Mankasitraka Pasteur Rija Rasolondrainibe fa tena tsara le hira❤
Tiakoooo egnanie hitombo Talenta hatrani !! Aoka sambi hanan lakile isk rehtra Amen
zay mankafy e, zan mapiavaka an Rija le tonon-kira!
Mankasitraka Rija a!manana talenta @hira mihitsy ianao (y)
Misaotra zoky Rija a
❤❤❤
Tiaaako be!!! Tano mafy ny Fanalahidy mba tsy ho very!
Tano mafy tokoa tsy ho very, kajio tsara tsy ho simba fa... Toa tsy misy "fiangonana" manamboatra ny simba na manolo ny very an !
Jesosy iany no fanalahidy ny zavatra rehetra rehetra
Misaotra Tompo ô.Ianao no fiainana hoanzay mahatoky Anao(JESOSY)
Misaotra Rija 😓😓😓
Dieu à déjà réservé notre place au ciel vous le savez
Aoka e! Aoka Ranona a! Tena samy manana lakile e! Tsara e!
mankasitraka e!tsara be le hira.mino aho fa efa samy manana lakile daholo isika!
amen
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️❤️
Lakile lanitra fahafito
Aoka ranona a!
lakile samy manana ,marina zany!!!!
Misaotr fa tiko be le hira
Pour rentrée Au royaume de dieu faut avoir la clé
lakile ny fanjakan'Andriamanitra e !
aoka eh! ao amin'ny Jesosy ny Lakile
Samy manana lakile fa ts mitovy
Tena Tiko msotra nizara
Misaotra e
Sa
aoke ny lakile samy hanana
Belle musique. Quelqu'un peut-il m'expliquer les paroles ?
Bonjour,
La chanson parle d'une CLÉ ,(qui est Jesus)et dire que chacun a sa clé dans la vie ,
jesosy nandresy tompony lakile
Efa nomena anao tokoa ny fanalahidin'ny fiainana mandrakizay dia Jesosy Tompo koa hiditra ve hianao sa hijanona any ivelan'ny fanjakan'Andriamanitra .Aza miahanahana ry havana fa tapaho avy hatrany ny hevitra fa aza manao ny ampitso lava .Amen.