Voasoratra ao @ boky avokoa ange havako ny ataonao rehetra e, na soa na ratsy (Marka 12.13-27)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 พ.ย. 2024
  • Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
    MITSINJO NY OLO-MARINA NY TOMPO
    1. Ny mason'i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.
    2. Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy.
    3. Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.
    4. Koa amin'izany, satria efa nohamarinina tamin'ny finoana isika
    5. Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika
    6. Tsy ny fivavahanao va no tokinao ? Ary tsy fanantenanao va ny fahitsian'ny lalanao ? Masìna ianao, tsarovy fa iza moa no very tsy nanan-tsiny ? Ary taiza no nisy olo-mahitsy naringana ?
    7. Indro, Andriamanitra tsy hanary ny olona tsy manan-tsiny ary tsy hitantana ny mpanao ratsy
    8. Fa ny famonjena ny marina dia avy amin'i Jehovah; fiarovana mafy ho azy amin'ny andro fahoriana Izy.
    9. Tsy hiaro zava-tsoa amin'izay mandeha amin'ny fahitsiana Izy.
    10. Fantatr'i Jehovah ny andron'ny mahitsy; ary ny lovany ho mandrakizay.
    11. Fa ny mason'i Jehovah mijery eny tontolo eny eran'ny tany rehetra, mba hisehoany aman-kery hamonjy izay manana fo mahitsy Aminy.
    12. Noa dia lehilahy marina sady tsy nisy tsiny teo amin'ny olona niara-belona taminy; eny, niara-nandeha tamin'Andriamanitra i Noa.
    13. Nisy lehilahy tany amin'ny tany Oza, Joba no anarany; ary marina sy mahitsy izany lehilahy izany sady natahotra an'Andriamanitra ka nifady ny ratsy.
    14. Ary samy marina teo anatrehan'Andriamanitra izy mivady (Zakaria sy Elizabeta) sady nitondra tena tsy nanan-tsiny araka ny didy sy ny fitsipika rehetra nomen'ny Tompo.
    15. Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman'alina, ary moa hitaredretra va Izy ?
    16. Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona.
    Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :
    (1) Salamo 34 : 15
    (2) Salamo 18 : 20
    (3) Romana 8 : 30
    (4) Romana 5 : 1
    (5) I Koritiana 6 : 11
    (6) Joba 4 : 6 - 7
    (7) Joba 8 : 20
    (8) Salamo 37 : 39
    (9) Salamo 84 : 11
    (10) Salamo 37 : 18
    (11) II Tantara 16 : 9
    (12) Genesisy 6 : 9
    (13) Joba 1 : 1
    (14) Lioka 1 : 6
    (15) Lioka 18 : 7
    (16) Jaona 15 : 16
    ****************************
    MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:
    / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :
    / tsaranytompoisanandrodr
    5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR
    / hoavyikristyvononavehi...
    CONTACT :
    1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    4. TWITTER : / docrivolala
    5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    6. FACEBOOK : / docteurrivolala
    7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagasca...
    JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
    QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

ความคิดเห็น • 2