Add Gasy - Medley Cover directed by DL Visual (Clip officiel) 4K

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 73

  • @majesticlion8411
    @majesticlion8411 2 ปีที่แล้ว +2

    Mafinaritra be loatra mihitsy, Mankasitraka sy mirary soa anareo mampatsiahy ny fitiavana ny TANINDRAZANA , fa AOKA MBA TSY HO AMBAVA IHANY ILAY FITIAVANA FA ARAHO ASA, SY FANAMPIANA NY MPIARA-BELONA , mankasitraka tompoko

  • @sylvoalias
    @sylvoalias ปีที่แล้ว +2

    Vive Mdagascar et vive notre nouvelle gération aussi talenteux que nos aïeux ....quel émotion...je suis totalement boulversé émotionellement en suivant ce morceau qui est trés fort profesionel á ma vue. ooouf c'est du café fort. merci les enfants. et bonne continuation .

  • @mrthundernova3057
    @mrthundernova3057 3 ปีที่แล้ว +6

    aie aie aie!!!! LE TALENT!!!! C'est tellement pure! Tellement bon!
    Vous tous, vous avez chacun votre place dans cette aventure!!!
    Moi qui suis loin de mada, ça me fait du bien de voir que notre génération est capable sans artifice, sans tricher d'envoyer du louuuuurd comme ça!

  • @herilanjanirinaramamonjiso5059
    @herilanjanirinaramamonjiso5059 3 ปีที่แล้ว +1

    Aminy lafiny rehetra tena hoe lafatra. Mankasitraka

  • @kajyravoson1323
    @kajyravoson1323 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara! Ny hafatra! amin'ny maha Malagasy tena faly. Ny sary koa mirehareha satria efa mivoatra be ny atolotra.

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 2 ปีที่แล้ว

    💃🥁🕺🏿🎸🎹🎶🎵🎼... misaotra tompoko 👏👏

  • @gasytoto2182
    @gasytoto2182 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiako be ry zalahy la tohizo e! Tena bien be

  • @4devmada355
    @4devmada355 3 ปีที่แล้ว

    Oui, tsara ilay fusion fa hira somary gasigasy ilay izy dia tokony asongadina tsara ao anatin'ilay izy ilay maha gasy (lafiny fampiasana feonkira izany). Bravo

  • @erickrabenary
    @erickrabenary 5 หลายเดือนก่อน

    Mihetsika ny tanora ❤❤❤❤❤

  • @mevatiarandrianarivelo
    @mevatiarandrianarivelo 3 ปีที่แล้ว +1

    Mamyyyyy ❤️❤️❤️

  • @fitahianahovandrisoarandri4105
    @fitahianahovandrisoarandri4105 3 ปีที่แล้ว +1

    Misotra anareo fa tena tsara ilay izy🤩
    Mankafia be mihitsy mihaino azy 🥰
    Tahin’i Tompo hatrany👼🏻
    Ary hitombo hatrany ny talenta 😍🇲🇬

  • @idealisoan.andriambololoma3325
    @idealisoan.andriambololoma3325 3 ปีที่แล้ว +3

    Tokony nasiana ny lohateny hira hirainareo io miaraka @ mpihira original, MANKASITRAKA

  • @leiyarabe7482
    @leiyarabe7482 3 ปีที่แล้ว

    💐 Tora-bonikazo ho anareo! Manan-talenta be sady mampisongadina ny maha kanto ity nosy tsika ity! Ho tonga any amin'ny tanjona izay irina anie ianareo!!! Zava-kanto malagasy❤️

  • @nofitinarabarisoa2808
    @nofitinarabarisoa2808 2 ปีที่แล้ว +1

    Ça déchire !!! Bravo 👏👏👏🎶❤

  • @tsona.armstrong
    @tsona.armstrong 3 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka eeee

  • @rakotoarisonfifa4091
    @rakotoarisonfifa4091 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko❤️🇲🇬🔥

  • @bemabemolos3426
    @bemabemolos3426 3 ปีที่แล้ว +1

    C'est magnifique continuer de nous nourrir de très bonne chose merci bcp.

  • @rotyroty3459
    @rotyroty3459 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be .mahafinaritra be ,tsisy azo kihanina na ny musique na ny clip na ny feo mety tsara ny ton sy ny note.chapeau.Ny ankizilahy mitafy ohatra ny tamin’ny andro taloha any ivelany. 👍👍

  • @faustinkisembo7031
    @faustinkisembo7031 ปีที่แล้ว +1

    Ce génial

  • @mpivahiny1094
    @mpivahiny1094 3 ปีที่แล้ว +1

    Mahery e! , izany ka tena artista

  • @zazarama222
    @zazarama222 3 ปีที่แล้ว +2

    Mahay be reto🙏

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 2 ปีที่แล้ว

    Bravo, bravo.... pourvu que ça dure

  • @judicalegeron1519
    @judicalegeron1519 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be😍😍😍

  • @golida2209
    @golida2209 3 ปีที่แล้ว +1

    Soa leroa!!
    Misaotra e!

