ไม่สามารถเล่นวิดีโอนี้
ขออภัยในความไม่สะดวก

Faingàna re Jeso

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ก.ย. 2008
  • antsan'i Kristy

ความคิดเห็น • 65

  • @Seyannemarley
    @Seyannemarley 8 วันที่ผ่านมา

    Mamela ny helokay Jesosy oooh

  • @odonierajaonarison1522
    @odonierajaonarison1522 6 ปีที่แล้ว +1

    Ny zvatra ilaiko d fiadanampo.ts vola ba harena zay ts ho zakako...😍

  • @mamisoafitahianarandrianir815
    @mamisoafitahianarandrianir815 7 ปีที่แล้ว +1

    faingana re Ianao Jesoa anavotra ahy izao...mankasitraka indrindra❤💙❤ tsara loatra

    • @davyss4854
      @davyss4854 6 ปีที่แล้ว

      Zah mb anisany mankafy mitsy ,faingiana re ianao jesoa io

  • @malalarabodonirina9287
    @malalarabodonirina9287 12 ปีที่แล้ว +1

    faingana Tompo HAMONJY AHY ARY I MADAGASIKARA AMEN

  • @rakoniera5208
    @rakoniera5208 8 ปีที่แล้ว +2

    AMEN ! MANKASITRAKA TSARA NY TALENTA! TSARA NY MIDERA AMEN !

  • @Ralandison1
    @Ralandison1 7 ปีที่แล้ว +3

    Faingàna tokoa re 'Ry Tompo ô !

  • @mandiminelie6449
    @mandiminelie6449 9 ปีที่แล้ว +1

    Ampio zahay Ray . Amen

  • @mihajaniainaraoeliharijaon7527
    @mihajaniainaraoeliharijaon7527 9 ปีที่แล้ว +2

    Izaho efa ory, no mbola hampahorina
    FAINGANA re Ianao Jesoa hanavotra ahy izao

  • @katuciaannie1918
    @katuciaannie1918 3 ปีที่แล้ว +1

    ...fifalian'ny fo hatrany , 💖💖🙏

  • @hashianahp.q7021
    @hashianahp.q7021 8 ปีที่แล้ว +1

    tik b ti hira ti💜n feoan narindra ku ten waouhhhh...l parol ku vmaim ten 😍😍😍😍respect euh😉

  • @27LALAINA
    @27LALAINA 13 ปีที่แล้ว +1

    trop bienn la musik,
    sa raconte un peu ma vie
    mais heureusement ke Dieu m'aime et k'il ne m'abandonnera jamais

  • @wendykarole
    @wendykarole 12 ปีที่แล้ว

    très jolie chanson!! j'aime bien :)
    Merci JESUS !!!!

  • @mbolatinafabrice
    @mbolatinafabrice 8 ปีที่แล้ว +1

    Faingana jesoa ooo!

  • @josedaphinel3847
    @josedaphinel3847 6 ปีที่แล้ว +2

    tsara lotra ity hira ity!!!

  • @joshtianarakotonasandratra9519
    @joshtianarakotonasandratra9519 3 ปีที่แล้ว +3

    mbola misy mihaino ve ty hira ty @ izao 2021 zao

  • @b-perdinnica8581
    @b-perdinnica8581 5 ปีที่แล้ว

    Ny fisenton'ny foko angamba fantatrao. ..!
    Faingiana re Ianao hanavotra ahy izao

  • @oliahsoalova4879
    @oliahsoalova4879 8 ปีที่แล้ว +1

    amen!

  • @razafindrakotoaina
    @razafindrakotoaina 8 ปีที่แล้ว

    Amen!!

  • @erhay9780
    @erhay9780 8 ปีที่แล้ว

    Amen!

  • @beanajima2944
    @beanajima2944 5 ปีที่แล้ว +1

    Oct 2018 love this song

  • @noroharimalalarakotoarimin2343
    @noroharimalalarakotoarimin2343 4 ปีที่แล้ว

    Faingana re enao jeso hanavotra ny fanahinay

  • @ghislainemauvais2607
    @ghislainemauvais2607 5 ปีที่แล้ว

    Faingana re Jesosy fa tena marobe ny Zavatra miseho

  • @sebastiengb1980
    @sebastiengb1980 11 ปีที่แล้ว +1

    mahery zahay @ilay hira alefanareo e!

