JAMBA - Tantara an'onjampeo malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ส.ค. 2024
  • #tantarampiainana
    #olanaarampianakaviana
    #rta
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 80

  • @tantara.malagasy
    @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว +13

    Miarahaba atsika rehetra ô! Marina fa tsy dia nahafapo loatra ny fomba namaranan'ny mpanoratra an'ilay tantara. Samy manana ny fomba hitondrany ny tantara soratany rahateo ny mpanoratra tsirairay. Amin'ny sombintantara no tena ahenotsika fiafarana toy ny amin'ity tantara ity, ilay hoe ANJARAN'NY MPIHAINO NO MAMISAVISA NY TOHINY no tiana resahina eto... Ankoatry ny maha fialamboly sy fandraisana fanabeazana azy izany dia anisan'ny anjara birikin'ny mpihaino ihany koa izay...

    • @mariachantale8760
      @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว +4

      Ankasitrana fona nareo manome fa zahay piaino ne ka tsy maavita manao otran zai ataonareo e.
      Dera ho anareo e. ❤

    • @razanatsimbahajaainapatric2826
      @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว +2

      Mankasitraka tompoko d miandry ny tohiny f mampalahelo le zazavavy lasa nanary azy hatramny olotiny

    • @vaninahflageul3793
      @vaninahflageul3793 4 ปีที่แล้ว +1

      Tsisy tandroka marina ny ratsy, tsara le izy fa misaotra nizara 😊

    • @chantalrannem3403
      @chantalrannem3403 4 ปีที่แล้ว +4

      Itoki Ana tena mankasitraka tompoko 🥰. Tena tokon Mbola hisy tohiny mihitsy teo @min le matsiro mihitsy no tampitra 😢

    • @razanatsimbahajaainapatric2826
      @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว +1

      @@chantalrannem3403 eny wa retsy ko nef ef nilaza izy f @tantara mitohy e de miandry tsika zany

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala 2 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬

  • @clive-cynthiadaniels2269
    @clive-cynthiadaniels2269 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka anareo mbola miezaka mizara tantara aminay mpankafy fa izay no zavadehibe amiko, fa zah manokana zay zarainareo eo dia enoiko sy tiko fona e, mankasitraka ♥️♥️♥️

  • @MdKamal-kk9xq
    @MdKamal-kk9xq 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsara fa miandro ny tohiny 😍😍

  • @spiers-rabetsimialonasandi1664
    @spiers-rabetsimialonasandi1664 4 ปีที่แล้ว +3

    Mahakamo be ko le fiandohany sy fiafarany! Asa hoe ny mpanoratra ve no manoratra tsy feno fa na ny mpilalao ko aza mbl mila ezaka be fa tsy miaina tsara ilay tantara.

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka anareo tompoko 😍😍 fa mampalahelo be lay tantara 😍😍

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว +1

    Msaotra anareo atrani zahay ❤🙋‍♀️🎧❤🙋‍♀️🎧

  • @martinirakotondrazafy5114
    @martinirakotondrazafy5114 4 ปีที่แล้ว +3

    Matsiravina ko mihaino lay ramatoa 😂😂😂
    Misy olona manana toetra otran zany mitsy😂😂😂

  • @evarazah3129
    @evarazah3129 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e!tena tsy vanona ilay mamakely.na Dia efa marary mbola ratsy toetra,mihatsaravelatsihy..

  • @miaina5801
    @miaina5801 4 ปีที่แล้ว

    Miandry ny tohiny 😊

  • @miangolaspeyer1813
    @miangolaspeyer1813 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Be dia Be

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko🙏❤️🙏

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว

    Oueehhhhh ..zaho fahafiry zany 😂😂😂 mba tsy farany aloha eh . Hihihi misaotra nizara hatrany ny mahafinaritra eh

  • @lucasparany
    @lucasparany 4 ปีที่แล้ว

    Asio tohiny merci 💗💗☹

  • @chavillevely700
    @chavillevely700 4 ปีที่แล้ว

    Fetra ko aloha itsako blao atsioatsy fa aita , miandry tohiny tsy ho ela tompoko 👍

  • @lalanina5373
    @lalanina5373 4 ปีที่แล้ว

    Tena nampaahelo ahy sy nampitomany ahy ity tantara ity ,,😢😢misaotra nizara .

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara fona tompoko🌹🌷

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว

    Ndriiiiii mankasitraka tompoko miandry ny tohiny

  • @anta1232
    @anta1232 4 ปีที่แล้ว +1

    Tatara tena misy fa ra lah na vad rehefa maty vady aleo manaja nian pasana😢makasitsaka nizara

    • @ntsoavina
      @ntsoavina 4 ปีที่แล้ว

      Anta 123 fa na izany aza ilay lehilahy mohaka! Tsy mba mody aloha mijery oe marina sa tsia zvt lazain'ity vady 😭😭😭!ilay fetra koa d tena lehilahy tsy misy ilaivana azy! Frah izaho kosa aloha raha ilay eva dia iny aho no lasa aleoko 4mi marina e!