  • @fiambymanatina362
    @fiambymanatina362 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara aa❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @celestinandrianarisoa6389
    @celestinandrianarisoa6389 3 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraka tompoko👏👏👏🙏🙏🙏

  • @ramanantsoaainanirinaadrie8269
    @ramanantsoaainanirinaadrie8269 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e!!! Mafinaritra be.

  • @stephanraphael9373
    @stephanraphael9373 3 ปีที่แล้ว +1

    OMG, Fisaorana

  • @bijar.2352
    @bijar.2352 3 ปีที่แล้ว

    Kanto loatra 💞 ! Misaotra 🙏

  • @randriakiady5825
    @randriakiady5825 3 ปีที่แล้ว

    Bravo... Tsara be

  • @derainatolontsoaandrianome2456
    @derainatolontsoaandrianome2456 3 ปีที่แล้ว

    Oka Marina eeeee chapeau Bas les Gars

  • @andriafaneva8128
    @andriafaneva8128 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra eeeeee

  • @mananaramahery3720
    @mananaramahery3720 3 ปีที่แล้ว +1

    TSARA B!!!

  • @ratoujou
    @ratoujou 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara, tena tsara kosy aloha ity cover ity e.. Mankasitraka ny rehetra.

  • @livanarindrazayandriamidon1507
    @livanarindrazayandriamidon1507 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be lotra hihihihi misaotra anareo

  • @davidrakotomanana3698
    @davidrakotomanana3698 2 ปีที่แล้ว

    Tena favo, aiza ranga ny hira manaraka a

  • @laurenrakotobe3384
    @laurenrakotobe3384 3 ปีที่แล้ว

    GG daholo ianareo! mahafinaritra be ny mihaino ireo mpitendry :)

  • @hanirasoarilalao7613
    @hanirasoarilalao7613 2 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️

  • @youbaljordanrazakamanantso5682
    @youbaljordanrazakamanantso5682 3 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra ❤❤❤

  • @kaelmcrypto
    @kaelmcrypto 3 หลายเดือนก่อน

    Mafinaritra, indrindra i Ashley sady tsara feo no manja

  • @jilaosyhaze2703
    @jilaosyhaze2703 2 ปีที่แล้ว +1

    Pas mal le thème, félicitation ! je trouve quelque peu dommage que la vitesse dans laquelle l'image change me donne le tournis. Adieu les caméras fixes snif!

  • @rabarisonrova5921
    @rabarisonrova5921 ปีที่แล้ว +1

    tena tsara e

  • @blomeyangjr9381
    @blomeyangjr9381 3 ปีที่แล้ว

    misaotra e, tsara be ^_^

  • @sahalarandrianasolo3944
    @sahalarandrianasolo3944 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka oh

  • @zakamanantsoaandriamalala7925
    @zakamanantsoaandriamalala7925 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka mahafianritra

  • @reserver1EC
    @reserver1EC 2 ปีที่แล้ว

    mety be na ny arrangement na ny choix ny hira
    miandry vokatra manaraka

  • @sidoniefenosoa8648
    @sidoniefenosoa8648 3 ปีที่แล้ว

    💖💖💖

  • @arisonharijaona2670
    @arisonharijaona2670 3 ปีที่แล้ว

    Malagasy mandrakizay

  • @jengsala3352
    @jengsala3352 ปีที่แล้ว

    Nice Song

  • @tiffanyandriamparany6135
    @tiffanyandriamparany6135 3 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤❤❤

  • @jazram1938
    @jazram1938 3 ปีที่แล้ว

    Tsara beee

  • @tiavinarazafindrakoto3419
    @tiavinarazafindrakoto3419 2 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra

  • @Ikalartiste
    @Ikalartiste 3 ปีที่แล้ว

    💝💝💝💝👍

  • @tafitaanjara3105
    @tafitaanjara3105 3 ปีที่แล้ว

    tsara be ilay clip

  • @tokyniainarandriamanana5470
    @tokyniainarandriamanana5470 3 ปีที่แล้ว

    Good 👍👍👍

  • @mahefasoaandry-manou9867
    @mahefasoaandry-manou9867 3 ปีที่แล้ว

    Trop be le orikesitra

  • @rollahranaivotsiratsy4119
    @rollahranaivotsiratsy4119 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tena tsara e

  • @mariusratsimbazafy7562
    @mariusratsimbazafy7562 3 ปีที่แล้ว

    Merci fa tsara be

  • @iarantsoaralyjean3365
    @iarantsoaralyjean3365 3 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra e

  • @mitianiavo3201
    @mitianiavo3201 3 ปีที่แล้ว

    Tiako b l feo njy.MITIA NIAVO PARKER

  • @arimalalatntwtandrianony5999
    @arimalalatntwtandrianony5999 3 ปีที่แล้ว

    Tena kanto

  • @yooniverse_mada
    @yooniverse_mada 3 ปีที่แล้ว

    kanto

  • @MaheryAndriy69
    @MaheryAndriy69 3 ปีที่แล้ว

    Euhhh...

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 3 ปีที่แล้ว

    Tsy hoe rehefa mikiakiaka dia tsara feo retsy a! Tokony ho tsara fa misy amboarina kely....! Tsy ratsy koa anefa....

  • @jayaanais8352
    @jayaanais8352 3 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️