Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
  • 272
  • 917 974
Havako ô, voasoratra ao @ bokin'ny fiainana ve ny anaranao ?
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
FIAINANA MANDRAKIZAY NO OMEN'NY TOMPO IZAY MINO AZY
1. Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany Lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
2. Ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako.
3. "Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy.
4. Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa : Izay mino no manana fiainana mandrakizay.
5. Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao, Izay Andriamanitra tokana sady marina, sy i Jesoa Kristy, Izay efa nirahinao.
6. Jao 6 :54. Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany.
7. "Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?"
8. "Indro, ny fanjakan' Andriamanitra dia ao anatinareo."
9. Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan' Andriamanitra izy.
10. Dinihinareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy.
11. Ka misaotra ny Ray, Izay nampahamendrika antsika hanana anjara amin'ny lovan'ny olona masina eo amin'ny mazava,
12. Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa Tompontsika.
Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :
(1) Jaona 3 : 16
(2) Jaona 10 : 28
(3) Jaona 5 : 24
(4) Jaona 6 : 47
(5) Jaona 17 : 3
(6) Jaona 6 : 54
(7) Marka 1 : 17
(8) Lioka 17 : 21
(9) Jaona 3 : 5
(10) Jaona 5 : 39
(11) Kolosiana 1 : 12
(12) Romana 6 : 23
****************************
MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: web. MesVersetsBibliquesPreferesDR
2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : web. MesEspacesEvangeliquesDR
3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : web. MesVideosEvangeliquesDR
4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : web. TsaraNyTompoIsanandroDR
5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR web. HoavyiKristyVononaVeHianaoDR
CONTACT :
1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
3. LINKED IN : www.linkedin.com/in/doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b/
4. TWITTER : DocRivolala
5. INSTAGRAM : rivolalaandrianantoavina
6. FACEBOOK : web. docteurrivolala/
7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagascar.blogspot.com/?view=magazine
JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)
มุมมอง: 466

