Fitsarana /Tanora Masina Itaosy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 129

  • @nayraheskanya6612
    @nayraheskanya6612 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen mankasitraka tegna agnisany hira tiak sady mahatehotia mahvelogno fagnahy sady mampahery 😍😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว

    Amen! ampy ho ahy sy hoanao Dia Jesosy kristy ihany no lalana sy fahamarinana ary ho fitahiana mandrakizay.aza anisan izay tsy mino.mahereza @ fiderana ankira!!!!!!

  • @pocha7545
    @pocha7545 6 หลายเดือนก่อน +2

    Am Kenyan 🇰🇪 i dont understand it but it really touches my soul 🥺🥺🥺

    • @saraharandria
      @saraharandria 3 หลายเดือนก่อน

      It tells : You should not be distracted by this world, thinking that life is good now and you forget that what you have is a grace from God. Judgment is coming. Think about yourself and the choice you will make now. Choose the best way: Jesus

  • @delmottederaina5902
    @delmottederaina5902 10 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra indridra Tompko, fa tena tsara ny asa fitoriana! Ny antokin'ny fahavelomako maharitra dia Andriamanitra, AMEN!

  • @viralstoryline2828
    @viralstoryline2828 7 ปีที่แล้ว

    lalana mankaiza, diniho sy mahaizà misafidy izay ho alehanao!!!!
    Misaotra jesosy mananatra am-pitiavana be! AMEN

  • @sandraravoavy7130
    @sandraravoavy7130 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be ity hira ity misaotra ny namorona azy misaotra ny Fanahy Masina nanilo ny sain ny mpamorona Jesoa irery ihany Jesoa hatrany 🌹🌹🌹

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 9 ปีที่แล้ว +14

    fa iza amintsika no mahay manampy ny andro iainantsika na dia manahy toy inona aza,na dia be projet toy ny inona aza? tsarovy fa ny antoky ny fahavelomantsika maharitra dia Andriamanitra
    isaory izay ananana anio,dia ankino Aminy ny ho avy fa tsy misy tsy hainy atao
    dia fidio ny lalana,mahaiza misafidy,tokana ihany ny lalana tsara sady azo antoka:JESOSY,ny ankoatr'izay lalana diso sy mitondra any an-kady

  • @fandresenarandri7448
    @fandresenarandri7448 6 ปีที่แล้ว +2

    RY OLOMBELONA amreny madinika sy marary ary ory reny no isehoani JESOA aza alika reny na atosika

  • @fandresenaanjaratianahasin9253
    @fandresenaanjaratianahasin9253 6 ปีที่แล้ว +1

    fa inona moa ny soa ho azon'ny olona raha azony izao tontolo izao nefa very ny fanahiny??
    j'aime beaucoup cette chanson

  • @rasoamanandrayjocelyne8207
    @rasoamanandrayjocelyne8207 3 ปีที่แล้ว

    Izao vao mba naheno oh! Tsara be ! Ny Tompo anie homba antsika oh!

  • @olgamiray8845
    @olgamiray8845 3 ปีที่แล้ว

    Ndriii, vehivavy lehibe ilay zanako, Deraina Jesosy💝.

  • @andriamboniarivodaniel7015
    @andriamboniarivodaniel7015 8 ปีที่แล้ว

    Mankasitra e 😊. Misotra fa tena tsara. Mahereza ihany daholo. Ho tahian'Andriamanitra daholo !

  • @christinanjarasoa44
    @christinanjarasoa44 3 ปีที่แล้ว +1

    tena tiko be d naveriko nohenoina sy jerena indray amzao 2021 izao,merci

  • @janogemayel64
    @janogemayel64 5 ปีที่แล้ว

    Sao varina lotra sondriana toko oe mamy ery ny fiainana ety!!heverinao angaha faratsy teo jesosy izay nanolotra moa nisy izany va!!!tsarovy fany atoka ny fahavelomanao maharitra de Andriamanitra!!!!☝☝

  • @fanjaramamonjisoa7511
    @fanjaramamonjisoa7511 8 ปีที่แล้ว +1

    amen ! fa ny antony havelomako dia Jesosy kristy!

  • @andriamisainanambi3641
    @andriamisainanambi3641 10 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be le hira e! tena resy lahatra tanterak mits, isaoran betska jesosy tompo, d mampahery anareo ko, androso hatran @ asan tompo e! mba andefaso karaoké e!

