Matokia - Tanora Masina itaosy (clip Officiel)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 86

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 8 ปีที่แล้ว +26

    Toa manjombona lava ny fo
    Adin-tsaina mameno ny loha
    Fa mafy angamba
    raha niainanao
    ny hetraketrak'izao tontolo izao
    ka ny latsa sy eso androany
    Fombany ihany io fa aza tomany
    Fa misy Ray ao
    'lay tsy mba mandao
    'lay nafoy ny ainy ho anao
    Fa ZANANY ianao ,VIDINDRANY ianao
    MATOKIA
    Azy fa aza manahy
    Fa ny fonao no ilainy
    Hiaraka mandrakizay
    honina an-dapan'ny Ray
    Fa matoky 'lay Jesosy 'lay mpamonjinao
    Ranomaso mirotsaka anio
    aza avela ho lasa tadio
    Jesosy koa aza
    mba nitomany ny eto an-tany anie tsy hilaozan'izany
    hasomparana sa fisedrana?
    fifandaozana sa tsy salama?
    Izany indrindra no niaretany
    atolory Azy hoentiny
    Fa zanany ianao...

  • @noroarinirinanomenjanahary2339
    @noroarinirinanomenjanahary2339 4 ปีที่แล้ว +2

    Isaorana ny tanora masina Itaosy, ny chef de coeur, ny birao, ny Pasitora, ary Ilay Mpahary. Misaotra Matokia azy fa aza manahy, fa ny fonao no ilainy hiraka mandrakizay.......

  • @FARANIAINARAKOTOSOLEFO
    @FARANIAINARAKOTOSOLEFO ปีที่แล้ว +1

    Tena Tiko❤be le hira. Tena oe mampahery

  • @sitrakarasoasimbola1854
    @sitrakarasoasimbola1854 8 หลายเดือนก่อน +1

    Merci beaucoup pour cette belle chanson 🥰❤❤❤❤

  • @fandresenaanjaratianahasin9253
    @fandresenaanjaratianahasin9253 6 ปีที่แล้ว +4

    Tsy mankaleo aho ny mihaino ny hiranareo !
    TENA TSARA AVOKOA EEE
    MANKASITRAKA NY MANORATRA NY HIRA
    DIA MANKASITRAKA NY MPIKAMBANA REHETRA EEE
    MITOMBOA HASINA
    SAMIA HO TAHIAN' ANDRIAMANITRA❤🌷🌷🌷

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 ปีที่แล้ว +3

    Tsara loatra e latsaka foana ny ranomasoko merci bcp d tohizomandrapahatonga any tompo

  • @lysianetsaramiarina8417
    @lysianetsaramiarina8417 4 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra fa tena mankahery ❤❤❤ny Tompo anie hitantana anareo 🙏🙏🙏

  • @lorraineravelofanantena9474
    @lorraineravelofanantena9474 4 ปีที่แล้ว +2

    VIDINDRAHANY IANAO !MATOKIA AZY FA AZA MANAHY !AMEN 🙏🙏

  • @jaojella1382
    @jaojella1382 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Jesoa ô, fantatro fa tia ahy Iana na dia mpanota tsy mendrika aza aho. Matoky ny fitiavanao tsy mivadika aho.

  • @sanjimiraj1038
    @sanjimiraj1038 7 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka indrindra fa tena mankahery, dia mirary soa ho anareo hatrany havita be amin ' ny Asa fitoerana ny tenin Andriamanitra, fa tena ilaina mihitsy indrindra amin. Izao fotoana izao

  • @lanjaandria281
    @lanjaandria281 2 ปีที่แล้ว +2

    merci fa mankahery mihitsy lay tonony!!!!

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 5 ปีที่แล้ว +16

    Toa manjombona lava ny fo
    Adin-tsaina mameno ny loha
    Fa mafy angamba raha niainanao
    ny hetraketrak'izao tontolo izao
    ka ny latsa sy eso androhany
    Fombany ihany io fa aza tomany
    Fa misy Ray ao 'lay tsy mba mandao
    'lay nafoy ny ainy ho anao
    Fa zanany ianao, vidin-drany ianao
    Matokia Azy fa aza manahy
    Fa ny fonao no ilainy
    Hiaraka mandrakizay
    honina an-dapan'ny Ray
    Fa matokia 'lay Jesosy
    'lay mpamonjinao
    Ranomaso mirotsaka anio
    aza avela ho lasa tadio
    Jesosy koa aza mba nitomany
    ny eto an-tany anie tsy hilaozan'izany
    hasomparana sa fisedrana?
    fifandaozana sa tsy salama?
    Izany indrindra no niaretany
    atolory Azy hoentiny

