena isika ny @ toe-panahy ananantsika »Toriteny 0228/2024
มุมมอง 12หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Vao avy nankalaza ny Krismasy isika teo fa ny fanontaniana mipetraka dia hoe tena teraka ao am-pontsika marina ve Jesosy ? (Jaona 1 :12). Fa madiva ho tapitra ihany koa ny taona 2024 « Mila mandini-tena isika ny @ toe-panahy ananantsika » alohan’ny idirana @ taona vaovao 2025. Ka izany i...
M.F.K Foibe: . « Tsy maintsy potehina ihany koa ny toe-tsaina manompo sampy »Toriteny 0227/2024
มุมมอง 25หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mbola ao anatin’ny fizahan-toetra ny fanahy hatrany isika. Araka ny Jaona 3 :14-15 dia nisy fampitahana an’i Jesosy nihantona t@ hazofijaliana sy ny menarana varahina nahatona t@ hazolava Nomery 21 :8-9 izay nitondra fahasitranana ho an’ny zanak’israely. Ny fanontaniana mipetraka anefa d...
M.F.K Foibe: « Raha vao mandà ny Tenin’Atra isika dia lasa rembin’ny devoly »Toriteny 0226/2024
มุมมอง 56หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Tao anatin’ny fizahan-toetra ny fanahy isika no nanadihady ilay menarana varahina tany @ Testamenta Taloha. Ary ny olona mahatsiaro ny tenany ho mpanota sy niodina t@ Atra no mitady Famonjena (I Jaona 1 :8-10), « Ary raha vao mandà ny Tenin’Atra dia lasa rembin’ny devoly ». Araho tsara n...
M.F.K Foibe: « Ilay menaran’afo dia tandidon’ilay menarana tany @ Genesisy » Toriteny 0225/2024
มุมมอง 292 หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Tena sitrapon’Atra ny fijerena ilay menaran’afo nahatona t@ hazolava (Nomery 21 :8-9) sy ny fijerena an’i Jesosy (Jaona 6 :40). « Ilay menaran’afo dia tandidon’ilay menarana tany @ Genesisy ». Mitovy ny vokatry ny kaikitry ny menarana azo tany Genesisy 3 sy tany @ Nomery 21 izay samy fah...
M.F.K Foibe: « Tsy ilay menarana nihantona t@ hazo lava no nitondra famonjena » Toriteny 0224/2024
มุมมอง 352 หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Niala t@ fanazavana ny Jaona 3:14-15 isika t@ farany ka nahatonga antsika nanadihady ny Nomery 21:6-9. Mila ampitahaina tsara anefa ny Nomery 21:8-9 sy ny Jaona 6:40 satria « Tsy ilay menarana nihantona t@ hazo lava no nitondra famonjena » fa misy fanadihadina lalina tokony ho fantarina ...
M.F.K Foibe: « Ny sitrapon’Atra dia ny fanekena ny Teniny » Toriteny 0223/2024
มุมมอง 442 หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Tsy azo lalovana maimaika fotsiny ny fizahan-toetra ny fanahy fa mila mandinika tsara ny Soratra Masina mba tsy ho voafitaka. Nisy fampitahana nataon’i Jesosy momba Azy sy ilay menarana varahina araka ny Jaona 3 :14-15, izay Jesosy maniraka antsika hoe diniho tsara izay voasoratra any @ ...
M.F.K Foibe: "Fahafantarana ny zava-miafina @ Tenin’Atra dia Izy no mampianatra »Toriteny 0222/2024
มุมมอง 542 หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Ny fahafantarana an’i Jesosy tonga nofo ao anatin’ny fizahan-toetra ny fanahy dia mamantatra ny fiainany iray manontolo (fahaterahany ka h@ fahafatesany). Ary ny fitoriana ny filazantsara dia mitory an’i Jesosy voahombo teo @ hazofijaliana fa tsy izay hohanina, na izay hotafiana, na izay...
M.F.K Foibe: « Raha te-hahalala an’i Jesosy dia mila miondrika ao @ Tenin’Atra » Toriteny 0221/2024
มุมมอง 503 หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mbola ao anatin’ny fanazavana hatrany ny fizahan-toetra ny fanahy isika izay tokony hananana ilay « Esprit de discernement » araka ny I Jaona 4 :1-3. Niresaka t@ Nikodemôsy i Jesosy satria ilay nofo no fantatr’i Nikodemôsy fa tsy fantany hoe efa nisy h@ izay i Jesosy ilay Fanahy (Jaona 3...
