KOTO🆚VANESSA MANONGA - TSY NAMPOIZINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 33

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 2 ปีที่แล้ว +7

    Tsy tantin'i Gidro bekoto mihitsy ny fisian'ny olona mahazo j'aime. Bandy be fialonana sady efa gidro no ratsy toetra.

    • @gabrielleamd3966
      @gabrielleamd3966 2 ปีที่แล้ว +1

      Ianao tsy tia azy nefa tu le suis

    • @holynirina3286
      @holynirina3286 2 ปีที่แล้ว

      Tsy nisy ha ha n'y youtube fa mampiomehy ahy Ty commentaire ity

  • @razanamadycinquieme5926
    @razanamadycinquieme5926 ปีที่แล้ว +1

    Vadiko manja...zanako tafita ....Oh mon Dieu ...Radedaka ...Vivre isolé vivre HEUREUX.

  • @fanjanirinaelyseerazanampa5215
    @fanjanirinaelyseerazanampa5215 2 ปีที่แล้ว +8

    Mr Koto a ilay fomba fisainanao mihitsy no tsy mety fa mila haitsinao.Ianao tia manambony tena ary tia manambany olona.Raha ny olona mpanaraka ny pejinao tsy hitovy @ olona mpanaraka ny pejin'i Vanessa manonga mihitsy. Aleoko lavitra manaraka ny pejin'i Vanessa manonga toy izay manaraka ny penjinao.

    • @ramefiarisontiana2490
      @ramefiarisontiana2490 ปีที่แล้ว

      Tena marina ny anao. Izaho manokana tsy manana olana @ Koto fa te hanamarika fotsiny hoe ny fanetren-tena dia anisan'ny toe-tsaina mampiavaka ny malagasy ka tokony hanana io toetra io i Koto dia mety mbola hitombo ny mpanaraka azy.

    • @noaxpixfull7880
      @noaxpixfull7880 10 หลายเดือนก่อน

      Aza makato refa tsy mety e inona handaniana andro ato

  • @marie-lydierazanadrafara3717
    @marie-lydierazanadrafara3717 2 ปีที่แล้ว +6

    Tsy voatery hanaiky hihaona@ nao ny olona asainao ry Koto. Hatreto reviko i Vanesa

  • @echauvin1544
    @echauvin1544 ปีที่แล้ว +2

    maro ny points de vues sy ny hevitra iombonako sy ekeko aminao koto ary tena manaraka ny vidéos ataonao ahory koto saintgy MBOLA AANKAFIZINAY LAVITRA 1000 FOIS INTÉRESSANTS NY ATAON'I VANESSA noho ny ataonao..Mijery sy manaraka ny pejinao aho saingy mirefarefa @ tany ny 60% ny fisainanao. olo intelligent sy ambony fahalalana tsy mikapokapoko karaha io. Sauvage ny fisainannao ry sakaiza. mbola ambany ialan'i Vanessa lavitra . mba misaine kely fotsiny zalahy eee

  • @holynirina3286
    @holynirina3286 2 ปีที่แล้ว +3

    Fa ianao no Iza no hanao portrait n'a olona iray. Dia inona koa no iasanao saina amin'izay hevitry ny bé s'y n'y maro momba ana olona 1.

  • @genizafindrabe9013
    @genizafindrabe9013 2 ปีที่แล้ว +2

    Sipakely Olo mitov am zafikelinao ka hidiranao resaka

  • @iprofumidelmadagascar8240
    @iprofumidelmadagascar8240 2 ปีที่แล้ว +2

    Bravooo Mr.
    Madame Vola Italie

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 2 ปีที่แล้ว +5

    Lehilahy kely asa.... manao vavambavy

  • @rondrorazakarivony6527
    @rondrorazakarivony6527 ปีที่แล้ว

    Izay tiany ihany io favtsy voatery izay ao antsaina ny saina .Tena hoe resaka.olona no ataonao Dia Aiza Ho Aiza moa izany ny fisainanao ? Hevitra resahina Fa tsy olona ......

