Mila maharitra ianao rehefa mangataka famonjena avy @ Tompo (Genesisy 25.1-18)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 16 พ.ย. 2024
- Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
NY TOMPO MANOMANA NY TSARA INDRINDRA HO ANAO
1. Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo, raha tsy efa mby eo kosa isika.
2. Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy.
3. Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko.
4. Na ny vao na ny ela : efa notehiriziko ho anao izany, ry malalako.
5. Ka dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra nataoko taminy, hoy Jehovah
6. Koa nahoana no manome tsiny Azy ianao noho ny tsy nampisehoany izay antony amin'ny ataony ?
7. Ny zavatra rehetra nataon'i Jehovah dia samy misy antony avokoa.
8. Lehibe amin'ny fisainana sy mahery amin'ny atao Izy.
9. Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va ?
10. Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va ?
11. Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy ? Na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny ?
12. Ho to ny fikasako, ary hefaiko ny sitrapoko rehetra...Sady efa niteny izany Aho no hahatanteraka azy koa, sady nikasa Aho no hahefa azy.
13. Ianareo no nisaina hanisy ratsy ahy; fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho soa.
14. Hamonjy aina no nampandehanan'Andriamanitra ahy hialoha anareo aty.
Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :
(1) Hebreo 11 : 40
(2) I Koritiana 2 : 9
(3) Eksodosy 23 : 20
(4) Tononkira 7 : 14
(5) Ezekiela 14 : 23
(6) Joba 33 : 13
(7) Ohabolana 16 : 4
(8) Jeremia 32 : 19
(9) Genesisy 18 : 14
(10) Jeremia 32 : 27
(11) Nomery 23 : 19
(12) Isaia 46 : 10 - 11
(13) Genesisy 50 : 20
(14) Genesisy 45 : 5
****************************
MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:
/ mesversetsbibliquespre...
2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :
/ mesespacesevangeliquesdr
3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :
/ mesvideosevangeliquesdr
4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :
/ tsaranytompoisanandrodr
5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR
/ hoavyikristyvononavehi...
CONTACT :
1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
4. TWITTER : / docrivolala
5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
6. FACEBOOK : / docteurrivolala
7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagasca...
JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)
Amen