ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Tsy tiako maizina ilay tantara. Tsy tao anaty soatoavina Malagasy ny mamono Ray amandreny na ahoana na ahoana.
Mankasitraka tompoko mercy nizara 😍😢🙏
Makasitraka fa tena tsara be le tatara!♥️
Tsara loatra
Makasitraka hatrany tompoko
Mankasitra eee miandry ny tohiny ndray
Mankasitraka ny mpizara !
Humm ela2 ndray ts tato. Bsr daolo de misaotra nizara.
Zany ka tantara, tena afa po miheno anazy. Misotra Tompoko o!
Bonjour Misaotra betsaka nareo 🎧🎧🎧🎧💕💕💕💕💕
Merci beaucoup 😍😍😍
Misotra betsaka nizara ôh 😘😘
Na efa henoko aza ty tantara ty de tsy mankaleo ana mitsy ny miheno azy
Misaotra nizara e 💕
Bonjours;; vao hiteno ato Mankasitraka ô😍😍!
Cc elaela ndray vao nisy tantara nalefa tato .MBA tsy vanona koa ilay lehilahy ka . Merci nizara hatrany
Tsara be kosa mrc
😜
Misaotr tompok fa zah izio vao hiaino 🎧🎧🎧❤😘😘
misaotra betsaka
Mahay nareo e,,,na dia aty antany lavitra aza dia mbola toy ny antanindrazana fona e,,,mankasitraka e,,,
Afapo mihitsy ah mihaino tantara
Mankasitraka be dia be.
misaotra nizara💔
Mankasitraka tompoko ô
Misaotra betsaka nizara
Zava mitranga. Tena tsara ilay tantara..
Makasitraka tompoko misaotra Betsaka nizara de mirary soa e
Misaotr betsak ooo
Misaotra betsaka
Tsara e, Makasitraka
Ndras aloh enok d avy eo miten n evitr ah f vao 30mn zao .....
Mankasitraka Tompoko
Mbl oavy ny andro amaliko faty an'lah ry dada tsy vanona😔
Tena grave marina n'y tantara misaotra betsaka nizara tompoko
Henjana zany ka
Misaotra betsaka nizara ee
Bjr . Msaotra anareo nanome a. 🎧🙋♀️❤
Misaotra betsara nizara
Misaotra betsaka nizara tompoko, rahazo hataho dia mba mangataka tantara vaovao tompoko 🙏🙏 misaotra betsaka
TENA grav n'y lehilahyAz a mba voanyMankasitraka fa tsara be👍
Mankasitraky indrindra Tompoko o! Indrisy ry fiainana
Misotra betsaka mpilalao eee indrindra mpanoratra fa tiako be tantara
Misotra Betsaka o
Mention foana no fiantso azy na passable na très bien, fa tsy oe refa passable dia tsy nahazo mention. Diso ne lay hevitra...
Yyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
soa iany fa tantara fa grave be ilay ozona tsy mandaitra. 😣
Ary maninona ilay tantara sasany tsy azo asiana commentaires ohatra ilay tetika maizina II .
Sady tsy misy fizarana voalohany
Mankasitraka tompoko
Esory ty papa ty e , isakin.ny manao tantara i saholimalala d papa papa fa maninona ra hoe Dada dada dada neny nen6 manimba ny image ny tantara . Mediocre .
Tsy Saholimalala io manao tantara io ka
Izay no hitako @ tantara malagasy te ho lasa vazaha daholo tena potika ny sotoavina malagasy!
Tsy tiako maizina ilay tantara. Tsy tao anaty soatoavina Malagasy ny mamono Ray amandreny na ahoana na ahoana.
Mankasitraka tompoko mercy nizara 😍😢🙏
Makasitraka fa tena tsara be le tatara!♥️
Tsara loatra
Makasitraka hatrany tompoko
Mankasitra eee miandry ny tohiny ndray
Mankasitraka ny mpizara !
Humm ela2 ndray ts tato. Bsr daolo de misaotra nizara.
Zany ka tantara, tena afa po miheno anazy. Misotra Tompoko o!
Bonjour
Misaotra betsaka nareo 🎧🎧🎧🎧💕💕💕💕💕
Merci beaucoup 😍😍😍
Misotra betsaka nizara ôh 😘😘
Na efa henoko aza ty tantara ty de tsy mankaleo ana mitsy ny miheno azy
Misaotra nizara e 💕
Bonjours;; vao hiteno ato Mankasitraka ô😍😍!
Cc elaela ndray vao nisy tantara nalefa tato .MBA tsy vanona koa ilay lehilahy ka . Merci nizara hatrany
Tsara be kosa mrc
😜
Misaotr tompok fa zah izio vao hiaino 🎧🎧🎧❤😘😘
misaotra betsaka
Mahay nareo e,,,na dia aty antany lavitra aza dia mbola toy ny antanindrazana fona e,,,mankasitraka e,,,
Afapo mihitsy ah mihaino tantara
Mankasitraka be dia be.
misaotra nizara💔
Mankasitraka tompoko ô
Misaotra betsaka nizara
Zava mitranga. Tena tsara ilay tantara..
Makasitraka tompoko misaotra Betsaka nizara de mirary soa e
Misaotr betsak ooo
Misaotra betsaka
Tsara e, Makasitraka
Ndras aloh enok d avy eo miten n evitr ah f vao 30mn zao .....
Mankasitraka Tompoko
Mbl oavy ny andro amaliko faty an'lah ry dada tsy vanona😔
Tena grave marina n'y tantara misaotra betsaka nizara tompoko
Henjana zany ka
Misaotra betsaka nizara ee
Bjr . Msaotra anareo nanome a. 🎧🙋♀️❤
Misaotra betsara nizara
Misaotra betsaka nizara tompoko, rahazo hataho dia mba mangataka tantara vaovao tompoko 🙏🙏 misaotra betsaka
TENA grav n'y lehilahy
Az a mba voany
Mankasitraka fa tsara be👍