Ndriiii 😢😢izaho efa nampianatra 4 taona tonga ny recrutement nandraisana ny mpampianatra FRAM ,nitakiana volabe ,nefa tsy nanana. ..Akory tokoa anefa fa vao afaka bacc sy ny teny amin'ny université no voaray marobe nefa dia efa niasa au moins 3années scolaires no fepetra takiana 😭😭😭2005/2006/2007/2008
@@GasyRAKOTO na lay apetraka aza tsy nisy tamin'izany fa dia niova asa aho satria ny karamanay P.FRAM à l'époque dia tena kely nefa tiako ilay asa .mirary soa dia Misaotra anao be dia ..be mizara
Nirotsaka mintsy ranomasoko, samy nomen ANDRIMANITRA anjarany marina ny olombelona. Izaho tena nijaly sy sairana fa tsy mba nanana heritreritra mba hitaingina Avion izany. Misaotra Gasy Rakoto nizara
Misaotra betsaka fa tena hafapo tanteraka nihaino ilay tantara tsara be d mampahery sy mamporisika anareo mpanoratra sy mpilalao hazoto hatrany merci bcp❤❤❤💋
Tena tanatarapiainana iaianana mitss zani . mapalaelo .
Mankasitrakeee tsara b tantara ref iz teo mirahalahy reo pilalao mankasitra RDB
Mankafy mihintsy mihaino azy otrany any madagascar mihintsy tenako ❤❤❤❤😘😘🙏🙏🙏🙏🙏🙋♀️
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🎧🙏🏽👍🏾
Misaotra betsaka Rakoto.
Vo ampihenona
Misaotra Indrindra tompokô Makasitraka s'y makatel ' ❤❤❤
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤❤❤
Efa nandeha izy ity. Mankasitraka indrindra Tompoko o! 💜♥️❤💕❣💛🧡💓💘💝💖💙💚💗💞
😀😈😯😤😠😨😇
Makasitraka hatrany o!🙏🙏
Toujours aussi une belle histoire, cordialement merci !
Mankasitraka é !😍😍😍😍
Misaotra betsaka ô 🎧🔥👌🇲🇬
Misaotra betsak 🥰🥰
👍
👍👍👍
Misaotra bétsaka Rakoto nizara oo 😍😍
Aza adino mi like an
Ndriiii 😢😢izaho efa nampianatra 4 taona tonga ny recrutement nandraisana ny mpampianatra FRAM ,nitakiana volabe ,nefa tsy nanana. ..Akory tokoa anefa fa vao afaka bacc sy ny teny amin'ny université no voaray marobe nefa dia efa niasa au moins 3années scolaires no fepetra takiana 😭😭😭2005/2006/2007/2008
Mila mahalala fomba ry Naomy a! Mba mametraka kely toy ny rehetra e! Sa tsy izany? ....Tena mampalahelo ny ataon’ny olona sasany ka!
@@GasyRAKOTO na lay apetraka aza tsy nisy tamin'izany fa dia niova asa aho satria ny karamanay P.FRAM à l'époque dia tena kely nefa tiako ilay asa .mirary soa dia Misaotra anao be dia ..be mizara
Izao koa ary
Misaotra nizara o 🙏😍
Misaotra nizara tompoko fa tena tsara
❤❤❤❤❤🎉🎉
Mankasitraka o
Tsy misy fisaorana o
Misaotra sy Mankasitraka tompoko 🌹❤️
👍 Eny tompoko
Misaotra hatrany am fizarana e!! Tena mampalahelo mihintsy lo ny fiainana e😔😔
Nirotsaka mintsy ranomasoko, samy nomen ANDRIMANITRA anjarany marina ny olombelona. Izaho tena nijaly sy sairana fa tsy mba nanana heritreritra mba hitaingina Avion izany.
Misaotra Gasy Rakoto nizara
Tsy misy fisaorana Hanni!
Ef miandry ô 🤗😘🇲🇬
Gasy ka manja e!
Tsara be fa mankasitraka indrindra
Misaotra betsaka fa tena hafapo tanteraka nihaino ilay tantara tsara be d mampahery sy mamporisika anareo mpanoratra sy mpilalao hazoto hatrany merci bcp❤❤❤💋
tsy misy fisaorana o
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ny tantara
Misaotr Nizara ❤️ fa vo mihaino ato
Mazotoa mihaino o
❤️❤️❤️💕💕💕
❤❤🙏
Mankasitraka indrindra nizara ❤
Misy hafatra be lay tantara tsy ny mpitondra fanjakana mitsy olana fahantrana fa vahoka mitsy tsy famotika lava
Manantena tantara RFM tompoko 🙏😊
Eny tompoko!
politika b
Mankasitraka indrindra Oa
Eny oa Marie Claire a!👍
❤🙏
Misaotra betsaka tompoko
Ts mis fisaorana Chandola
Mankasitraka sahad tompok
Misaotra tompoko
Eny tompoko!
Sao dia mba misy afaka mandefa ilay tantara hoe: Zanakin’ny firenena fizarana faha 3 ? Misaotra mialoha
Toa tsy misy fiz faha 3 io an
Mankatelina nizara . Efa henoko ity mampalahelo kely 😒
Hita ko
😛😛