M.F.K : « Ny mivavaka @ Atra dia mivavaka @ tsy hita, izany hoe: tsy misy endrika » Torit. 0220/2024
มุมมอง 423 หลายเดือนก่อน
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Manohy hatrany @ fahafantarana an’i Jesosy ho tena Atra hatrany isika, izay midika fa tena Fanahy Izy araka ny Jaona 4:24. Ary mampirisika antsika hianatra hatrany ny Tenin’Atra satria tsy hanana ilay « Esprit de discernement » mihitsy isika raha tsy mazoto mianatra, ary tsy misy olona a...
« Maro ny miantso an’i Jesosy, Jehovah, Fanahy Masina fa diso ny fivavahany » Toriteny 0219/2024
มุมมอง 553 หลายเดือนก่อน
« Maro ny miantso an’i Jesosy, Jehovah, Fanahy Masina fa diso ny fivavahany » Toriteny 0219/2024
M.F.K Foibe: « Jesosy dia tena Atra, Fanahy tsy hita maso izay azo ivavahana » Toriteny 0218/2024
มุมมอง 283 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe: « Jesosy dia tena Atra, Fanahy tsy hita maso izay azo ivavahana » Toriteny 0218/2024
M.F.K Foibe : « Koa azo ivavahana ary ve i Jesosy sa tsia ? » Toriteny 0217/2024
มุมมอง 403 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe : « Koa azo ivavahana ary ve i Jesosy sa tsia ? » Toriteny 0217/2024
M.F.K Foibe : « Tsy hiditra ny lanitra mihitsy ny kamo mianatra ny Tenin’Atra » Toriteny 0216/2024
มุมมอง 444 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe : « Tsy hiditra ny lanitra mihitsy ny kamo mianatra ny Tenin’Atra » Toriteny 0216/2024
M.F.K Foibe « Tsy manaiky an’i Jesosy ho Atra sy ny mivavaka @ nofo dia sahala » Toriteny 0215/2024
มุมมอง 444 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Tsy manaiky an’i Jesosy ho Atra sy ny mivavaka @ nofo dia sahala » Toriteny 0215/2024
M.F.K Foibe « Tsy maintsy Atra=Jesosy=Fanahy mba hahatokana an’Atra» Toriteny 0214/2024
มุมมอง 134 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Tsy maintsy Atra=Jesosy=Fanahy mba hahatokana an’Atra» Toriteny 0214/2024
M.F.K Foibe « mila manana « esprit de discernement » isika mba tsy ho very » Toriteny 0213/2024
มุมมอง 394 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « mila manana « esprit de discernement » isika mba tsy ho very » Toriteny 0213/2024
M.F.K Foibe « Tokana Jesosy, ny fahalalantsika Azy no maha diso ny fivavahana” » Toriteny 0212/2024
มุมมอง 255 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Tokana Jesosy, ny fahalalantsika Azy no maha diso ny fivavahana” » Toriteny 0212/2024
M.F.K Foibe « Ny fitaka anefa dia tsy rehefa “Pneuma” dia avy @ Atra avokoa” » Toriteny 0211/2024
มุมมอง 455 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Ny fitaka anefa dia tsy rehefa “Pneuma” dia avy @ Atra avokoa” » Toriteny 0211/2024
M.F.K Foibe « Raha tonga ilay Fanahy dia antso « Fibebahana » no tanterahiny” » Toriteny 0210/2024
มุมมอง 275 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Raha tonga ilay Fanahy dia antso « Fibebahana » no tanterahiny” » Toriteny 0210/2024
M.F.K Foibe « Takian’ny Tenin’Atra isika hanana ilay “Esprit de discernement” » Toriteny 0209/2024
มุมมอง 155 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Takian’ny Tenin’Atra isika hanana ilay “Esprit de discernement” » Toriteny 0209/2024
M.F.K Foibe « Voafitaka isika raha vao tsy mandinika tsara ny Tenin’Atra » Toriteny 0208/2024
มุมมอง 235 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Voafitaka isika raha vao tsy mandinika tsara ny Tenin’Atra » Toriteny 0208/2024
M.F.K Foibe “Fitaka no hilazana fa tsy mandalo zava-tsarotra ny kristianina” Toriteny 0207/2024
มุมมอง 726 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe “Fitaka no hilazana fa tsy mandalo zava-tsarotra ny kristianina” Toriteny 0207/2024
M.F.K Foibe “Voafitaka raha ny Famantarana no hamaritantsika ny Fanahy Masina” Toriteny 0206/2024
มุมมอง 368 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe “Voafitaka raha ny Famantarana no hamaritantsika ny Fanahy Masina” Toriteny 0206/2024
M.F.K Foibe « Ny Fanahin’ny Fahamarinana dia tsy maintsy araka ny Baiboly » Toriteny 0205/2024
มุมมอง 198 หลายเดือนก่อน
M.F.K Foibe « Ny Fanahin’ny Fahamarinana dia tsy maintsy araka ny Baiboly » Toriteny 0205/2024
Mahereza tompoko
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏
Tahin'i Jesosy tompoko
best youtuber ever XDDDD