Isaky ny misy personnage malasalaza d io i Koto fa mipoitra satria koa te halaza.... Eny e! Tsy misy hevitra hoe hitany fa te halaza fotsiny izy, fa mifandraindray am personnage malaza.
Ahatsapako hoe misy tahotra an-dRavatomanga ny fanehoampijerin' Ikoto tamin'ity indray mitoraka ity, hany ka niheno feon-dakolosy tokana izy! Raha tena t hahalala ny zavamisy isika dia ampifandaharina mivantana ireo mpandray anjara d samy mitondra ny porofony. Ny an'Atoa minisitra manko , araka ny fahalalako azy, d resaka fitarihana olona teny ambohipo no nisamborana azy, fa rehefa latsaka ankady izy vao natsipy ny tady hoe raiso ity hamonjena anao, na hoe ataovy izao! Ny an'Atoa Fleury ndray d tsy manakambara aho, fa izy mmivadibadika toy ny lela may io no hitako!
Akory Koto. Voalohany : Toa tsy hainao fa différé iny zavatra iny. izay zavatra tsy tsara ho hain n'ny olona dia tapahina. Faharoa : Responsable n'ny fahantrana iny olona iny. Iny ve izany no olo n'ny frantsay ??? Fa i rajoel vitrine fotsiny ihany ?
Efa voaomana daholo ny fanontaniana , matoa madio ny valinteny . Na i Gasikara aza nanome tsodrano ny fanambadiany Zanany mba hampisehoana fa minandany aminy ,na dia mody vazaha mody miady . Ataovy filohanao izy io raha heverinao fa madio . Ekenao fa I Rolly Mercia , izay efa nanaiky ilay mpiampanga azy fa nandainga , nefa dia mbola nampiana 30 Volana ny figadrany . Tsy anananao ny fahalalàna rehetra nefa dia mahay mitsara , ary azo raisina fa tsy mitombina , ny hevitrao. Na ianao mitatatata any Président io aza mety ho any Tsiafahy raha vao tonga any Dago . Dia rariny ve izany , ary hiaro anao , sahalany fiarovanay any Rolly Mercia koa izahay raha mitranga izany .
KOTO , désolé de te le dire haut et fort que pour ce monsieur que tu critique, il en a rien à faire de ta grande gueule. Est ce tu es conscient au moins ? Par contre attention au retour du bâton 😅 ça ne regarde que toi , mamono biby tsy mahafaty😅
Mety marina fa misy fanazavana ^objectives^ saingy betsaka ny valikafatra {rmdm, Fleury, miaramanonja 1 et 2, hvm ets} tsy azo negliger~na koa; fa tsy azo atao ny manao conclusion hative. Tetika ripostes groupees en vue election 2023 izao fisian ny interview maro lafy arahintsika tato ato izay. Donc miady ny baolina Raha resaka fahaizana aloha tsy azoko antoka fa hivereno jerena ny serie Gomora dia ataovy ny fampitahina. Dinio aty an dafy fa betsaka ny entreprise Gasy miforona etsy sy eroa satria ao raha.!!? Ity no tadidio: misy opportunite d affaire ao dia havadika projet gouvernemental fa tsy hoe misy vision dia mitady affaire mifanarzka aminy akory. Principe de base ny mpitondra ankehitriny io ka tsy maha gaga raha rendrikanyFIRENENA. ABESl
Isaky ny misy personnage malasalaza d io i Koto fa mipoitra satria koa te halaza....
Eny e! Tsy misy hevitra hoe hitany fa te halaza fotsiny izy, fa mifandraindray am personnage malaza.
Gidro miteny tsy misy ari-doha pokaty ity kotonandra sanahana ity marina!!!
Ahatsapako hoe misy tahotra an-dRavatomanga ny fanehoampijerin' Ikoto tamin'ity indray mitoraka ity, hany ka niheno feon-dakolosy tokana izy! Raha tena t hahalala ny zavamisy isika dia ampifandaharina mivantana ireo mpandray anjara d samy mitondra ny porofony. Ny an'Atoa minisitra manko , araka ny fahalalako azy, d resaka fitarihana olona teny ambohipo no nisamborana azy, fa rehefa latsaka ankady izy vao natsipy ny tady hoe raiso ity hamonjena anao, na hoe ataovy izao! Ny an'Atoa Fleury ndray d tsy manakambara aho, fa izy mmivadibadika toy ny lela may io no hitako!
Oui,je suis d'accord avec vous
Akory Koto. Voalohany : Toa tsy hainao fa différé iny zavatra iny. izay zavatra tsy tsara ho hain n'ny olona dia tapahina. Faharoa : Responsable n'ny fahantrana iny olona iny. Iny ve izany no olo n'ny frantsay ??? Fa i rajoel vitrine fotsiny ihany ?
Efa voaomana daholo ny fanontaniana , matoa madio ny valinteny . Na i Gasikara aza nanome tsodrano ny fanambadiany Zanany mba hampisehoana fa minandany aminy ,na dia mody vazaha mody miady . Ataovy filohanao izy io raha heverinao fa madio . Ekenao fa I Rolly Mercia , izay efa nanaiky ilay mpiampanga azy fa nandainga , nefa dia mbola nampiana 30 Volana ny figadrany . Tsy anananao ny fahalalàna rehetra nefa dia mahay mitsara , ary azo raisina fa tsy mitombina , ny hevitrao. Na ianao mitatatata any Président io aza mety ho any Tsiafahy raha vao tonga any Dago . Dia rariny ve izany , ary hiaro anao , sahalany fiarovanay any Rolly Mercia koa izahay raha mitranga izany .
Il a répondu correctement
Interview efa maty paika ireny ry Koto. Inona no tsy vita ny vola amin'ny olona tahaka ireny.
Mpihinana paraky
fiainana sy fahazavana
MODIA ATY ENAO SINON MANGINA PROBLÈME NAO ZANY HINOY AO ZE TINAO
Tena te halaza mihitsy ity Koto ity e
Malaza b Koto ao @zoo sy ao atsimbazaza
KOTO , désolé de te le dire haut et fort que pour ce monsieur que tu critique, il en a rien à faire de ta grande gueule. Est ce tu es conscient au moins ? Par contre attention au retour du bâton 😅 ça ne regarde que toi , mamono biby tsy mahafaty😅
Mety marina fa misy fanazavana ^objectives^ saingy betsaka ny valikafatra {rmdm, Fleury, miaramanonja 1 et 2, hvm ets} tsy azo negliger~na koa; fa tsy azo atao ny manao conclusion hative. Tetika ripostes groupees en vue election 2023 izao fisian ny interview maro lafy arahintsika tato ato izay. Donc miady ny baolina Raha resaka fahaizana aloha tsy azoko antoka fa hivereno jerena ny serie Gomora dia ataovy ny fampitahina. Dinio aty an dafy fa betsaka ny entreprise Gasy miforona etsy sy eroa satria ao raha.!!? Ity no tadidio: misy opportunite d affaire ao dia havadika projet gouvernemental fa tsy hoe misy vision dia mitady affaire mifanarzka aminy akory. Principe de base ny mpitondra ankehitriny io ka tsy maha gaga raha rendrikanyFIRENENA. ABESl
Marina tanteraka ny voalazanao. Mbola betsaka no voafitaka amin'ny filaza tsara lahatra lazain'i Ravatomanga ka lasa tsy dia mandinika tsara i Koto.