Avelao - Rija Rasolondraibe

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • Clip de Rija Rasolondraibe - Avelao

ความคิดเห็น • 19

  • @sopolnakharungsu1836
    @sopolnakharungsu1836 7 ปีที่แล้ว +2

    Mino anao aho Ray ô! ary anarak anw hatramin'n farany. amen!

  • @josephramarolahy525
    @josephramarolahy525 11 ปีที่แล้ว +1

    fa ny finoa no zava-dehibe!!!mino izay tompo fa iana dia ao an-danitra tokoa ka mitsinjo anay isan'andro,,,amen

  • @diamondrahanitriniaina6144
    @diamondrahanitriniaina6144 2 ปีที่แล้ว +1

    Avelao Tompo ny helokay, mamidra fo @nay, avelao iakatra by finoanay Jesosy oh

  • @angelystsiriri6498
    @angelystsiriri6498 8 ปีที่แล้ว +1

    Joseph Ramarolahy marna zany amen!!

  • @rosegeorgianah624
    @rosegeorgianah624 5 ปีที่แล้ว

    Mamela anao hiasa manan-kery eo @ fiainako aho ry Raiko masina zay ao an-danitra fa anao ny fahefana.na mafy aza ny adiko ety dia mino aho fa tssy olana tsy ho hovoavahanao koa apetrako eo an-tananao ny ho aviko mba ho voninahitry ny anaramasinao.Amen

  • @onjavelomiaritsoa6511
    @onjavelomiaritsoa6511 3 ปีที่แล้ว

    Tena marina fa hanao lalana Izy. Aiza ny finoanao!

  • @sandynirina551
    @sandynirina551 5 ปีที่แล้ว

    avelao 2 hiakatra ny finoana 😍😍😍😍🎄🎄🎄🎄

  • @drochsler
    @drochsler 13 ปีที่แล้ว +1

    mpanjaka tokoa ny Tompontsika ka manao izay tiany atao , tsisy mahasakana Azy!
    Lehibe Izy.

  • @agnesmob30
    @agnesmob30 5 ปีที่แล้ว

    Amen jesosy o

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy 5 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @madafranciamode9178
    @madafranciamode9178 4 ปีที่แล้ว

    Gloire à dieu

  • @tsilavoalida3705
    @tsilavoalida3705 4 ปีที่แล้ว

    Avelao hiakatra ny finoako avelao

  • @randrianaivogeremioh9157
    @randrianaivogeremioh9157 8 ปีที่แล้ว +1

    avelao n'y helokay

  • @danykely7703
    @danykely7703 3 หลายเดือนก่อน

    2024 🎉

  • @herytianarandrianarivelo9470
    @herytianarandrianarivelo9470 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ny tompo

  • @yasinasoa1079
    @yasinasoa1079 7 ปีที่แล้ว

    mino aho fa misy anao Andriamanitra

  • @mredada
    @mredada 13 ปีที่แล้ว

    @drochsler olona 1 io no atao hoe mpialona.