  • @rivoranaivosoa4020
    @rivoranaivosoa4020 7 ปีที่แล้ว +15

    Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika nanome anareo talenta ary koa ny fahaizana mampitombo izany satria raha izaho aloha dia tena tia ny hiranareo mihitsy. Mankahery ary enga anie mba ahazo ny valim-pitia anareo any andanitra ianareo tsiray iray avy. Tsara fa tohizo.

  • @carolerakotobe3689
    @carolerakotobe3689 ปีที่แล้ว +1

    Mampahery ilay hira. Ilay clip koa tsara. Nahay nanao clip nareo ,tohizo! Dera ho an 'Andriamanitra

  • @hobyranaivoson3127
    @hobyranaivoson3127 7 ปีที่แล้ว +5

    Mambabo fo be lay hira, tena nahavoakasika be ahy mihitsy. Mankasitraka e!

  • @odetterani989
    @odetterani989 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena mamelona aina ny hiranareo, misaotra indrindra, Isaorana ilay Andriamanitra Avo indrindra nanome tombony ho an'ny rehetra mandray hery avy amin'ny hira ataonareo. Sady mahafatifaty be daolo ianareo rehetra. za moa aty am-pitan-dranomasina no mipetraka, ngamba raha sitraky ny Tompo mba hijery ny fampisehoana ataonareo indray andro any

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 4 ปีที่แล้ว +2

    Fa Zanany ahoo. ♥️♥️

  • @Nantsoina-p3s
    @Nantsoina-p3s หลายเดือนก่อน

    Misaotra fa tsara ilay hira❤

  • @andriamihajaericsandro6742
    @andriamihajaericsandro6742 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka ee

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 6 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitrak Tompo o,manome voninahitra anao aho , misaotra tanora Masina Itaosy ,Matokia

  • @TahinaZo
    @TahinaZo 8 ปีที่แล้ว +11

    Isaorana fa mahafinaritra eh! Hoy Jesosy: "Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao."

  • @nirinarabehajainaandrianja1329
    @nirinarabehajainaandrianja1329 6 ปีที่แล้ว +2

    tena tsy misy ratsy ny hiranareo na iray aza tena professionnels , voninahitra ho an'Andriamanitra , tsara e

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiako loatra mitsy nareo Tanora Masina ireo eee te hidera lalandava

  • @ratoveloandriamanana1719
    @ratoveloandriamanana1719 10 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara lotra , Makasitraka

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 ปีที่แล้ว +1

    Andriamanitra ô! Mino sy Matoky anao izahay hivimbina anay mandrakizay
    Halaviro aminay ny hetraketrak'izao tontolo izao Misaotra fa Tsara e
    Misaotra anao izahay Jesosy nomenao Hery Hatoky Anao mandrakariva

  • @nirinamanitrarakotozandry5769
    @nirinamanitrarakotozandry5769 7 ปีที่แล้ว +5

    Dia mbola misaotr ny Tanora Masina Itaosy fa dia tena nankahery ahy indray ny hira omaly t@fahatsiarovana ny nalasàna ny Raiko 2 taona lasa izay! t@ erintaona ny "tsy miangatra" ary t@ty dia ny "matokia"!
    Misaotra anareo ny tenako ary mahereza @ asan'ny Tompo!

  • @georginafleuricerazanamavo5744
    @georginafleuricerazanamavo5744 4 ปีที่แล้ว +2

    tiko be nareo, de ny hiranareo koa

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 6 ปีที่แล้ว +5

    Anisan'ny hira tena nanome hery ahy ity hira ity t@ 08/07/17 (fotoana nandidiana ny zanako tany @ hopitaly ) , mankasitraka indrindra @ asa fitoriana filazan-tsara an-kira tompoko ... Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hanome hery sy hampitombo ny talenta hanananareo ......Misaotra indrindra

  • @tatelymisaotrajesosyooosah6111
    @tatelymisaotrajesosyooosah6111 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Jesosy nanome talenta azy

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 7 ปีที่แล้ว +4

    Matokia azy fa aza manahy!

