I Kotolita be vinany - Tantara an'onjampeo malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 ต.ค. 2019
  • Tsara hariva tompoko ô!
    Efa tao anatin'ny lisitry ny tantara saika noazarana tamitsika ihany moa ity tantara ity fa efa nisy chaîne iray nanao izany voalohany ka najanoko ny fizarana azy. Rehefa nihaino ilay KOTO LITA nozarainy tato aho anefa dia nahatsikaritra fa misy tsy ampy 15 min eo ny fiatombohany sady lasa miverina indro ao anatin'ny 1ora40min raha 1ora latsaka kely no tena faharetany. Ka indro ary atolotra atsika I KOTOLITA BE VINANY...
    🌹
    #mahatsikaiky
    #radiotana
    #rta
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 45