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 5 ปีที่แล้ว +10

    Lalana mankaiza?
    Fidio ka mahaiza misafidy izay alehanao
    1- Sao variana loatra,
    sondriana tokoa hoe mamy ery
    ny fiainana ety...
    Heverinao angaha fa raha tsy teo
    Jesosy izay nanolotra,
    moa nisy izany va?
    Tsarovy fa ny antoky ny fahavelomanao
    maharitra dia Andriamanitra
    Ref: Efa ho avy izao ny fitsarana,
    Saino dieny izao ny momba anao
    Lalana mankaiza?
    Fidio ka mahaiza misafidy izay alehanao
    Ny lalana soa sy tena tsara
    Tena azo antoka tokoa
    Dia i Jesosy ihany,Jesosy hatrany
    Sady manda fiarovako.
    2- Efa tsara voatra
    ilay toerana arý ankoatra arý
    ho an'ireo zanany.
    Ho an'ireo mpanompo nahatoky
    sy nahavita ny asany,
    nanoa ny didiny.
    Ho an'izay mibebaka ka miaiky
    ny hadisoana vitany teo anatrehany

  • @claudefarandriaka6744
    @claudefarandriaka6744 10 ปีที่แล้ว

    Misaotra an'i Jesosy nanome talenta an'i Tanora Masina e!!! tsara be le prise de son

    • @carine8692
      @carine8692 9 ปีที่แล้ว

      tsara be le hira sady le olona ko mafinaritra be ny feo any tahiny tompo ô

  • @ralisalucien5145
    @ralisalucien5145 10 ปีที่แล้ว

    Tsy lany mandrakizay ny talenta ara-kira fiderana an'Andriamanitra malagasy.
    Dia mahareta ao amin'ny Tompo isika rehatra ary izarao ny tenin'Andriamanitra ireo lazaina fa tsy mahafantratra.
    Asakasak'ireo izay mody fanina ka minia manota dia avy milaza fa voafitak'i Ranona (Satana)

  • @landiniainamamisoaramambas7253
    @landiniainamamisoaramambas7253 8 ปีที่แล้ว +5

    Dia Jesosy ihany, Jesosy hatrany sady manda fiarovako.

  • @georginafleuricerazanamavo5744
    @georginafleuricerazanamavo5744 4 ปีที่แล้ว

    Nahatadidiko anty hira ty tamza mbl terminale, le mifoa maraina mieno radio evangelique sad mianatra lesona de mande ty hira ty, hani ka nanome fahombiazana ka afak bacc soamatsara , deraina ny Tompo

  • @etiennerakotndravelo1785
    @etiennerakotndravelo1785 9 ปีที่แล้ว +1

    misaotra t@ fananarana ankira mahereza @ talenta nomnAtra anareo ry TANORA MASINA§§ mampahery tokoa ilay hira e!! misaotra jesosy !!!

  • @rivoranaivosoa4020
    @rivoranaivosoa4020 10 ปีที่แล้ว +1

    Tsara rangah ny hiranareo a! mahereza @ asan'ny Tompo! mankasitraka

  • @gasygasy6758
    @gasygasy6758 5 ปีที่แล้ว +3

    30 octobre 2019 zah mbol mihaino

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 6 ปีที่แล้ว

    Hoy ny Tompo "handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho,dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko ,ka izay hitoerako no hitoeranareo koa", Mankasitraka anareo rehetra

  • @jessijean2823
    @jessijean2823 5 ปีที่แล้ว +1

    ny fahazazako andro nivoahany ty ira inty ar dia enoina impolo isanandro angamba tamin zany

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 3 ปีที่แล้ว

    Dia Jesosy ihany Jesosy atrany sady manda sy fiarovako ❤❤

  • @finoanamandresy9794
    @finoanamandresy9794 8 ปีที่แล้ว +2

    efa oavy izao ny fitsarana! saino dieny izao ny momba anao; misaotra e!!!!

  • @zohasinarasoa4574
    @zohasinarasoa4574 7 ปีที่แล้ว

    ho jesosy anie ny voninahitra amen

  • @evarand2810
    @evarand2810 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ny asan'ny Tompo.
    Mankasitraka tompoko 🙏❤️❤️

  • @heryhmanantena1087
    @heryhmanantena1087 9 ปีที่แล้ว

    tean tsara tkoa le hira le tontolo koa natoraly 100% soa ny miaraka @Atra , maereza daolo ry mpikambana isany . Aza miala @ Jesosy!!