  • @tatelymisaotrajesosyooosah6111
    @tatelymisaotrajesosyooosah6111 5 ปีที่แล้ว +2

    Matoky ANAO aho fa hamonjy ahy hatrany Enao

  • @tantelynathaliera991
    @tantelynathaliera991 7 ปีที่แล้ว +1

    Atolotro anao n'y fiainako rehetra sy Izay mahakasika ahy rehetra !JESOSY O!Fa zanakao aho

  • @ratsitoharisolonirinaannic9511
    @ratsitoharisolonirinaannic9511 2 ปีที่แล้ว +2

    misaotra fa mampahery b ny hiranareo

  • @georginafleuricerazanamavo5744
    @georginafleuricerazanamavo5744 5 ปีที่แล้ว +5

    tena tiko ranga ty hira ty a, tena mampilatsaka ranomaso.

  • @herimananarandriamanampiso1475
    @herimananarandriamanampiso1475 6 ปีที่แล้ว +3

    Tiako loatra! Mampahery be.Tsy ho foana ny fanantenako raha mbola hisy koa ny farany.

  • @soanivonirinamarierose7295
    @soanivonirinamarierose7295 7 ปีที่แล้ว +2

    Matokia azy fa izy irery ihany

  • @HasinaNantenainaRandrianantoan
    @HasinaNantenainaRandrianantoan 4 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka TMI

  • @faramahari3057
    @faramahari3057 5 ปีที่แล้ว +2

    Tiako loatra eee

  • @jjaomsjustin6909
    @jjaomsjustin6909 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra ry reto a,tsara be

  • @miharyadr1982
    @miharyadr1982 6 ปีที่แล้ว +2

    tsara be fa tohizo , hoanAtra anie ny voninahitra,

  • @harintsoarazaiarihaja1987
    @harintsoarazaiarihaja1987 8 ปีที่แล้ว +4

    tsara e! matokia Azy

  • @honorerafandriambola
    @honorerafandriambola 6 หลายเดือนก่อน

    Tsara fa tohizo ny ezakareo TANORA Masina ITaosy

  • @soarykalo4759
    @soarykalo4759 6 ปีที่แล้ว +1

    zaho Jesoa matoky Anao

  • @herisoarazafiaimanana5803
    @herisoarazafiaimanana5803 5 ปีที่แล้ว +2

    MAMPAHERY E MANKASITRA

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 7 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka :') :')

  • @selvireva8721
    @selvireva8721 6 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra enganie ka andriamanitra ombanareo

  • @mickayajr.77
    @mickayajr.77 6 ปีที่แล้ว +4

    Belle arrangement! tohizo fa tsara foana ary ho mandrakizay e!!!

  • @sahobiharinjakafidymanoa7814
    @sahobiharinjakafidymanoa7814 ปีที่แล้ว +1

    Averimberiko foana ity hira ity

  • @elisefilloux9789
    @elisefilloux9789 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena mankasitraka ny hiranareo rehetra aho homba antsika anie Andriamanitra misaotra anareo

  • @ramarijaonasylvia2000
    @ramarijaonasylvia2000 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra indrindra tompoko amin'ny fizarana.

  • @rosalietinah8606
    @rosalietinah8606 6 ปีที่แล้ว +2

    tena tsara be.

  • @es-htoandroniaina4728
    @es-htoandroniaina4728 4 ปีที่แล้ว +2

    Fa zanany ianao, vidin_drany ianao matokia azy f aza manahy...

  • @marohasinarandriamanantsoa8283
    @marohasinarandriamanantsoa8283 8 ปีที่แล้ว +2

    msaotra anao jesosy nomenao fampaherezana be toy izany

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 7 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka anareo e!

  • @zoerazan.8493
    @zoerazan.8493 7 ปีที่แล้ว +3

    Ny Tompo ho momba anareo mandrakariva. Misaotra indrindra.