  • @nextoutsourcingsolution4891
    @nextoutsourcingsolution4891 10 ปีที่แล้ว

    J'aime, j'aime et encore j'aime (y)

  • @RindraTatum
    @RindraTatum หลายเดือนก่อน

    tiko be? teneno mamy!

  • @onjasoarandrianasy8422
    @onjasoarandrianasy8422 8 ปีที่แล้ว

    Hum... faingana ré Jeso aaaa.. :-(

  • @rjoolivier9876
    @rjoolivier9876 6 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraka e!tena tsara

  • @hiraandrianina3583
    @hiraandrianina3583 6 ปีที่แล้ว +1

    tsara loatra io hira io!

  • @elinahrazafinantenaina9654
    @elinahrazafinantenaina9654 11 ปีที่แล้ว

    j'aime!

  • @christiancrost2769
    @christiancrost2769 3 ปีที่แล้ว

    Vonjeo aho t Tompo mahefan'izavatra rehetra o, Mila Anao aho,mitady Anao,

  • @biiabersone5630
    @biiabersone5630 11 ปีที่แล้ว +1

    tiko b !! :)

  • @volatianaselinaliliane3096
    @volatianaselinaliliane3096 9 ปีที่แล้ว

    faingana re iana jesoa anavotra ahy izao

  • @nouranaivoarisoa1192
    @nouranaivoarisoa1192 6 ปีที่แล้ว +20

    y fisenton'ny foko
    angamba fantatrao
    voaratra sy voavono
    voageja tsotr'izao
    voatohina hatrany
    ny hery ato anaty
    mikiky mahafaty
    ka mila anao azao
    nahoana loatra Ray
    nahoana no izaho
    no hianjadian'ny ratsy
    sy loza rehetra izao
    no mbola ampahorianao
    faingàna re ianao Jeso
    hanavotra izao
    ny zavatra ilaiko
    ny fiadanam-po
    tsy vola na harena
    'zay tsy zakanao
    miangavy anao aho
    mandady raha azo atao
    avoty ny mahantra
    mijaly lava izao
    ref:nahoana kosa Ray...
    fa fifaliana ihany
    fifaliana ao aminao
    faingàna re ianao Jeso
    hanavotra izao
    (2 fois)

  • @prencianicole3547
    @prencianicole3547 9 ปีที่แล้ว

    Fangaina re enao jeso anabotray izao

  • @tahiryoger4122
    @tahiryoger4122 3 ปีที่แล้ว +1

    ❤️

  • @Rojo3012
    @Rojo3012 11 ปีที่แล้ว

    Faingàna re Ianao JESO hanavotra ahy izao

  • @helwandonovane4237
    @helwandonovane4237 8 ปีที่แล้ว

    deraina Jesoa

  • @misoalalainarandriamifidy3287
    @misoalalainarandriamifidy3287 6 ปีที่แล้ว

    faigàna re Jeso hanavotra izao

  • @josephrafenomanantsoa1357
    @josephrafenomanantsoa1357 8 ปีที่แล้ว +1

    Mahay mihira be

  • @nathanael1500
    @nathanael1500 11 ปีที่แล้ว

    Hafa ihany Jeso

  • @sahararandria6811
    @sahararandria6811 7 ปีที่แล้ว +2

    😍😍😍😍😍

  • @narutufe9774
    @narutufe9774 ปีที่แล้ว

    Antsa i Kristy

  • @hamailbox2852
    @hamailbox2852 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka

