❤️👌🏼 j’aime trop ce brebis de Jésus 😊 Il chante tellement bien pour son berger ! Et il encourage aussi bien les autres brebis de Jésus ! Même ceux qui sont perdues 😊
Misaotra betsaka ny Mpamorona tsy nandevina ny talenta nomen'ny Tompo mitomboa hosotra sy fahasoavana tompoko ho fitaizana sy fampitomboana ary fampakarana ny finoantsika mpino❤❤
Mampifankatia-mampifandray tokoa Ny Tompontsika!ary isika kristiana mifankatia no maneho AZY sy mampanantona ny olona an ILAY TSARA asandratsika!Madagasikara sy ny Malagasy rehetra ho an i Jesosy Kristy!AMEN!MAHEREZA fa mahafinaritra!
❤️👌🏼 j’aime trop ce brebis de Jésus 😊
Il chante tellement bien pour son berger !
Et il encourage aussi bien les autres brebis de Jésus !
Même ceux qui sont perdues 😊
Misaotra betsaka ny Mpamorona tsy nandevina ny talenta nomen'ny Tompo mitomboa hosotra sy fahasoavana tompoko ho fitaizana sy fampitomboana ary fampakarana ny finoantsika mpino❤❤
Ny voninahitra anie aoka ho an'Andraiamanitra irery ihany e! Ny mpihira kosa mitomboa talenta sy finoana hatrany! Deraina Jesosy e!
Daraina ny Tompo, mankasitra Radahy Josephe d' aft , fa tena mahafy ny fo be ilay izy , de mazotoa hatrany , Tompo anie hampy anareo rehetra amen !
Mampifankatia-mampifandray tokoa Ny Tompontsika!ary isika kristiana mifankatia no maneho AZY sy mampanantona ny olona an ILAY TSARA asandratsika!Madagasikara sy ny Malagasy rehetra ho an i Jesosy Kristy!AMEN!MAHEREZA fa mahafinaritra!
Tsara be,voninahitra ho an'Andriamanitra
Tohizo fa tsara e❤❤
AMEN ! Aminy fanamasinana tanteraka👏👏👏👏
mahafinaritra ny midera sy maneho ny fahalebiezan Tompo@ fomba rehetra! Amen!
Amen tsara ny tompo eh! 😍😘🙏🙏🙏🙌🙌🙌
Avelao ahazo laka Tompo tsara indrindra amen
Mankasisatraka Joseph
🔥 mahery zany osotra zan🔥🔥🔥 Deraina Ianao Ray Masina o
tsara be ,Tena fiderana feno hosotra, tohizo hatrany o :)
Midera hoany jehovah fa tsara izy
merci Joseph a!! tsar be makasitraka. dia mitombo @ fasoavana e
Mamy loatra🎉🎉
halleloiah!! good
Mankasitraka. Derainay foana Jesosy
Tik b 'ty hira ity! Tena mampientana b!!!
Avelao ahazo laka ny fiderana e! tsara be
hafa ihany no midera an!
OK😁❤️
Voninahitra hoan 'Atra irery ihany
Mankasitraka e tsara be
Hallelujah hallelujah amen
VONINAHITRA MANKANY AMIN ' NY VONINAHITRA .
tena tsara ny mihira ho any tompo ary ny manandratra azy @feo anananao
avelao hahazo laka ny fiderana eo amin'ny fiainanao !!!!
Tena tsara, asandratro Jesosy
Mankasitraka e.omeo laka ny fiderana
asandrato amn feo tsara rindra lay TOMPO TSARA INDRINDRA,...msaotra e tsara mahafnartra
Asandrato Tompontsika fa mendry ho deraina
c beau
Deraina Jesosy
misandrata @ avo indrindra Ray malala o ! masina ianao !!!
tsara ny midera ny Tompo Andriamanitra
Tsara amiko sy aminao ny tompo tsika
Kayyy
Mampte hadihy be
Mankasitraka é
avelao ahazo laka n fiderana,asandrato @ feo tsara iz Amen ,mafinaritrabe miarak @ jesosy!!!!!
merci rangah a mafianaritra ny midera ny Tompo e omeo laka ny fiderana Eo akianja ny fiderana
Mankasitrkee tsar n Midera n Tompo
Tena tsara kosa aloh e.
Avelao hahazo laka ny Fiderana!
Tsara e
tsara ny Tompo e
Tsara ny fiderana ny tompo e
mafinaritra b
Ao tsara!
tsara fa tohizo
Tiako loatra mitsy ity hira ty.Mirary soa anareo de tahin'Andriamanitra
Mangotraka be izy zany
mafnartra
tsara be
msaotr'ehhhh!!!!!!....
L,saE
tohizo fa tsara nefa aza manaradrenirano
tsara lotra
Hezekia Rabenarivelo midera hoany jehovah fa tsara izy manjakizay ny faminjapony