  • @volaniangavola7566
    @volaniangavola7566 7 ปีที่แล้ว +2

    Ten mahafinaritr b mid era tompo Misaotr narew mitombo talenta atran

  • @andryandriamanamisoa1279
    @andryandriamanamisoa1279 ปีที่แล้ว +1

    Tokatrano sambatra tanora masina

  • @rasolofomihajanirainyhobin4562
    @rasolofomihajanirainyhobin4562 8 ปีที่แล้ว +4

    Tena mampahery ilay hira

  • @tirindrazaphilidor2191
    @tirindrazaphilidor2191 7 ปีที่แล้ว +1

    Mba mangataka ny version Instrumental tompoko raha azo atao fa tena mahafinaritreee

  • @mamisoaandrianambinina949
    @mamisoaandrianambinina949 6 ปีที่แล้ว +2

    tena tiako eh

  • @todisoaedouard5527
    @todisoaedouard5527 7 ปีที่แล้ว +2

    tsara be

  • @fafahranjaharinoro9199
    @fafahranjaharinoro9199 ปีที่แล้ว +1

    😥😭😭😭

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be. Mankasitraka e

  • @enokaratsitohaina8306
    @enokaratsitohaina8306 3 ปีที่แล้ว +2

    Tena tiko fona ty hira ty

  • @rakotonomenjanaharysamson6701
    @rakotonomenjanaharysamson6701 7 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ilay hira fa tsara ko miaraka @ Tompo/ mirarisoa ho anareo ny tenako

  • @rakotonirinaestherline713
    @rakotonirinaestherline713 7 ปีที่แล้ว +3

    tsara ny mideran Tompo

  • @dirazspr7086
    @dirazspr7086 8 ปีที่แล้ว +2

    Milay ilay hira

  • @nororasety8896
    @nororasety8896 8 ปีที่แล้ว +2

    Tena mahafinaritra,

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021
    @andriamasinorofitahiantsoa7021 8 ปีที่แล้ว +4

    Mihaino isan'andro ny hiranareo aho, tenta tsara! Aiza misy CD nareo ? Dia tonony ?

    • @discipleofmashiah26
      @discipleofmashiah26 8 ปีที่แล้ว

      Ts lafo be ve ny cd an'io ?? Nefa filazantsara tsy tokony amidy ra tena filazantsara satria JESOSY sy ny apostoly tsy Nisy nivarotra fa ankehitriny efa tena lasa lafo be Jesosy. Hoavy Jesosy mibebaha

    • @fenosoahasinamanjaka9497
      @fenosoahasinamanjaka9497 7 ปีที่แล้ว +3

      Zao ilay toetsaina tsy apandroso zao. ANkehitriny efa ts mtovy ny toetrandro niainana taloha.
      Maninona moa ra manangana fiangonana miits dia aza mis asaina mandoa vola fa aloavy daolo ny lany rehetra fa asaivo mivavaka fotsiny izay tonga ao.

    • @vazoandriamiasy2873
      @vazoandriamiasy2873 3 ปีที่แล้ว

      @@discipleofmashiah26 5.000ar misy hira 10 ao anatiny! tsy ny tenin'Andriamanitra ao anatiny no amidy fa misy vidiny ny prise de son atao izay aloha isan'ora lany,fanatotana ny CD koa mbola vola ! tery loatra ilay fisainana !sady plus tsy ho an'ny TM tsirairay ilay vola azo fa vola lany t@ fanatotana sy ampandrosoana ny asan'Andriamanitra! na dia efa t@ 4 taona lasa ary ity teny ity dia valiko ihany fa mampalaelo! ianao no mibebaha

  • @rabehnambinintsoa8801
    @rabehnambinintsoa8801 7 ปีที่แล้ว +1

    Afa ihany ny mahatoky an'Tompo;

  • @rakotonarivobienaime7688
    @rakotonarivobienaime7688 8 ปีที่แล้ว +1

    fa misy Ray ao, ilay tsy mba mandao

  • @zorabe9435
    @zorabe9435 5 ปีที่แล้ว +2

    Tiko :* :*

  • @MsMindy9
    @MsMindy9 7 ปีที่แล้ว +1

    ndriiii...

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 5 ปีที่แล้ว +2

    ❤️❤️❤️

  • @mariealicenomenjanahary2360
    @mariealicenomenjanahary2360 6 ปีที่แล้ว +3

    Tsy leho mihitsy Zaho mihaino ny hiranareo jiaby tiko daholo

  • @riquetrandriamahenina6831
    @riquetrandriamahenina6831 8 ปีที่แล้ว +1

    TSAR NY MIARAK@jesosy D mahereza

  • @Nanskouely
    @Nanskouely 4 ปีที่แล้ว +2

    M a t o k i a

  • @maharoh.randrianarisoa6053
    @maharoh.randrianarisoa6053 2 ปีที่แล้ว +2

    PH=7