    • @anta1232
      @anta1232 4 ปีที่แล้ว

      Marina fa mohaka le fetra sd zaran bady ko ag ms elana hilany e Fa ra azo atao aleo tss dada hafa n mama hafa e

    • @lopotitchaat5488
      @lopotitchaat5488 4 ปีที่แล้ว

      Je ne suis pas d'accord avec vous
      Marina fa ajaina ilay Téo aloha n'a de efa Maty aza mais n'oubliez pas que la Vie continue n'y tena olombelina ihany envie misy @ maha olombelona fa Mila mijery les deux côté n'y zanaka s'y n'y vady vao zany fa lasa manjary n'y zanaka irery ihany no mi subir n'y conséquence tsy rariny

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

    Makasitraka nizara o

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 4 ปีที่แล้ว

    misaotra nizara❤

  • @rasoloarivonyabel5142
    @rasoloarivonyabel5142 4 ปีที่แล้ว

    otran mapivonto ambavafo be le tantara , halako be

  • @hary.norina8385
    @hary.norina8385 4 ปีที่แล้ว

    Mba voalohany ndray androany 😁👍

  • @maryantoinette7181
    @maryantoinette7181 4 ปีที่แล้ว

    Makasitra tompoko fa tsara be le tantara

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Bonjours Itoki an,, Mankasitraka ô

  • @mireillemadeleine2354
    @mireillemadeleine2354 4 ปีที่แล้ว

    Fangah tss tohiny

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Salama Tompoko o! Zaho ary agnisany nisndry tohiny mitsy ko. Hi3.makasitraky e

  • @rahelinirisoasuzanne5064
    @rahelinirisoasuzanne5064 4 ปีที่แล้ว

    Merci bcp 0

  • @thessairetecher9046
    @thessairetecher9046 4 ปีที่แล้ว

    Izaho indray ny voalohany 😁😁😁

  • @butaindiaindia257
    @butaindiaindia257 4 ปีที่แล้ว

    Tsitako zay farany ratsibe tsimahay manoratra

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 4 ปีที่แล้ว

    Faly b izaho f nahazo tantara, misaotra nizara Itoki Ana

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e

  • @sarahlove9406
    @sarahlove9406 4 ปีที่แล้ว +1

    Ts tiako ny farany tokon mba ho heno zay nahazo le ramatoa nefa tsara be le tantara

    • @marcelafrancette8834
      @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว +1

      Hita hoa tokony mba nahazo tefaka kosa izy nah farafaratsiny alako mitsiny tokony mbola misy tohiny nah de ts lava aza

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 4 ปีที่แล้ว

    Makasitraka nizara e

  • @katissyanah9448
    @katissyanah9448 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak tompokoo

  • @hantaandrianaivo9299
    @hantaandrianaivo9299 4 ปีที่แล้ว

    Mba asio tohiny re r'i Itoky Ana fa Otran tsy tsara le tantara suspens. Manjary tsy te hihaino tantara tsony ra ny mpihaino no haminany izay hianatrany. Misaotra indrindra tompoko

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah5249 4 ปีที่แล้ว

    Tsis tohin mints ve ity tantara ity e, tiako ho itako ny tohiny

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ee

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @mimalala03
    @mimalala03 4 ปีที่แล้ว

    Marina fa ratsy ilay renikely fa le ray koa tena maivan-doha sy ratsy saina e!

  • @bellrichina155
    @bellrichina155 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko
    mila tohiny azafady ee

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Makasitraky indrindry Tompoko

  • @hary.norina8385
    @hary.norina8385 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara
    Fa sady misy lesona raisina no mahazo fialamboly

  • @jeannickclaudiahajazakasoa4457
    @jeannickclaudiahajazakasoa4457 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka o

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa tena tsara ilay tantara de anjarany mpihaino zany no miheritreritra ahona n'y niafarany ilay fianakaviana Simba noho n'y fitiavantena n'ilay reny kely

  • @pricilakarimjee4260
    @pricilakarimjee4260 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa miandry tohiny tompoko

  • @aritoetrahenrietteramaroso8553
    @aritoetrahenrietteramaroso8553 4 ปีที่แล้ว

    Enjana zany ra reny kely, tena tsy misy ilana azy zany ra ramatoa. Dia tena misy reny kely ohatry zany mihitsy ve. Mahery zany ra reny kely tsy misy ilana azy.

  • @randriaraoelzo716
    @randriaraoelzo716 4 ปีที่แล้ว

    Fa ahona ary mbl nankafy de tapitra de tsisy tohinu ve
    ratsy fiafarzna rah tsis tohiny tsonh

  • @hawraahharsaali6757
    @hawraahharsaali6757 4 ปีที่แล้ว

    Viavi ts manjari ein.
    Tsar f karah tsis tohini ein

  • @voahangynoro7507
    @voahangynoro7507 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara o

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indrindra nizara tompoko

  • @plantih11
    @plantih11 4 ปีที่แล้ว

    Ary ohtrany tsy nisy farany sa mbola misy tohiny

  • @randriaraoelzo716
    @randriaraoelzo716 4 ปีที่แล้ว

    tsisy fiafarany ve fa ahon e saika tsara fa tokny nis farany

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 4 ปีที่แล้ว

    Tena tsara izy izany ry itokiana a!

  • @excellexcellash4664
    @excellexcellash4664 4 ปีที่แล้ว

    Tsara fa saingy tss lohany no tss fiafarany

  • @fabriciafaniola1899
    @fabriciafaniola1899 4 ปีที่แล้ว

    Mbola asio tohiny re azfd ee

  • @chavillevely700
    @chavillevely700 4 ปีที่แล้ว

    Tena oe mamakely tsisy ilaina azy,papiady olona,panaratsy olona,anatra hoany Ray maty vady ko ty tatara ty mba anadihady ny ao atokatrano refa tsy maintsy isafidy anambady ndray,lasa mampalaelo lay zanaka na d miezaka mandefitra aza

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 4 ปีที่แล้ว

    Tena psychopate ilay ramatoa renikely!

  • @zohenintsoavina2447
    @zohenintsoavina2447 4 ปีที่แล้ว

    Tokony mbl hitohy kl f ts vita eo.mankasitrk

  • @qwwq8101
    @qwwq8101 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko