Tantara Malagasy - SINGAM-BOLO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Fizarana Voalohany

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 พ.ค. 2024
  • SINGAM-BOLO
    Tantara Malagasy
    Tantaran'i Radio Don Bosco
    Tantara mitohy
    Fizarana Voalohany
    #singambolo
    #fizaranavoalohany
    #tantara

ความคิดเห็น • 6

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tantara ty tsy mety mahaitsaka zh mihintsy efa impiry² averiko henoina fa tena ts haimpaka mihintsy ahy tena hoe tiako eee ❤❤❤❤ny mpilalao koa mo aoka fotsiny 👏👏👏👏

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 2 หลายเดือนก่อน +2

    Ty kosa aloha tena tantara tiko indrindra t@ tantara rehetra nohenoko e!❤ Makasitraka n'y mpanoratra s'y n'y mpilalao.

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 2 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara foana ❤ na efa heno imbetsaka aza . Misaotra 😊

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 2 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra nizara e, tiako be ity tantara ity. Hay i Faly sy Vanintsoa kay fa tsy Christophe 😂😂mitovy ny feony zareo

  • @gsjejhebsbs-wr8vy
    @gsjejhebsbs-wr8vy 2 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy mba mety leo za mihaino tantar ty👍👍

  • @rovasoa
    @rovasoa 2 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋‍♀️