วีดีโอ

Havako ô, mibebaha ianao raha te hahita fitahiana eo @ fiainanao (1 Korintiana 6.1-11)
มุมมอง 752หลายเดือนก่อน
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MILA MIAIKY HELOKA HIANAO (1) Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra. (I Jaona 1 : 9) (2) Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo fam...
Havako ô, diovy ny tenanao raha te handray fitahiana avy @ Tompo ianao (1 Korintiana 5.1-13)
มุมมอง 942หลายเดือนก่อน
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara HODIOVIKO HIANAO HOY NY TOMPO 1. Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio; ny mba ho afaka amin'ny fahalotoanareo rehetra sy ny sampinareo rehetra no hanadiovako anareo. 2. Sasao madio aho mba ho afa-keloka,ary diovy aho mba ho afa-pahotana. 3. Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka...
Havako ô, ahoana ny fomba anehoanao ny fitiavanao ny tanindrazanao ? (Salamo 137.1-9)
มุมมอง 444หลายเดือนก่อน
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara IZA NO HIRAHIKO ? 1. "Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? " Dia hoy izaho: "Inty aho, iraho aho." 2. Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa. 3. Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra 4. Mandehana any amin'izao to...
☘️🍁 Andriamanitry ny voninahitra (Rija Rasolondraibe) 🍂🍁
มุมมอง 5612 หลายเดือนก่อน
☘️🍁 Andriamanitry ny voninahitra (Rija Rasolondraibe) 🍂🍁
Havako ô, Tompo anie Jesosy ka afaka antsoinao mba hamaha io olana lalovanao io (Salamo 110.1-8)
มุมมอง 1K2 หลายเดือนก่อน
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MITSINJO NY OLO-MARINA NY TOMPO 1. Ny mason'i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany. 2. Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy. 3. Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarini...
💛🌴💙 EO AMBANY FAHASOAVANAO (AMAF) 🧡🥀💚
มุมมอง 2302 หลายเดือนก่อน
💛🌴💙 EO AMBANY FAHASOAVANAO (AMAF) 🧡🥀💚
Havako ô, na mandalo ady sarotra aza ianao dia tsarovy fa tsy mandao anao izany ny Tompo
มุมมอง 1.4K2 หลายเดือนก่อน
Salamo 109.21-31 (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara) TSY MAHAFOY ANAO NY TOMPO 1. "Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory" 2. Hataoko ahoana e no fahafoy anao, ry Efraima… Onena ny foko, mafy loatra ny alaheloko. 3. Zanako mahafinaritra va i Efraima, zaza malalako va izy, no dia fatra-pahatsiaro azy isaky ...
🧡🌿🏵️ MOA VE JESOA DIA MIHEVITRA NY MOMBA NY FIAINAKO ? ❤️🥀💙
มุมมอง 1902 หลายเดือนก่อน
🧡🌿🏵️ MOA VE JESOA DIA MIHEVITRA NY MOMBA NY FIAINAKO ? ❤️🥀💙
Havako ô, efa voahombo niaraka @ Kristy t@ hazo fijaliana ve ianao ? Ka sahy hilaza hoe : ENY
มุมมอง 7502 หลายเดือนก่อน
Galatiana 2.11-21- Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MATY HAMONJY ANTSIKA NY TOMPO 1. Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika i Kristy. 2. Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olo...
🥰 💚🌿 FINARITRA NY OLANAO 🧡🥀💛 (FFPM 332)
มุมมอง 1112 หลายเดือนก่อน
🥰 💚🌿 FINARITRA NY OLANAO 🧡🥀💛 (FFPM 332)
Havako ô, tsy izay miditra ao ampon'ny olona no mahaloto azy fa izay mivoaka avy ao amin,ny olona
มุมมอง 7702 หลายเดือนก่อน
Marka 7.1-23 - Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MIKARAKARA ANAO NY TOMPO 1. Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. 2. Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenan...
🏵️🥀💚 Jesus, I love You 💛🌿🌷
มุมมอง 402 หลายเดือนก่อน
🏵️🥀💚 Jesus, I love You 💛🌿🌷
Mampandini-tena sy mampahery ny kivy hatrany ny mpanompon'Andriamanitra (Asan'ny Apostoly 27.13-26)
มุมมอง 8812 หลายเดือนก่อน
Mampandini-tena sy mampahery ny kivy hatrany ny mpanompon'Andriamanitra (Asan'ny Apostoly 27.13-26)
😢💞 Ity ilay zanakao nania fa hiverina Aminao (Fibebahana) 💮🍀
มุมมอง 4422 หลายเดือนก่อน
😢💞 Ity ilay zanakao nania fa hiverina Aminao (Fibebahana) 💮🍀
Na misamboaravoara aza ny sambokelinao dia matokia fa tsy mandao anao Jesosy (Marka 4.35-41)
มุมมอง 1.7K2 หลายเดือนก่อน
Na misamboaravoara aza ny sambokelinao dia matokia fa tsy mandao anao Jesosy (Marka 4.35-41)
🥈⭐🌴 J'attendrai le retour du Seigneur 🥇🙏😇
มุมมอง 942 หลายเดือนก่อน
🥈⭐🌴 J'attendrai le retour du Seigneur 🥇🙏😇
Havako ô, vakio ny baiboly fa io no manoro anao ny lalana hahazoana ny fiainana mandrakizay
มุมมอง 9193 หลายเดือนก่อน
Havako ô, vakio ny baiboly fa io no manoro anao ny lalana hahazoana ny fiainana mandrakizay
💛🌿 MISY FIARA LEHIBE (MIDERA FIFOHAZANA FJKM) 🥀💝
มุมมอง 1123 หลายเดือนก่อน
💛🌿 MISY FIARA LEHIBE (MIDERA FIFOHAZANA FJKM) 🥀💝
Havako ô, raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao dia hotahiana @ lafiny rehetra
มุมมอง 1.5K3 หลายเดือนก่อน
Havako ô, raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao dia hotahiana @ lafiny rehetra
🌿💙 HAZOMANGAKO (AMAF) 🥀 💝
มุมมอง 863 หลายเดือนก่อน
🌿💙 HAZOMANGAKO (AMAF) 🥀 💝
Havako ô, nomen'ny Tompo fahefana ianao hamoaka ny fanahy maloto izay mahatonga olana eo @ fiainanao
มุมมอง 9053 หลายเดือนก่อน
Havako ô, nomen'ny Tompo fahefana ianao hamoaka ny fanahy maloto izay mahatonga olana eo @ fiainanao
🧡🥀💛 COMME UN PHARE (David Durham) 🥰 💚🌿
มุมมอง 653 หลายเดือนก่อน
🧡🥀💛 COMME UN PHARE (David Durham) 🥰 💚🌿
Havako ô, efa voasoratra ao @ bokin'ny fiainana ve ny anaranao ? Raha tsy izao dia rahoviana ?
มุมมอง 6373 หลายเดือนก่อน
Havako ô, efa voasoratra ao @ bokin'ny fiainana ve ny anaranao ? Raha tsy izao dia rahoviana ?
🧡🥀💛 Ô RY MPANOTA AZA MANDA 🥰 💚🌿 (FFPM 383)
มุมมอง 1023 หลายเดือนก่อน
🧡🥀💛 Ô RY MPANOTA AZA MANDA 🥰 💚🌿 (FFPM 383)
Havako ô, aoka hitondra fitahiana eo @ fiainanao ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo (Matio 26.17-30)
มุมมอง 5383 หลายเดือนก่อน
Havako ô, aoka hitondra fitahiana eo @ fiainanao ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo (Matio 26.17-30)
🥹 JEHOVAH, RAY MAHARI-PO 😢 (FFPM 408)
มุมมอง 1233 หลายเดือนก่อน
🥹 JEHOVAH, RAY MAHARI-PO 😢 (FFPM 408)
Havako ô, miantso anao hibebaha Jesosy satria efa netiny teo @ hazo fijaliana ny fahotanao rehetra
มุมมอง 6783 หลายเดือนก่อน
Havako ô, miantso anao hibebaha Jesosy satria efa netiny teo @ hazo fijaliana ny fahotanao rehetra