  • @rverou30
    @rverou30 10 ปีที่แล้ว

    Tsara be e,mahefa be @asan'i Tompo ry reto a, deraina Jesosy

  • @sahondragaudin581
    @sahondragaudin581 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko fa tsara ny hiranareo tena mampahery k merci beaucoup

  • @merlyraelison
    @merlyraelison 4 หลายเดือนก่อน

    tres beau duo

  • @valisoasitrakaandriamanali7519
    @valisoasitrakaandriamanali7519 7 ปีที่แล้ว

    Tsy misy afa-tsy hoe TSARA!Ho an'Andriamanitra ny voninahitra ary mirary ny TMI ho lasa lavitra amin'ny fiderana an'Andriamanitra

    • @discipleofmashiah26
      @discipleofmashiah26 7 ปีที่แล้ว

      Miomana fa hoavy Jesosy, aza manota intsony, zavapoana izao rehetra izao . Mibebaha fa hoavy Jesosy

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 6 ปีที่แล้ว

    marigny zany fa misaotra betsaka anareo fa tonga ny hafatra ankira e!

  • @miaryntsoa3473
    @miaryntsoa3473 9 ปีที่แล้ว

    Jesosy tokoa no lalàna sy fahamarinana ary fiainana

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby1778 7 ปีที่แล้ว

    Otran'ny hoe iray tampo ianareo dahy kely. Tsara e! Zah katolika fa tiako be ny hira sy ny clip-nareo. Mazotoa e!

  • @andrianomenjanaharydavidso3160
    @andrianomenjanaharydavidso3160 8 ปีที่แล้ว +1

    manana cd audio ve nareo dia aiza no hahitana azy complet azafady misy volume firy , dia ohatrinona ny iray azafady

    • @TanoraMasinaItaosy
      @TanoraMasinaItaosy 8 ปีที่แล้ว

      Miarahaba Tompoko ! ao @ Tsena Zina (Tohatohabato Antaninarenina) sy ao @ Magasin Motul (AMpitan'ny station Galana Behoririka) ary ao @ Librairie Loterana Select Hotel Analakely (ambony kelin'ny Glacier) no mivarotra ny CD sy DVD Tanora Masina Itaosy.
      Ny CD Audio 5000Ar ary ny DVD 10.000 Ar - misy bokinkira ihany koa 2.000Ar

    • @discipleofmashiah26
      @discipleofmashiah26 7 ปีที่แล้ว

      Izay nahazo maimaimpoana aoka izara maimaimpoana fa ny filazantsara dia tsy amidy tsy ara baiboly izany Sady ts sitraky JESOSY. Tsy Nisy apostoly nivarotra filazantsara

  • @fanjamalalaramilandisoa6930
    @fanjamalalaramilandisoa6930 9 ปีที่แล้ว

    Tompo Jesosy hatrany ny an-tsika rehetra ❤❤❤

  • @rovarajao8666
    @rovarajao8666 22 วันที่ผ่านมา

    Merci beaucoup

  • @ralisalucien5145
    @ralisalucien5145 10 ปีที่แล้ว +2

    REAGGAE ara-pilazantsara
    Tarito ny taranak'i Bob Marley

  • @volaniangavola7566
    @volaniangavola7566 8 ปีที่แล้ว +2

    salama tompoko izaho koa mb mitady cd audio anareo rah mb misy misaotra mialoha.

    • @TanoraMasinaItaosy
      @TanoraMasinaItaosy 8 ปีที่แล้ว +1

      Miarahaba Tompoko ! ao @ Tsena Zina (Tohatohabato Antaninarenina) sy ao @ Magasin Motul (AMpitan'ny station Galana Behoririka) ary ao @ Librairie Loterana Select Hotel Analakely (ambony kelin'ny Glacier) no mivarotra ny CD sy DVD Tanora Masina Itaosy.

    • @volaniangavola7566
      @volaniangavola7566 8 ปีที่แล้ว

      +Tanora Masina Itaosy manao ahona tompoko misaotr betsak f voaray. ary mirary soaT M I hitomb talenta hatrany mazotoa @ fitoriana ny asa tompo zay mankafy anareo fona

    • @haingotianaginnah3592
      @haingotianaginnah3592 7 ปีที่แล้ว

      +Vola nianga Vola ....D tokony ho zaraina maimaipona v zany DvD ??

