Aza atao ho mahafinaritra ny sofina fotsiny ny hira fa ataovy ho mahatonga anao hanankim-po @ Jesoa ka hanolotra ny fiainanao rehetra ho Azy, hahatonga anao ho mpandresy, Amen
ny voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany, isaorana ny mpihira rehetra fa mampahery be ny hira, vava iray sy saina iray no entina midera an'Andriamanitra
Makasitraka,fa tena voky ny fanahy sy ny saina e ❤❤❤👑👑👑🙏🙏🙏
Aza atao ho mahafinaritra ny sofina fotsiny ny hira fa ataovy ho mahatonga anao hanankim-po @ Jesoa ka hanolotra ny fiainanao rehetra ho Azy, hahatonga anao ho mpandresy, Amen
Tsara eeeeeeh! Mmerci bcp d tazony mfy finoana fahamasinana fa derniere ligne droite ty hoy lay mpihazakazaka
Mankasitraka anareo!!voninahitra ho an'ny Avo idd
misaotra anareo ô! mahereza amin'ny asan'i Tompon tsika e!
fijorona vavolombelona ny zavatra tahaka izao e!! tsara tohizana
Misaotra an'Andriamanitra 🙏🙏🙏
Mankasitraka e!!
ny voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany, isaorana ny mpihira rehetra fa mampahery be ny hira, vava iray sy saina iray no entina midera an'Andriamanitra
tsara be e !
Kanto loatra!
tsara be
Voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany. aleloia. Tena tsara be
🙏👏
❤️❤️❤️
Izaho Jesoa mahatoky ANAO
Merci
Matoky any Jesoa aho eo @ fiainako manotolo.
tsara be.
🙏
Tsara loatra, ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra :-)
ie samy enjana
alicia
Jesosy ô omeo.ahy ny fo feno fatpkiana anao
ka na inona idona sy hiseo dia mbola hatoky aho Tpmpo o
Mahafinaritra
Fiadanana ny Tompo tena tsara mihintsy zao fiarahanareo midera Tompo hitahy anareo rehetra
Tena mampieritreritra ary mampiorina ny tonokiranareo ary vao maika manamafy ny fahatokisana Ny Tompo Mankasitraka e
🤫😍😍
👏👏👏👏👏✊✊✊✊✊❤❤❤❤❤
tsara be
🙏🙏🙏
zaho JESOSY matoky anao Amena
tsare e
(y)
Tiako loatra ry zareo ah! Hoazy irery ny dera hoazy irery voninahitra hoazy irery ny fankasitrahana mandritra ny taona rehetra!
tsara ny tompo
ranjao
M
0
,