Ianao ve miheritreritra fa vadin'ny mamo lava tsy miasa? Ireny vehivavy ireny aza no tena miasa rahatsizany mandry fotsy fa saingy tsy ampy ny eo ampelatanana ka logique izy raha aka ny an'ny vady . Ny mpamelona ny lahy kosa fa tsy ny vavy ka tokony iara ifarimbona
Misaotra nizara oo😍🙏🙋♀️🇲🇬
Mankasitrak tompoko Merci nizara
Miandry fa gasy e merci d'avance
Makasitraka tompoko tsara be ni vilany efa 3 andro ni répo 😂mahita atao mitsy ry zalahy misaotra❤❤😊
Mankasitraka tompoko❤🎣
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤🎉❤🎉❤🎉
tratrako androa ❤
Misaotra betsaka
Mankasitraka indrindra Fa tena tsara tantara
Mankasitraka
Mba miesah ry vevavy fa Sady efa miandry fotsiny no mbola sakay kely rano iany,aiza ny vady no tsy anao no atony ka
Ianao ve miheritreritra fa vadin'ny mamo lava tsy miasa? Ireny vehivavy ireny aza no tena miasa rahatsizany mandry fotsy fa saingy tsy ampy ny eo ampelatanana ka logique izy raha aka ny an'ny vady . Ny mpamelona ny lahy kosa fa tsy ny vavy ka tokony iara ifarimbona
Miandry zany fa efa te hihaino b za ato 😂
Trangam-piainana marina tokoa
Misaotra betsaka tompoko o 🤍♥️💚🙏🥰