  • @lantosoaandriamampianina8986
    @lantosoaandriamampianina8986 2 ปีที่แล้ว +2

    Mba aleo ny hafa no handoka anao, aza manaratsy ny hafa

  • @mikaiarasamihaga9780
    @mikaiarasamihaga9780 2 ปีที่แล้ว +3

    Fa leri ty zany tena oe faratapony @ zavatra rehetra na toetra na fahaizana , manin no tsy mety lasa filoham-pirenena na olona ambony sy malaza .........

  • @teddysinclair9872
    @teddysinclair9872 ปีที่แล้ว +1

    Ny tapany ihany no mikobana e !

  • @lalahgastonrandriamananten7296
    @lalahgastonrandriamananten7296 ปีที่แล้ว

    Fanga kosa refa tsy manaiky hiaona aminao ve de lazaina fa vendrana sy fohy fisainana e ,misy aza olona asain'ny filoha Barack Obama , Paul kagame, , sy olona ambony reny mandà de enao ze olona tsy haninontsy haninona io no tsy hiaonana de ho faty antoka e

  • @masoandromasoandro9971
    @masoandromasoandro9971 2 ปีที่แล้ว

    Akorlahaly e!! Aza mandany kalory@olokafa e!! Fa Facebook ity ao ny bado ao ny intelligent ka tsy magaga fa tohizo le resaka monbany realitet bnjr daholo e!!

  • @ialisonfabien8601
    @ialisonfabien8601 ปีที่แล้ว

    Marina zani koto ah

  • @lillyadr5566
    @lillyadr5566 2 ปีที่แล้ว +2

    Ilona tsy misy Ilana azy ity Koto ty babakoto nul.

  • @jmconsultingmada
    @jmconsultingmada ปีที่แล้ว +1

    Malahelo b Koto fa Tsy nahazo selfie tam Vanessa...Tsy important l'ay page nao zany KO...

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 2 ปีที่แล้ว +1

    wikipedia no atao hoe universel , aza mampme.

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 2 ปีที่แล้ว +1

    Ririnindasa tsy tsaroana 🤮pfffff

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 9 หลายเดือนก่อน

    Kkkkkkkk

  • @annarakotonindraina1326
    @annarakotonindraina1326 2 ปีที่แล้ว +1

    Fa ianao ngah Jesosy no tsy maintsy antonina?

  • @rajomanitraandria1978
    @rajomanitraandria1978 2 ปีที่แล้ว +2

    walawala olo lefaky

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 ปีที่แล้ว

    n'inon'inona toetran'olona n'inon'inona toetranao, tsara foana ny maneho fitiavana satria ny zavatra aloaky ny vavanao amin'ny hafa no toetranao ary na tsy toetranao de tsy maintsy miverina aminao hitsarana anao. Ka tsara foana miteny zavatra tsara ho an'olona. Raha misy toetra tsy tanty na mahasosotra na mampalahelo ataon'olona dia aleo miteny ampitiavana mba hananatra azy. Tadidio fa arakaraky ny maha intelligent anao no manalavitra anao amin'andriamanitra. Ianao tsy afaka hanova olona iray araka izay tianao hatao fa ianao no mila miova raha toa ka ilaina ny miaraka amin'ilay olona
    Ny olona mandroso ary misy fanantenana dia mahatsiaro ho tompon'andraikitra amin'ny zavatra rehetra ary raha hitanao fa niova ny namanao de tokony handinintena ianao hoe misy zavatra avy any aminao mety nahatonga an'izay.
    Fehiny : raha mahatsapa ianao fa intelligent mahay manana ny ampy sns ... ataovy mba hanampiana ny vendrana ny fahaizana azonao, aza manakiana ny tsy manana sy ny vendrana fa ampio izy mba hitovy aminao. au lieu de micritique ny namanao amin'ny tsy fahaizany, tsaratsara kokoa ny mampianatra azy sy manampy azy hiala amin'izany