Tena fiderana tsy misy fetra tokoa no atolotra an'Andriamanitra fa mendrika Azy tokoa izany tena indrindrainay tokoa Hianao Ray Masina ô Izay rehetra aty anatinay dia aoka samy hisaotra sy hidera Anao .Fatsara Hianao sady Mpanao ny tsara .Amen.
Tena tsara doli ny hira azo enoina Fa tena mahagaga dia zao: hoavy zao lay hoe (eo ary tsik e) ao am palais moa izy izay ?!! Mahagaga fa lafo be fona , tsy Mety mintsy ra tsisy fitadiavambola. Mino aho fa ny baiboly tsy milaza hoe asio fidirana Fa maimaimpoana doli ny ao am baiboly, indrisy nefa fa lasa fitadiavambola izy inty. Jesosy tsy ntad vola teto a tany. D iteny indray izao Rija hoe mila vola ny fiderana, dia ny mahantra sy ny sahirana ts ho afak ijery mints. Mibebaha Ianareo fa hoavy Jesosy.
Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy, Ny fiankohofana rehetra atolory Azy, Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray; Haleloia sy ny hosana mendrika ho Azy ny fiderana, Kopa-tanana e, mandihy miankavia miankavanana e, Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray Ô ! Ô ! Ô ! Ahofahofay hoy aho ny tanana (x2) Ô ! Ô ! Ô ! Ny fitiavany anie fenomanana (x2) Iza no nanamboatra (Iza?) Iza Ilay tiako loatra (Iza?) Iza ary Ilay namorona? (Iza?) Iza no natao sorona ? (Iza?) Asandrato (x3) Amin'ny hira tsy miato Jesosy no ankalazaina (Iza?) Izy ihany no hiraina (Iza?) Izy no hivantanana (Iza?) Izy no hany lalan (Iza?) Asandrato (x3) Amin'ny hira tsy miato Ô! Ô! Ô! .... Izy tsy maintsy mitombo (Eoah) Tsy maintsy mitombo (Eoah) Izaho tsy maintsy mihena (Eoah) Tsy maintsy mihena (Eoah) Manana aina isan-karazany Milaza ny fahalehibiazany Renareo ho aho ny lazany (x2) Eo ary tsika (x3) Ho an'Andriamanitra Miara-mikiaka
Tena fiderana tsy misy fetra tokoa no atolotra an'Andriamanitra fa mendrika Azy tokoa izany tena indrindrainay tokoa Hianao Ray Masina ô Izay rehetra aty anatinay dia aoka samy hisaotra sy hidera Anao .Fatsara Hianao sady Mpanao ny tsara .Amen.
Tsara be le dihy sy le hira, manantena mba hisy dihy fiderana hafa indray ataony navin indray
Tena tsara doli ny hira azo enoina Fa tena mahagaga dia zao: hoavy zao lay hoe (eo ary tsik e) ao am palais moa izy izay ?!! Mahagaga fa lafo be fona , tsy Mety mintsy ra tsisy fitadiavambola. Mino aho fa ny baiboly tsy milaza hoe asio fidirana Fa maimaimpoana doli ny ao am baiboly, indrisy nefa fa lasa fitadiavambola izy inty. Jesosy tsy ntad vola teto a tany. D iteny indray izao Rija hoe mila vola ny fiderana, dia ny mahantra sy ny sahirana ts ho afak ijery mints. Mibebaha Ianareo fa hoavy Jesosy.
La danse est juste géniale , notre église va essayer de la reproduire un jour que Dieu vous bénisse cette école de danse
MMme de mlmppppppppkppppppà PO m0oo
001q0q0000100q000000000000q00000q
Tsara e eto iderana ny TOMPO ny taleta zay nomeny anao❤❤❤🙏🙏🙏
Isaorana ny Tompo ny amin'ny talenta omeny :) tsara be
Tsara be le fandiha 😍 BRAVO nareo Tahiny Tompo
Tsara be ilay dihy mirindra sy ny tonin-kira. Ho deraina hatrany anie ny Tompo!
Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy,
Ny fiankohofana rehetra atolory Azy,
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray;
Haleloia sy ny hosana mendrika ho Azy ny fiderana,
Kopa-tanana e, mandihy miankavia miankavanana e,
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray
Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofay hoy aho ny tanana (x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana (x2)
Iza no nanamboatra (Iza?)
Iza Ilay tiako loatra (Iza?)
Iza ary Ilay namorona? (Iza?)
Iza no natao sorona ? (Iza?)
Asandrato (x3)
Amin'ny hira tsy miato
Jesosy no ankalazaina (Iza?)
Izy ihany no hiraina (Iza?)
Izy no hivantanana (Iza?)
Izy no hany lalan (Iza?)
Asandrato (x3)
Amin'ny hira tsy miato
Ô! Ô! Ô! ....
Izy tsy maintsy mitombo (Eoah)
Tsy maintsy mitombo (Eoah)
Izaho tsy maintsy mihena (Eoah)
Tsy maintsy mihena (Eoah)
Manana aina isan-karazany
Milaza ny fahalehibiazany
Renareo ho aho ny lazany (x2)
Eo ary tsika (x3)
Ho an'Andriamanitra
Miara-mikiaka
Merci fa haiko eky e
lay rangahy manary rano maloto io dia tsy maka lagy a,hihi. Fa mahafinaritra be lay dihy fiderana ny Tompo haleloia
Oay ahh...tsiroanomandidy...mafnartr b...tsar rakizy anh...
Tsara le dihy sy ilay hira. ho an'Andriamanitra ian ny voninahitra
Tiako be mihitsy le fiderana
Mendrika ho Azy tokoa ny fiderana e!Tsara ny Tompo
narissa rakotozafy jkkjbbnnnnnnn'nnbjjjjjbnnn’n'´´´´´n'n'llmmpppppmpmmm
Mankasitraka e! Deraina Jesosy!
tiako be, nataonay Tanora B tao amin'ny Ligue izy ity (y)
Mahafinaritra! 😁 mampamangy ny any Soanafindra any! 😂
mahafinaritr e, ataovy maromaro ny ohatr'izao ianaranay
tena tsara. tiako ilay fandihy..voninahitra ho an'Andriamanitra ....
Merci e!
tsara ny hira sy ny dihy fanandratana anandriamanitra misotra ai
merci bcp navin aaaa voaporofo tsara zao fa azo atao tsara ny mandihy ho an tompo eee. tena tsara le dihy eeee.
Tsara eee mahafinaritra
Fiderana kely zandrinay
Merci e
Plat be an🙌👏
Tsara be fa tohiz we
mitondra fifaliana feno :)
Stéphane Toavina ANDRIANAMBININTSOA qiikiq
Tsara be
Mahafinaritra e!👍
Mahafinaritra :)
Merci ra Navin
tsara be le hira
ie tsar a be ilay hira
Tiffanie coucou
mahafinaritra e!
Justin Nathanaël ))
mafinaritra ranga a,tena tsara
hafatra kely ftsn,mbo mitsiky ry vehivavy a
La danse est vraiment au top.
Mahafinaritra e
Tahian'ny Tompo oo.tsara le hira
tsara ny midera ny Tompo e
😍😍😍
tsara be ohh
😊🙏❤️😍
nu Fitiavany anie fenomanana eeeee
Tiako be
😍😍😀😀
Makasitr e
🌷🙏💞🥰 tena maka sitr
inona no dikan le hoe indrahindrainay azafady?
tahaka an´ilay teny oe manindrahindra, izay midika hoe mankalaza, miteny mafy ny lazan´olona iray. indrahindrainay izany midika hoe ankalaazainay ny Andriamanitray
M
Tena tsr lôtr e
Matija Čurlić Cerska 17 Kraljevo Srbija
tsisy tsara akoatran hira
glopopopy...c pa evangelik le dance
Aza miteniteny foana
tsara be ohh