  • @vanilladobynantenaina3752
    @vanilladobynantenaina3752 4 ปีที่แล้ว

    Jesosy iany, Jesosy hatrany sady manda fiarovako,

  • @tolotranirina6515
    @tolotranirina6515 7 ปีที่แล้ว

    MAfinartra be mintsy ny fomba firanareo ka!! ary tena na ionana no atao de tsy tanteraka raha miala an'Jesoa ,
    fa IZy irery ihany no antok'izao rehetra zao !!
    mankasitrak'e!

  • @mioramiora7149
    @mioramiora7149 5 ปีที่แล้ว

    Tsara lotra
    mankasitraka anareo dia mahavita be am asa fitoriana ankira.
    iza ka ny anaran'izy mianadahy azafady??

  • @mickayajr.77
    @mickayajr.77 6 ปีที่แล้ว

    Mandalo ian tokoa zao fiainana zao.. 💘

  • @jedidiaraza9424
    @jedidiaraza9424 8 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka. samy ho tahian avokoa. tiko be ty hira ty. Jesosy irery ihany

  • @lantorakotonirina5504
    @lantorakotonirina5504 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay hira ary maneho ny fitiavan' Andriamanitra antsika.

  • @stephaniejarah1025
    @stephaniejarah1025 หลายเดือนก่อน

    2024 ❤❤

  • @nirinarabehajainaandrianja1329
    @nirinarabehajainaandrianja1329 6 ปีที่แล้ว

    tena miaiky foana aho e! Andriamanitra no omem-boninahitra

  • @rakotosonravahinyhasiniain307
    @rakotosonravahinyhasiniain307 3 หลายเดือนก่อน

    Jesosy o mamindra fo amiay Malagasy

  • @volatianaharilala
    @volatianaharilala ปีที่แล้ว

    Jesosy ihany de Jesosy hatrany sady manda fiaarovako

  • @tianaandria6362
    @tianaandria6362 9 ปีที่แล้ว +2

    Jesosy ihany , Jesosy hatrany .Misaotra e

  • @raveloarisonhantamalala5483
    @raveloarisonhantamalala5483 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka,tsara n'y Tompo

  • @lantomalalaeliarakotonariv7422
    @lantomalalaeliarakotonariv7422 6 ปีที่แล้ว

    tsara be le duo, iza ny anaranareo dah?

  • @praxedeholy4942
    @praxedeholy4942 7 ปีที่แล้ว +4

    Milay be ny feon'ilay bandy"! Tsara e

  • @simonpierredamienfanomezan6184
    @simonpierredamienfanomezan6184 4 ปีที่แล้ว

    tsra be mitsy ilay hira, misaotra sy mankasitraka eee

  • @spinnergoodeal6180
    @spinnergoodeal6180 8 ปีที่แล้ว +2

    misaotra sy mankasitra e ! ela no nitedavako an'io hira io a

  • @leroydnl663
    @leroydnl663 5 ปีที่แล้ว

    Tena tiko le hira, fa le son kosa nama ratsy be a : saturer be le son f mba mitadiava panao son mahay tsara zareo f ts we ref studio d mety a, ny manao prise de son ana chorale anie ka hafa mihintsy e. Tsy sahala @ manao prise de son olotokana ... tena ratsy b le son b parasite b

  • @rakotoarivelotoky4480
    @rakotoarivelotoky4480 10 ปีที่แล้ว +1

    misaotra nanitsy t@ lalna alehako eh

  • @fetramasy7195
    @fetramasy7195 10 ปีที่แล้ว +6

    Jesosy ihany, Jesosy hatrany

  • @Epoussy
    @Epoussy 11 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betska eh!

  • @AngelRose-c7s
    @AngelRose-c7s 7 หลายเดือนก่อน

  • @sandraravoavy7130
    @sandraravoavy7130 4 ปีที่แล้ว

    Efa ho avy zao fitsarana

  • @iantra123
    @iantra123 10 ปีที่แล้ว +9

    Mino aho fa hampibebaka olona maro koa ity hira ity.

  • @baryremonda2868
    @baryremonda2868 7 ปีที่แล้ว

    tena tiko be hira ty e ,misaotra betsaka anareo

  • @floreinamitie5021
    @floreinamitie5021 5 ปีที่แล้ว

    Tena tsara ilay hira.Mankasitraka🙏🙏🙏

  • @anjamiora
    @anjamiora 6 ปีที่แล้ว

    woooww tasra loatra ilay hira

  • @jocelynehanitriniaina753
    @jocelynehanitriniaina753 7 ปีที่แล้ว

    Tsara be e,mahereza atrany am ASA fitoriana

  • @faniryrahasiniaina590
    @faniryrahasiniaina590 9 ปีที่แล้ว

    Jesosy ihany jesosy hatrany sady manda fiarovako!!

