Chaîne - Zava-poana ny vola - Marthe Hervée

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 17 ม.ค. 2020
  • Manahoana ny toe-ponao eo amin'ny ara-bola?
    Aoka tsy hanankina ny fonao amin’ny vola ianao fa tsy mahavita na inona na inona ny vola. Jesoa Kristy no tena fiainana. Izy no afaka manome izay rehetra ilaintsika.
    Ny kristiana tsy manaiky ho andevon’ny vola, tsy jamban’ny vola, tsy voafitaky ny vola. Ny kristiana ? Jesoa no hasandrany, Jesoa no heriny.
    Ndao hiara-andeha amin'ny fahamarinana, andeha amin’ny fahitsiana. Midirà ho mpikambana : bit.ly/30et4HJ
    Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
    Arao ny pejy Facebook mba ahazoanao vatsim-panahy sy toro-hevitra maro hiadiana amin'ny kolikoly : bit.ly/33eXjzC

ความคิดเห็น • 2