Paroles : F' ianao ry sipakely Namoronako hira fa izaho koa tsy sahy niteny Hoe mba mahafinaritra ahy Ianao ilay mitsiky rehefa mahatsikaritra ahy Sangisangiko izy dia mody mihanta kely Hosorako dibera masira sa tantely Fa na mbola amin'ny herintaona Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona Ho samy iray kilasy Lay olona manakana antsika roa efa ho lasa handeha Zah tsy mivazivazy Fa mody mba misangy zah fa zah no tena manantena Matoa manadala anao io dia manantena anao io Ho sipa fa tsy ho namako Hamihina ny tanako Nefa tsapako fa ianao io koa mahay Mahatsapa fitiavana mahamay Te hitroatra tsy tanty... mandoro ny any anaty Nefa aleho aloha tsiambaratelo (x2) Fa na dia sipakely aza ianao Mety hoe mbola zaza Dia nahamenatra ahy ny hilaza Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho Fa na dia sipakely aza ianao Mety hoe mbola zaza Dia Nahamenatra ahy ny hilaza Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho Dia Ho samy iray kilasy Lay olona manakana antsika roa efa ho lasa handeha Zah tsy mivazivazy Fa mody mba misangy zah fa zah no tena manantena Matoa manadala anao io dia manantena anao io Ho sipa fa tsy ho namako Hamihina ny tanako Nefa tsapako fa ianao io koa mahay Mahatsapa fitiavana mahamay Te hitroatra tsy tanty... mandoro ny any anaty Nefa aleho aloha tsiambaratelo (x2) F' ianao ry sipakely Namoronako hira fa izaho koa tsy sahy niteny Hoe mba mahafinaritra ahy Ianao ilay mitsiky rehefa mahatsikaritra ahy Sangisangiko izy dia mody mihanta kely Hosorako dibera masira sa tantely Fa na mbola amin'ny herintaona Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona Nefa tsapako fa ianao io koa mahay Mahatsapa fitiavana mahamay Te hitroatra tsy tanty... mandoro ny any anaty Nefa aleho aloha tsiambaratelo (x2) "Abonnez-Vous à ma chaine TH-cam "
F' ianao ry sipakely Namoronako hira fa izaho koa tsy sahy niteny Hoe mba mahafinaritra ahy Ianao ilay mitsiky rehefa mahatsikaritra ahy Sangisangiko izy dia mody mihanta kely Hosorako dibera masira sa tantely Fa na mbola amin'ny herintaona Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona Ho samy iray kilasy Lay olona manakana antsika roa efa ho lasa handeha Zah tsy mivazivazy Fa mody mba misangy zah fa zah no tena manantena Matoa manadala anao io dia manantena anao io Ho sipa fa tsy ho namako Hamihina ny tanako Nefa tsapako fa ianao io koa mahay Mahatsapa fitiavana mahamay Te hitroatra tsy tanty... mandoro ny any anaty Nefa aleho aloha tsiambaratelo (x2) Fa na dia sipakely aza ianao Mety hoe mbola zaza Dia nahamenatra ahy ny hilaza Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho Fa na dia sipakely aza ianao Mety hoe mbola zaza Dia Nahamenatra ahy ny hilaza Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho Dia Ho samy iray kilasy Lay olona manakana antsika roa efa ho lasa handeha Zah tsy mivazivazy Fa mody mba misangy zah fa zah no tena manantena Matoa manadala anao io dia manantena anao io Ho sipa fa tsy ho namako Hamihina ny tanako Nefa tsapako fa ianao io koa mahay Mahatsapa fitiavana mahamay Te hitroatra tsy tanty... mandoro ny any anaty Nefa aleho