ความคิดเห็น

  • @eleonoremandizi403
    @eleonoremandizi403 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q 2 วันที่ผ่านมา

    Amena🙏🙏🙏🙏

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q 6 วันที่ผ่านมา

    AMENA❤❤❤

  • @herverakotondrabe9146
    @herverakotondrabe9146 13 วันที่ผ่านมา

    Reveko ity hira ity merci nizara, m'lay be

  • @DoraMonk-j8s
    @DoraMonk-j8s 14 วันที่ผ่านมา

    Misaotra tompoko amin"ny fampaherezana....fa ny Malagasy anie dia mihatsy van ara-panahy...voalaza fa vao mainka aza MITOMBO NY MPANOMPO SAMPY, NY MPANAO ODY RATSY...SNS...NEFA DIA HIBOKA NY FIANGONANA ISAKY NY ALAHADY....

  • @Yannick-zg3zm
    @Yannick-zg3zm 18 วันที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra tompoko fa mahery

  • @j-news.science7555
    @j-news.science7555 19 วันที่ผ่านมา

    Amen 🎉🎉🎉

  • @ashminkwt9380
    @ashminkwt9380 21 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka indrindra tompoko,AMEN ❤

  • @hajatianaratsimbazafy1659
    @hajatianaratsimbazafy1659 22 วันที่ผ่านมา

    LA VOIX CELESTE -Pasteur RAJOELISON

  • @TianaRasoloarimanga
    @TianaRasoloarimanga 28 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka tompoko ny am fampianarana

  • @josoarahoiljaon8703
    @josoarahoiljaon8703 28 วันที่ผ่านมา

    Misaotra @ fizarana saingy ilay hira dia manakona ny hafatra ho an’ny lalodalovana. Ny Tompo homba hatrany @ fanaparitahana ny filazan-tsara

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka hatrany mizara tompoko ohh ,,,Amena 🙏🙏🙏

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka hatran nizara Tompok fa,nade aty ampitandranomasina aza izahay de afaka manarak ny mana isan'andro hian ,,

  • @JuliaJuliasf
    @JuliaJuliasf หลายเดือนก่อน

    Mankasitra pasteur

  • @JuliaJuliasf
    @JuliaJuliasf หลายเดือนก่อน

    Mankasitra pasteur

  • @JuliaJuliasf
    @JuliaJuliasf หลายเดือนก่อน

    Mankasitra pasteur

  • @HarimbolaSOAFARA
    @HarimbolaSOAFARA หลายเดือนก่อน

    😅

  • @juvetarthu6154
    @juvetarthu6154 หลายเดือนก่อน

    😢😢 tiany mama NORCIA eky hira ity zay ai , indrisy anefa 💔🕊🕊 😢 Latsaka ranomaso zah isaka mihaino hira ity .😢❤❤❤❤

  • @StephanieSoa
    @StephanieSoa หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @paulineopango3768
    @paulineopango3768 หลายเดือนก่อน

    Prechons la croix, l'enlèveme nt,et la grâce

  • @paulineopango3768
    @paulineopango3768 หลายเดือนก่อน

    Pourquoi les pasteurs d'aujourd'hui compliqué l'évangile ?

  • @ChrisChristine-q4m
    @ChrisChristine-q4m หลายเดือนก่อน

    Amen 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka hatran nizara oooh ,,❤❤❤

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 หลายเดือนก่อน

    Tsara B sady mampihetsipo bravo Fara🥰🥰🥰

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 หลายเดือนก่อน

    Amen misaotra hatrany❤

  • @DoraMonk-j8s
    @DoraMonk-j8s หลายเดือนก่อน

    MIALA TSINY AHO....TSY I ABSHALOM NO NANDOTO NY ANABAVINY...FA IZY NO NAMONO NY OLONA NANDOTO NY ANABAVINY...!!! VAKIO TSARA TOMPOKO NY BAIBOLY...PAR CONTRE NANDOTO NY VADITSINDRANON'I DAVID REHETRA IZY AVY EO....