  • @martinjean7028
    @martinjean7028 7 ปีที่แล้ว

    IANAO JESOSY no tena tsara

  • @angelrasoa8778
    @angelrasoa8778 7 ปีที่แล้ว

    Amen tsara e

  • @MalalaRazafimanantsoa-p6s
    @MalalaRazafimanantsoa-p6s ปีที่แล้ว

    Sao varina Lotra e!

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 6 ปีที่แล้ว

    mankasitraka anareo e fa tsara ny midera

  • @josmary4132
    @josmary4132 9 ปีที่แล้ว +2

    tena marna tku zan tsy afa tsy JESOSY ihan

    • @justinrandriamihaja6497
      @justinrandriamihaja6497 8 ปีที่แล้ว +1

      aza variana amin'ny fiainan'izao tontolo izao tokoa fa ra tonga ane ny fitsarana ka tsy hisy risoriso amin'izay e

    • @janogemayel64
      @janogemayel64 5 ปีที่แล้ว

      @@justinrandriamihaja6497 tena marina!tsy toa ny eny amin fitsarana Anosy itsony ka owe misy kolikoly atolory azy dieny zao ny fo tsika manotolo!

  • @JeanjosephDuroc-xt5pk
    @JeanjosephDuroc-xt5pk 4 หลายเดือนก่อน

    Adimpanahy

  • @rasoloforavakamalalasoa2746
    @rasoloforavakamalalasoa2746 10 ปีที่แล้ว +2

    tena tik ranga io hira io a

  • @elisonarimino5783
    @elisonarimino5783 9 ปีที่แล้ว

    Mahay ilay mpanakanto an !!

  • @rakotosonravahinyhasiniain307
    @rakotosonravahinyhasiniain307 2 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara e

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby839 7 ปีที่แล้ว

    tsara ny Tompo!

  • @nokianokia4509
    @nokianokia4509 4 ปีที่แล้ว

    2020

  • @omabdalla3495
    @omabdalla3495 5 ปีที่แล้ว

    tiako ay merci nareo

  • @reginarahanitriniaina8007
    @reginarahanitriniaina8007 9 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitra e!

  • @rakotondrabeyarsou6102
    @rakotondrabeyarsou6102 10 ปีที่แล้ว

    tena tsara reto ny midera an tompo a!

  • @pauletterasoanirina4980
    @pauletterasoanirina4980 9 ปีที่แล้ว

    Tiakodaholo ny hiran'ireto yarin'ny Tanora Masina Itaosy

  • @nainseenainsee441
    @nainseenainsee441 6 ปีที่แล้ว

    Misaotree Tena tsara mintsy e

  • @mahefarazaka203
    @mahefarazaka203 7 ปีที่แล้ว

    Mampahery tokoa

  • @rovarazafindrabe2142
    @rovarazafindrabe2142 6 ปีที่แล้ว

    Tena tiako. Mankasitraka e

  • @yasinasoa1079
    @yasinasoa1079 7 ปีที่แล้ว

    tiko be lay hira fa misaotr betsak eee

  • @tojonirinacelestine7944
    @tojonirinacelestine7944 6 ปีที่แล้ว

    Tena hampibebaka olona maro tokoa ity hira ity

  • @anicetterasoaniaina2575
    @anicetterasoaniaina2575 7 ปีที่แล้ว

    tsar be fa miasaotra!!

  • @ravelomanantsoatsiry8485
    @ravelomanantsoatsiry8485 9 ปีที่แล้ว

    Tsara e!

  • @mioraanja7717
    @mioraanja7717 6 ปีที่แล้ว

    tiako ilay hira

  • @theresinerabezanahary1784
    @theresinerabezanahary1784 6 ปีที่แล้ว

    Tiko be le hira

  • @hantamalala7176
    @hantamalala7176 7 ปีที่แล้ว

    mankasitraka eh

  • @MrPrithvikambhampati
    @MrPrithvikambhampati 10 ปีที่แล้ว

    Super

  • @asinanomenjanary3179
    @asinanomenjanary3179 10 ปีที่แล้ว

    tena tsara

  • @mamysandrarahantanirina8172
    @mamysandrarahantanirina8172 ปีที่แล้ว

    Cc manokana ho an'ny Mihary

  • @hantamalala7176
    @hantamalala7176 7 ปีที่แล้ว

    mankasitraka