Tantara gasy --- Tantara RDB👉🏻👉🏻Rabona.
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 22 ธ.ค. 2020
- Tantara gasy: Tamberina tantara Malagasy RDB.
Tantara indray miseho. afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy - บันเทิง
Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty ❤
Misaotra Gasy Rakoto nizara ,tena mahafinaritra ny mihaino azy ,tena misy mihintsy ary tena naita aho .9/10 isa omeko satry tena tantara misy.
Mankasitrakoooooo
10/10
Misaotra betsaka Tompoko , hieno aloha manome noté avieo🇲🇬👌💖
Msaotra anareo atrani eee ❤🙋♀️🎧
Premier commentaire 😍 misaotra nizara tompoko 🙏
Aza adiino manome note ilay Tantara @ farany tompoko! Misaotra!
Mankasitraka RDB Ah. 10/10
Mosaotra tompoko dia hafa foana RDB. F mampalahelo ilay toe-javatra ny any ankafa idedahana amena vola ny ao antrano atao mamay 😭😭😭😭😭
Misaotra nizara tompoko 🌹🌹
Mampalahelo,samy diso izy 3mianaka ninoninona tsy mety KO n'y hataony ilay zanany Sady tsy manaja no Mbola manevateva tsy vahaolana ,Tambitamby fitiavana no mampiova olona
Merci bcp
Mankasitrak 10/10
Misaotra nizara fa tsara be ❤🇲🇬
Mankasitrakiee mis tantar tandrignesagn rampitso no sad miasa
Mba firy @10 izao ny note omenao ity tantara ity?
Zao vao hiaino o
Zaho vao eno avieo manome, noté
10/10 ❤
Homeko/ 20/20 , satria misy lesona azo tsohina sara ary anatriny sasany hizay vokasika zany tantara zany koa.Misaotra e!
2/20
Forceny zareo iova rabona
Ramatoa mampirafy
Ny zanaka ratsy taiza tsy manaja rad
Samy misy diso dolo de tokony jerena ny fototry ny olana fa tsy ailika am olona iray..
Misaotra nizara tompko
😅😅😅
Misaotra betsaka fa tena misy anatra sy lesona azo raisina hatrany ny tantara RDB
Misaotra betsaka tompoko mahafinaritra lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤
Tantara mitondra fananarana ity, saingy amiko, mitanila ilay fananarana. Aiza kosa dia i Rabona ihany no diso nefa ramato mampirafy, ny zanaka mpaniratsira sady mpangalatra ? Tsy rariny
Misaotra nizara o
Misoratra nizara tompoko
Mankasitraka tompoko
Misaotra topoko o 🙏❤️❤️❤️❤️
👍
Misaotra betsaka tompoko
Merci beaucoup
Ś
Merci beaucoup 😊