Tantara gasy --- Tamberina Tantara RDB👉🏻👉🏻Tandrevaka.
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 8 ธ.ค. 2020
- Tantara gasy: TANTARA RDB afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy - บันเทิง
Mankasitraka Tompoko 💖🇲🇬
Mazotoa mihaino tompoko!
Hafakely Bray ti titre ti an😃 mankasitraka indrindra o👍👍👍👍
Misaotr mialoh ai zao miheno no sad miasa 💪💘
Msaotra indrindra atrani
Merc♥️
Misaotra o!
Misaotra betsaka tompoko
Misaotra tompoko nizara
Misaotra nizara. Efa henoko izy ity . 🙂🙂Tsy misy vaovao intsony nga ?
misaotra indrindra ny RDB o
Misaotra indrindra tompoko
Mbo tantara bola tsy nende reny dray alefa e
Ary ilay hoe vovo tsakay sao mba afaka averina ihany Koa! Mankasitraka
Voaray o! Aleo fa hojerena!
Mankasitra tompoko fa mahafinaritra ny tantara
mankasitraka topoko
Misaotra betsak tompoko
Tsara ilay lohateny satria tsy hoe VAMPIRE. Fa hono a, natao ahoana ilay vangy efatra lasa lava be? Sitrana koa ve? Ve sa nilaina mpitsabo nify ka notapahana?
Eto ndray aloha .misaotra nizara tsy tapaka
Inona ny dikan'ilay hoe tandrevaka kay azafady ?
Azo adika ny hoe tsy raraina na tsy asina dikany zay ny fahaizako azy
Misaotra betsaka anareo nanazava 👌🙂
Iza y hoe misy tsy fitandremana teo amin'ny fandaminan-draharaha natao angamba😟
@@hantarajoelisolo3148 Azo atao hoe kitoatoka koa. Tsy voakaly, tsy voahevitra tsara...
Misaotra betsaka tompoko