aloha tsiambaratelo (x2) F' ianao ry sipakely Namoronako hira fa izaho koa tsy sahy niteny Hoe mba mahafinaritra ahy Ianao ilay mitsiky rehefa mahatsikaritra ahy Sangisangiko izy dia mody mihanta kely Hosorako dibera masira sa tantely Fa na mbola amin'ny herintaona Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona Nefa tsapako fa ianao io koa mahay Mahatsapa fitiavana mahamay Te hitroatra tsy tanty... mandoro ny any anaty Nefa aleho aloha tsiambaratelo (x2)
Paroles :
F' ianao ry sipakely
Namoronako hira fa izaho koa tsy sahy niteny Hoe mba mahafinaritra ahy
Ianao ilay mitsiky rehefa mahatsikaritra ahy Sangisangiko izy dia mody mihanta kely Hosorako dibera masira sa tantely
Fa na mbola amin'ny herintaona
Dia hiandry anao zah fanahy iniko mihitsy hamerin-taona
Ho samy iray kilasy
Lay olona manakana antsika roa efa ho lasa handeha
Zah tsy mivazivazy
Fa mody mba misangy zah fa zah no tena manantena
Matoa manadala anao io dia manantena anao io
Ho sipa fa tsy ho namako
Hamihina ny tanako
Nefa tsapako fa ianao io koa mahay Mahatsapa fitiavana mahamay
Te hitroatra tsy tanty... mandoro ny any anaty Nefa aleho aloha tsiambaratelo (x2)
Fa na dia sipakely aza ianao
Mety hoe mbola zaza
Dia nahamenatra ahy ny hilaza
Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho
Fa na dia sipakely aza ianao
Mety hoe mbola zaza
Dia Nahamenatra ahy ny hilaza
Nangovitra ny vavako hiteny hoe tia aho
Dia Ho samy iray kilasy

"Abonnez-Vous à ma chaine TH-cam "
tsaraaa eee 😉😉, fa ilay version voalohany mbola hafa ihany 💘💘

Aiza moa izany ilay tohin'ito?
Mlai le clip.. fa le version talouh b anio n tiko kokoa.. :)
Manambintsoa Clark Andrianiana nena ko in tiko
Nena koaa 😶
Ity hira ty no nitiavako an Mr Sayda fa ilay version voaloany!!!
Aleo ihn sayda maheno le talo a! Ampitahao nge e! Aiz le Babylon children talo @zao!?
milay be fona merci sayda omar kiiiiiiiiiiii
Ts lany inspiraka mihts tska zany ry M.Sayd aaa,,,mlay eee
Misaotra lesy Misié eee
Nivaly sahady nangatahanay mpankafy eee=>>Le clip
Yes I.....Ya man
norm b l clip e!! alefas sayda............👍👍👍👍
Enjana zany kalitao ny clip zany !!!!! TOP
tiko b ty clip ty sad mahay b ireo mpilalao. mrc e
Ça restera ton meilleur son 👏❤❤❤❤
Yeee😅
Super chanson vraiment !!
Iza lay sipakely
tohizo fa tsar e, aza mamoaka mintsy raha tsy masaka otrzao an
zany ary ny clipiny. :D mlay raMiandra
Mlay lay vazo👍👍👍
💓kias ee
Tiko be 😍😍😍😍😍😍😎😎😎
Tiako 😍😍😍
Tena miláy
Mianga be ny inspiraka anlery
je kif...surrr
Tsara sady kanto ...
Marina be j'la
Mlay le vazo an!!😘😘👍👍
N l taloh n ito samy tsara
Sur Sayda ah😉
mlayy b❤merci beaucoup Miandra?😅😊
mlay foana izay avoakan la ee
Mpankafy hatrany ❤💎
Tohizo fa tsara e!!!!
Norminaly ❤
😍😍😍
Norminal le clip
Manodina sipakely ndray ry Sayda nin 😂
Tsara
Mlay le vazu ❤👍👍👍
Alefaso sayda
Sino 1:1
4
reveko oh
ao tsr .alefasu sayda
normaaaa
Vo may enjana noho le taloha e ! manja
❤️❤️❤️❤️❤️🇲🇬
Tsara ka 🎛🎧
tiko rangaha mam'tah
Waouuu 👍👍👌👌👌👌👌
tsara
mlei less euh
tsar b
th-cam.com/video/j1bQbEWeOtM/w-d-xo.html asio maso clip vaovao be
mlay k
th-cam.com/video/sYYzJCDVvCk/w-d-xo.html asio maso ehhh
tiko rangaha mam'tah