BACKSTAGE TELORIMA SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 25

  • @onyandriambao7766
    @onyandriambao7766 4 ปีที่แล้ว +2

    👍Mahafinaritra be ny mihaino anareo! tohizo fa tena tsara be ny kalon ny fahiny malagasy

  • @marcoaimerakotoniaina9046
    @marcoaimerakotoniaina9046 6 ปีที่แล้ว +1

    tena babo e!somary asio tosika kely ny fahampahafantarana anreo merci Skyone

  • @ranaivosontahiryvalerie4795
    @ranaivosontahiryvalerie4795 5 ปีที่แล้ว

    Oulalala... tsara b e... Merci nareo ee.. saliiii Rojooo 😉

  • @artshivah
    @artshivah 7 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka!! tohizo fa mahasondriana ny kanto vohizinareo

  • @raveloarisoamina8504
    @raveloarisoamina8504 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra. Tsy mankaleo mihitsy mihaino anareo. Tohizo fa tena tsara.

  • @tarikatelorima953
    @tarikatelorima953 7 ปีที่แล้ว +2

    Ny tarika Telorima ihany koa dia maneho fisaorana ho antsika rehetra izay mpankafia e!

    • @kensran2833
      @kensran2833 2 ปีที่แล้ว

      Tsara; saika anotany inona ily titre le hira farany io azafady

  • @HobyLucas-FilmmakerMG
    @HobyLucas-FilmmakerMG 5 ปีที่แล้ว +1

    Merci Rojo anh !!! ;)

  • @raharisoaramanarivo465
    @raharisoaramanarivo465 6 ปีที่แล้ว

    Favy nareo.allez-y fa ho lasa lavitra nareo e!

  • @daninakelysondenda6448
    @daninakelysondenda6448 7 ปีที่แล้ว

    tene revenaraeo @fika nareo mihintsy le zy ah mlay ka sur mihintsy ....mahereza de tohizo hatrany fa tsara ny kanto GASY...

  • @ndrtparmix8308
    @ndrtparmix8308 7 ปีที่แล้ว

    mankasitraka o!inviteo ifanihy am manaraka oh.

  • @lucheritianaandriamanantso3698
    @lucheritianaandriamanantso3698 7 ปีที่แล้ว

    Tsara be ity iray ity. Tsara loatra ny mihaino ny gadona gasygasy.
    Mankasitraka.

  • @hanitrajoelinejohansson4090
    @hanitrajoelinejohansson4090 7 ปีที่แล้ว

    tsara be, mana-talenta nareo 3....fa i Rotsy kosa aleo ho afa-po ny mpijery e... ra tsy afapo zay de lasa tsy mpankafy tsony.... fa tena tsara ny ataonareo sady tsara feo be daholo...mety be @ feonareo le bà gasy... mankasitraka....

  • @ramanandraibeiandiniaina8743
    @ramanandraibeiandiniaina8743 7 ปีที่แล้ว

    AO TSARA E; dia niaraka isika, satry ho enoina foana......!mankasitraka e

  • @yannrabemanantsoa9766
    @yannrabemanantsoa9766 7 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra rankizy aaaaaaaa :)

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 ปีที่แล้ว

    Tena olona tsy mahalala fomba ilay mpanolotra an. Zéro, tsy mendrika ny ho mpanolotra mihintsy !!!

  • @styleyfrancky9128
    @styleyfrancky9128 6 ปีที่แล้ว +1

    Kay.. tsara lotra. :O?!!!

  • @rakotochantale5084
    @rakotochantale5084 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ê

  • @rakatavoanjo8681
    @rakatavoanjo8681 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra tompoko, tsara be ny hira sy ny feonareo.

  • @ramanantsalamaaris9488
    @ramanantsalamaaris9488 7 ปีที่แล้ว

    Mety fa lava loatra ny introd mitovy am style Eric Manana ê ! Mahay ianareo fa tohizo......

    • @ramanantsalamaaris9488
      @ramanantsalamaaris9488 7 ปีที่แล้ว

      Izaho angé tena tia ny hira rehetra rehefa manaraka tsara ny gadona (tempo) fa mahasorena bé indraindray ilay introd lava loatra ! Ramanantsalama aloha ny anarako fa tsy Ramanantsoa ê

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 ปีที่แล้ว

    Tsara tohizo

  • @miramirana
    @miramirana 6 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara fa tohizo reto an, mirary anareo ho lasa lavitra e!

  • @MoZz226
    @MoZz226 7 ปีที่แล้ว

    Mety e tohizo fa kolokanto

  • @sylviaratsimandresy8960
    @sylviaratsimandresy8960 2 ปีที่แล้ว

    Feo izany! misaotra anareo fa tena afaka ny androko ato.Tohizofa tsara.