  • @narindrarasoherinjatovo9320
    @narindrarasoherinjatovo9320 3 ปีที่แล้ว

    Ny zavatra ilaiko dia ny fiadanam-po

  • @F_MMIX
    @F_MMIX 7 วันที่ผ่านมา

    Ny fisenton'ny foko
    Angamba fantatrao?
    Voaratra sy voavono
    Voageja tsotra izao.
    Voatohina hatrany!
    Ny fery ato anaty
    Mikiky mahafaty
    Ka mila Anao izaho.
    Ref:
    Nahoana loatra Ray?
    Nahoana no izaho?
    No hianjadian'ny ratsy
    Sy loza rehetra izao.
    Izaho efa ory!
    No mbola ampahoriana
    Faingana re Ianao Jesoa
    Hanavotra ahy izao.
    ....
    Ny zavatra ilaiko
    Dia fiadanam-po!
    Tsy vola na harena
    Izay tsy ho zakako!
    Miangavy Anao aho!
    Mandady raha azo atao
    Avoty ny mahantra
    Mijaly mafy izao.
    Ref: ...
    .....
    Fa fifaliana ihany
    Fifaliana ao aminao
    Faingana re Ianao Jesoa
    Hanavotra ahy izao.
    Fa fifaliana ihany hoy aho
    Fifalian'ny fo hatrany
    Faingana re Ianao Jesoa
    Hanavotra ahy izao.
    Fa fifaliana ihany hoy aho
    Fifalian'ny fo hatrany, hatrany, hatrany!
    Faingana re Ianao Jesoa
    Hanavotra ahy izao.
    Faingana re Ianao Jesoa
    Hanavotra ahy izao.

  • @daniellalandrys9615
    @daniellalandrys9615 11 ปีที่แล้ว

    j'aime

  • @marinarakotomanga7956
    @marinarakotomanga7956 8 ปีที่แล้ว +3

    isan ny hira tena tiako mihitsy ity hira ity

  • @peesou
    @peesou 8 ปีที่แล้ว

    ten tiko be ranga nareo a!!!

  • @ramiandriharisoavoniaida5077
    @ramiandriharisoavoniaida5077 8 ปีที่แล้ว +1

    Ameo heriny ra nao zaho jesosy hanafaka ny fahoriako

  • @ramanampammonjymamyelisoa7443
    @ramanampammonjymamyelisoa7443 10 ปีที่แล้ว +1

    Naon lotra Ray no de izaho no injadian'ny loza retra izao.Ekeko f fitsapana dolol nef @ maha olo d manontany foana, mivavaha reto a

  • @solofoarimangaestherralini4239
    @solofoarimangaestherralini4239 7 ปีที่แล้ว +1

    za mankafy e!

  • @talencejaonarizafy3470
    @talencejaonarizafy3470 11 ปีที่แล้ว

    j'aime B

  • @hantatianaraveloarisoa3721
    @hantatianaraveloarisoa3721 8 ปีที่แล้ว +1

    tena tiako

  • @nickylarson1236
    @nickylarson1236 4 ปีที่แล้ว

    fisenton'ny foko
    angamba fantatrao
    voaratra sy voavono
    voageja tsotr'izao
    voatohina hatrany
    ny hery ato anaty
    mikiky mahafaty
    ka mila anao azao
    nahoana loatra Ray
    nahoana no izaho
    no hianjadian'ny ratsy
    sy loza rehetra izao
    no mbola ampahorianao
    faingàna re ianao Jeso
    hanavotra izao
    ny zavatra ilaiko
    ny fiadanam-po
    tsy vola na harena
    'zay tsy zakanao
    miangavy anao aho
    mandady raha azo atao
    avoty ny mahantra
    mijaly lava izao
    ref:nahoana kosa Ray...
    fa fifaliana ihany
    fifaliana ao aminao
    faingàna re ianao Jeso
    hanavotra izao

  • @chantalsmith8969
    @chantalsmith8969 7 ปีที่แล้ว +1

    tiko lotra

  • @gesteclean4559
    @gesteclean4559 ปีที่แล้ว

    mafinaritra tena manetsi po

  • @chantalchantal2887
    @chantalchantal2887 5 ปีที่แล้ว

    Tsara be deraina ny Tompo

  • @ContemplateToElevate
    @ContemplateToElevate 14 ปีที่แล้ว

    tsara be ilay ira

  • @maellenailart1013
    @maellenailart1013 8 ปีที่แล้ว

    tena Marina izany tenen ny antsan'kristy izany

  • @robertinrazafindrazaka8154
    @robertinrazafindrazaka8154 10 ปีที่แล้ว

    nahona lotra ray o

  • @ralisonzo2005
    @ralisonzo2005 10 ปีที่แล้ว

    mafinaritra e!!!

  • @adamahulk6094
    @adamahulk6094 11 ปีที่แล้ว

    reveko b zan hira zan a

  • @maminiainarandrianarivelo5637
    @maminiainarandrianarivelo5637 8 ปีที่แล้ว +1

    tena tsara le hira a!!! sady le pihiraka ko tsara feo be!!