BACKSTAGE NY VONINAVOKO SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 12

  • @angelinehamon194
    @angelinehamon194 4 ปีที่แล้ว +1

    Bravo, ho ela velona ny vakodrazany gasikara. Respect tompoko. Tazony tsara ny antsika. Bonne continuation

  • @tovovavytsotranailiva7616
    @tovovavytsotranailiva7616 7 ปีที่แล้ว +1

    Mafinaritra ny vakodrazana malagasy, misaotra ny artiste sy ny emission mametraka aminy utube mba ho itanay aty antany lavitra aty👍👍❤

  • @ramanantsalamaaris9488
    @ramanantsalamaaris9488 7 ปีที่แล้ว +2

    Manja bé fa misaotra sy mankasitraka ê ! Ho ela velona ianao DADAGABY (83 taona)! Fony mbola kely aho dia nihaino sy tena tia ny VONINAVOKO . Tohizo ry tanora , zanany, zafikeliny .....

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 3 ปีที่แล้ว

    Tena isan'ny mpanakanto tsara indrindra ny tarika VONINAVOKO😍Mankasitraka ny fandaharana, sy ny mpanolotra👍

  • @anjierahm1592
    @anjierahm1592 6 ปีที่แล้ว +1

    Ho ela velona anie enao dadagaby.mrarso ho an tarika voninavoko

  • @bezenandrasoavorombolasergine
    @bezenandrasoavorombolasergine ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤

  • @user-dr1zv7qw7d
    @user-dr1zv7qw7d ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra fa dia tsy hitsahitry ny hisaotra anareo aho

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 6 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka anareo e!

  • @user-dr1zv7qw7d
    @user-dr1zv7qw7d ปีที่แล้ว

    Tsara be ê!

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 3 ปีที่แล้ว

    Fanitsiana kely Mr NAVALONA ah,⚠️ Lybie fa tsy Liban ilay firenena tian'i Dada Gaby

  • @manitrarkt2319
    @manitrarkt2319 5 ปีที่แล้ว

    Tpklh dadagaby dia anisan'ny namolavola ny tenanay hitia izany vakodrazana izany tao @ St François d'assise Ambohimamory Ampitatafika! RIP

  • @perleramaromanana6808
    @perleramaromanana6808 7 ปีที่แล้ว +1

    zaho dia tena voninavoko
    Misaotra anareo dadagaby dia tohizo ry tanora
    Zahay aty ampitandranomasina dia.manao zay mety Am.dihy e