TANTARA GASY ZANA-BARATRA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 พ.ย. 2020
  • TANTARA GASY ZANA-BARATRA
    Tantara indray mihaino nosoratan’i Aina Aïcha Solofolala, ary notontosain’i Liva Solohasina sy Mamy Andriamaroniaina
    Tantaram-pianakaviana voakorontana
    Tantara indray mihaino
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
    Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
    Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 47

  •  3 ปีที่แล้ว +15

    Raha sitrakao dia cliqueo ny bouton "s'abonner"
    Handao isika hanohana ny zavatra vita malagasy na tantara na fandaharana
    Zarazarao amin'ny namana :)

    • @marcelafrancette8834
      @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว

      Marigny zany eee vonona izahay 🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬

    • @hyaqht9
      @hyaqht9 3 ปีที่แล้ว

      OK vonona zahay

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tompoko,I Beby no rangory tototriny hafo, merci beaucoup

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je หลายเดือนก่อน

    🎧

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka indrindra o 🎧🎧🎧🎧💗🇲🇬🇲🇬🇰🇼

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko, raha sitrakao de afaka manao abonné ianao efa misy playlist tantara ihany koa ao ary ho avy ny tantara tena tsara amin'ity herinandro ity. Mirary soa tompoko 🙏🙏🙏

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว

    Msaotra betsaka fa vo iheno ❤🎧🙋‍♀️

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana tompoko, misy playlist tantara mihitsy ao dia am ty herinandro ty mbola misy tantara ho avy ihany koa. Raha sitrakao dia afaka manao abonné ihany koa ianao manohana anay. Mihainoa finaritra dia mahazahoa fafinaretana tompoko :)

  • @diamondrah
    @diamondrah 5 หลายเดือนก่อน

    Maromaro mihitsy ny olona mihaino tantara vala-maty amin'ny olona ampiasainy. Te haka 19 amin'ny andaniny dy ankilany ilay mpiasa dia ampiadivany ny ao an-trano

  • @rannieclaudia
    @rannieclaudia 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka 😍

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra indrindra tompoko 🙏🙏🙏
      Raha sitrakao de afaka manao abonné ihany koa ianao, misy playlist tantara ato amin'ny chaine sady efa misy tantara vaovao 😊

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 3 ปีที่แล้ว

    Merci bcp

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana tompoko, efa misy tantara vaovao ao 😊
      Raha sitrakao de afaka manao abonné iany koa ianao hahafahanao mahita ireo vidéo vao tonga. Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 3 ปีที่แล้ว

    merci beaucoup

    •  3 ปีที่แล้ว

      Merci à vous 🙏🙏🙏

  • @manukweul
    @manukweul 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be ny tantara fa mankasitraka. Mitondra hafatra ho antsika tsirairay avy. Aza olona mandalo na vavan‘olona no hanovanao ny fitiavan‘olona efa nifanerasera taminao hatr@izay indrindra moa fa ray aman-dreny, havana sy namana.

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Mankasitraka tompoko 🙏
      Efa misy tantara vaovao ao, manasa ihany koa hi s'abonner raha sitrakao. Mirary soa tompoko 🙏😊😊

    • @mayaaandreaa3594
      @mayaaandreaa3594 3 ปีที่แล้ว

      Misaotra fa tsara be o 😍

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana tompoko, miezaky ny manome ny tsara sy ny soa ho anareo rehetra 😊🙏

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว +1

    MBA ataovy tantara betsaka halefa Dia aza hatao ilay efa halefany sasany ato

    •  3 ปีที่แล้ว

      Eny tompoko fa ho ezahina exclusivité avokoa ny ho alefa. Efa misy playlist ho fenona tsikelikely ato 🙏🙏🙏

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 3 ปีที่แล้ว

    1er coms 👍👍 merci e 🙏

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      tsy misy fisaorana tompoko, misy playlist tantara ao afaka tsidihinao, raha sitrakao dia afaka manao abonné ihany koa ianao. Mirary soa tompoko

  • @razanamarinafregeline3751
    @razanamarinafregeline3751 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra ee

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏

  • @Tiana2493
    @Tiana2493 3 ปีที่แล้ว

    Mba vendrana koa ilay kalakely ka. 🥵 Soa fa tantara.

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko!

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra indrindra re tompoko mihaino hatramin'ny farany 🙏🙏🙏

  • @caetharandriamboavonjy4486
    @caetharandriamboavonjy4486 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be ilay tantara o 😛

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra betsaka tompoko 😊😊🙏 🙏

  • @mariesandrina4913
    @mariesandrina4913 3 ปีที่แล้ว +1

    misaotra betsaka topoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko de mirary soa atrany

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Ianao no hisaorana tompoko, mirary soa indrindra !

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ô

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra anareo mpihaino indrindraindrindra 🙏🙏🙏

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra betsaka tompoko, raha sitrakao dia afaka manao abonné ianao misy playlist tantara ihany koa ao. Mirary soa indrindra tompoko🙏🙏🙏

  • @dellkwmaddellkwmad5714
    @dellkwmaddellkwmad5714 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nareo mpilalao Tantara fa Ten afampo

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tena mana-talenta tokoa izy ireo ! Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏

  • @melissaidealy7865
    @melissaidealy7865 3 ปีที่แล้ว

    Miarahaba antsika rhtr Tompoko d mankasitraka anao nizara ampitiavana d misaotra an mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr koa vo manombok hiaino k d hiaino ampifalina d mirary soa ho antsika rhtr Tompoko bnjrnee daolo an

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra betsaka tompoko ! raha sitrakao dia manaova abonné amin'ny chaine hahafahanao mahita ireo vidéo vao tonga avy hatrany. Anio ny tantara vaovao sady tena tsara. Mirary soa tompoko :)

  • @nasirnasirrock5787
    @nasirnasirrock5787 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko, raha mety aminao dia afaka manao abonné ihany koa ianao ka tonga dia mahita ireo video vao mivoka. Misy playlist tantara ihany koa ato. Mirary soa tompoko 🙏🙏🙏