1. Mombà anay, ry Jeso Tompo ô ! Fa maizina ny alina aty; Tsy misy vonjy raha tsy aminao; Mpamonjy tia ô ! Mombà anay ! 2. Mandalo koa ny andronay ety , Ka mihalò ny fifalianay; Miovaovao izao rehetra izao; Ry tsy miova ô ! Mombà anay. 3. Aza mba mivahiny aminay, Aza mihevitra ny helokay; Aoka ho be ny famindranao fo; Ry Jeso Tompo ô ! Mombà anay. 4. Tsy mahaleo tena izahay, Fa mora resy, mora kivy koa; Ry Jeso Tompo ! Aoka honenanao Ety an-dasin’ny mpanomponao. 5. Ny teninao no fifalianay; Ny masonao mitari-dalana; Ary ny herinao no tanjakay; Sakaiza tsara ô ! mombà anay. 6. Izay ombanao afa-tahotra, Tsy mety kivy na mamoy fo ; Tsy misy fahoriana izay Haninona ny fo arovanao. 7. Rehefa tonga ny fotoana Hitànay ilay ony maizina, Aoka ny tavanao hazava ao, Amin’izany re mombà anay.
Momba anay ry Jeso Tompo ô. Misaotra Tompo ô. Amen
Velona ny Jesosintsika e!aleo miankina aminy tanteraka,aza miherikerika fa banjino ny hazo fijaliany,mpandresy isika aminn'y andrompiainana,amen
Momba anay ry Jesoa .....nyteninao no fifalianay
Ny masonao mitari-dalana
Ary ny herinao no tanjakay
Sakaiza tsara ô momba anay .
Jeso Tompo Mpamonjy ô momba anay mpanoponao fa irery izahay ! Amen
Misaotra Jesosy Kristy. Mamindra fo @ko mpanota. Enao irery mahay ny ato ampoko. Ary matoky Anao aho @ny zavatra rehetra. Amen
Mahery zao ra mananao Jesosy Amen
Mahatsiaro Sambatra aho Tompo mialoka ambany Elatrao
misaotr Ray Be fitia nohon @Jesosy Kristy
amen!
Momba anay Jesosy malala
Des voix magnifiques pour ce superbe cantique. Merci, merci
Tsy misy vonjy raha tsy Aminao,Mpamonjy tia O momba anay
1. Mombà anay, ry Jeso Tompo ô !
Fa maizina ny alina aty;
Tsy misy vonjy raha tsy aminao;
Mpamonjy tia ô ! Mombà anay !
2. Mandalo koa ny andronay ety ,
Ka mihalò ny fifalianay;
Miovaovao izao rehetra izao;
Ry tsy miova ô ! Mombà anay.
3. Aza mba mivahiny aminay,
Aza mihevitra ny helokay;
Aoka ho be ny famindranao fo;
Ry Jeso Tompo ô ! Mombà anay.
4. Tsy mahaleo tena izahay,
Fa mora resy, mora kivy koa;
Ry Jeso Tompo ! Aoka honenanao
Ety an-dasin’ny mpanomponao.
5. Ny teninao no fifalianay;
Ny masonao mitari-dalana;
Ary ny herinao no tanjakay;
Sakaiza tsara ô ! mombà anay.
6. Izay ombanao afa-tahotra,
Tsy mety kivy na mamoy fo ;
Tsy misy fahoriana izay
Haninona ny fo arovanao.
7. Rehefa tonga ny fotoana
Hitànay ilay ony maizina,
Aoka ny tavanao hazava ao,
Amin’izany re mombà anay.
Misaotra Tompo ô .
Aza mahafoy na mahasaraka anay Tompo Malala ô !
Tsy misy vonjy raha tsy Aminao!
Ahatsiarovako ny lasy tany @ skoto izay hira izay; hiraina alohan'ny hatory. Coucou daholo ny Tily sy Mpanazava 10èB sy Gilpin la 5.
Mpamonjy Tia ô! Mombà anay
Sakaiza tsara ô! mombà anay!
Misaotra anao aho Ray o nohon'ny fahasoavana omenao ahy isan'andro
Velona JESOSY!
Mariny izany mahatsiaro any aminay eh eh eh
Mankasitraka Tompoko
sambatr izahay mialoka aminao bomba anay