  • @ezraandria1163
    @ezraandria1163 หลายเดือนก่อน

    Tsara izany!!🥰🥰

  • @NadiaStephanie-uh3we
    @NadiaStephanie-uh3we 2 หลายเดือนก่อน

    'salama pasteur Mankasitraka

  • @yox265
    @yox265 2 หลายเดือนก่อน

    Ntso tsy olombelona marina Jesosy ka miangatra 🙏

  • @LantomalalanirinaharisoaRavelo
    @LantomalalanirinaharisoaRavelo 2 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @BsksbBsksk
    @BsksbBsksk 2 หลายเดือนก่อน

    Amen 🙏🙏🙏🙏❤

  • @voahanginirinarazafitompo2985
    @voahanginirinarazafitompo2985 2 หลายเดือนก่อน

    Dera ho an'ny Tompo! ❤❤

  • @LantomalalanirinaharisoaRavelo
    @LantomalalanirinaharisoaRavelo 2 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @lalainatienhandriamampiono3787
    @lalainatienhandriamampiono3787 2 หลายเดือนก่อน

    Fiadanana e, misaotra indrindra @ fizaràna tompoko. Mba hiangavy tompoko mba ampidinina kely ny volume an’ilay hira ao ambadiky ny toriteny fa mafy loatra ka tsy heno tsara intsony ny toriteny fa saron’ilay hira. Ny tena tsara dia feon-kira ambanimbany dia ampy. Misaotra hatrany. Tahian’ny Tompo oh❤

  • @KuwitCity-qn1yj
    @KuwitCity-qn1yj 2 หลายเดือนก่อน

    Marina zani misaotra ❤❤

  • @voahanginirinarazafitompo2985
    @voahanginirinarazafitompo2985 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko❤❤

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 2 หลายเดือนก่อน

    Voninahitra ho an' Andriamanitra Telo izay iray 🙏

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 2 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka Docteur ! 💒💒💌💌🙏🙋

  • @sylviamada
    @sylviamada 2 หลายเดือนก่อน

    AMENA🙏🙏🙏🙏

  • @VictoireRasoamanarivo-h5l
    @VictoireRasoamanarivo-h5l 2 หลายเดือนก่อน

    Amen

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 2 หลายเดือนก่อน

    Amen ! 💒💒💒😂🐑🐑🐑

  • @sylviamada
    @sylviamada 2 หลายเดือนก่อน

    AMENA🙏🙏🙏

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 2 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka tompoko! Deraina ny tompo💒♥️♥️♥️🙏🙋

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 2 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra 💯 mandrakizay Andriamanitra 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur @ fampianaranao, oentimiatrika,tsy ampatahorana ny hoaviko sy ny ankohonako mandritrin'ny androm-pahavelomana izay atolotraO, anay.Hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA Pasteur 😇

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 2 หลายเดือนก่อน

    Mitoerà isan'andro JESOA ô ato anatiko sy ny ankohonanako,mba anananay fiadanana isan'andro tsy iala @fihainoana ny Teninao🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur mizara ny fahamarinan'A/tra , oentimiatrika izao fiainana izao, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fahasoavan'ny Tompo 😇 Mirary alahady mahafinaritra bé hoantsika tsirairay avy tompoko !

  • @CedricNalintsoaRALAISON
    @CedricNalintsoaRALAISON 2 หลายเดือนก่อน

    Masina masina saint saint saint est le seigneur

  • @anjaranirinayndila8041
    @anjaranirinayndila8041 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka Pasteur 🙏🏻

  • @sylviamada
    @sylviamada 2 หลายเดือนก่อน

    🙏🙏AMENA🙏🙏

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 2 หลายเดือนก่อน

    Tompo o tehirizo ho Anao hatrany izahay ary omeo fo mazoto mitady Anao misaotra Jesosy ny @izao fampianarana mamy tsy voavidim bola izao misaotra Tompo malala o Amen 💖💖🙏🙏❤❤ mankasitraka feno Tompoko!!

  • @OlgaOlga-di8op
    @OlgaOlga-di8op 3 หลายเดือนก่อน

    Tena tsy misy fatiantoka ny manaradia anao Jesosy, mamindrafo amiko anao Tompo 🙏❤