Chaîne d'Honnêteté
Chaîne d'Honnêteté
  • 129
  • 42 182

วีดีโอ

Mamatonalina 2024 6/7 Andriamanitra no manapaka ary ny fanapahany dia fanapahana mandrakizay
มุมมอง 3221 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mamatonalina 2024 6/7 Rehefa nody ny sain'i Nebokadnezara dia fantany fa Andriamanitra no manapaka ary ny fanapahany dia fanapahana mandrakizay Mgr Pascal Andriantsoavina : Evekan'Antsirabe
Mamatonalina 2024 5/7 - Ho faizina Nebokadnezara ambara-pahafantany fa Atra no manapaka fanjakana
มุมมอง 34วันที่ผ่านมา
Mamatonalina 2024 5/7 - Ho faizina Nebokadnezara ambara-pahafantany fa Andriamanitra no manapaka ny fanjakan'ny olona Tiana Fanantenana : Chaîne d'honnêteté
Mamatonalina 2024 4/7 - Nebokadnezara nahafantatra an'Atra ho Mpamonjy ny mpanompony @ fahoriana
มุมมอง 46วันที่ผ่านมา
Mamatonalina 2024 4/7 - Nebokadnezara nahafantatra an'Andriamanitra ho Mpamonjy ny mpanompony amin'ny fahoriana Ramatoa Oly Andria-Noël : Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky Baiboly eto Madagasikara
Mamatonalina 2024 3/7 - Tanaty lafaoro nisy afo mirehitra dia teo anilan'izy ireo Jesoa
มุมมอง 47วันที่ผ่านมา
Mamatonalina 2024 3/7 - Tanaty lafaoro nisy afo mirehitra dia teo anilan'izy ireo Jesoa Camille Rafalimanana : Talen'ny Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky Baiboly eto Madagasikara
Mamatonalina 2024 2/7 - Sadraka sy Mesaka ary Abednego tsy manao "compromis" @ fanompoan-tsampy
มุมมอง 61วันที่ผ่านมา
Mamatonalina 2024 2/7 - Sadraka sy Mesaka ary Abednego tsy manao "compromis" hatramin'ny farany amin'ny fanompoan-tsampy Désiré Rabenifara : Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Mamatonalina 2024 1/7- Nebokadnezara nahafantatra an'Andriamanitra ho Andriamanitry ny andriamanitra
มุมมอง 5114 วันที่ผ่านมา
Mamatonalina 2024 - Andro 1 Pasteur Fabrice Rabenjarisolo - Talen'ny Mampiely Baiboly eto Madagasikara
1869 - 2023: 154 taona aty aooriana, mbola hany vahaolana ho an'i Madagasikara ve Kristy?
มุมมอง 11311 หลายเดือนก่อน
Kaoferansa - 23 Jolay 2023 - FJKM Katedraly Analakely Tongava maro ! Ampitao
Chaîne d'Honnêteté - Jeritodika 2022
มุมมอง 61ปีที่แล้ว
"Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko" - 1 Kor. 15.10 Misaotra ny Tompo fa noho ny fahasoavany sy ny fombany dia afaka nanatanteraka ireny hetsika sy fiaraha-miasa maro ireny isika tamin'ny taona 2022. Entintsika amim-ba...
Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Kristy lalan-tokana handresena ny kolikoly
มุมมอง 136ปีที่แล้ว
✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA - ANDRO FAHAFITO ✨ "Kristy lalan-tokana handresena ny kolikoly" Jaona 14: 6; 1 Jaona 5: 10-12 Reverend Irako Andriamahazosoa Ammi Filan-kevitry ny 7 - Tohivakan'ny Fahamarinana Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena Ndao h...
Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Kristiana manaiky kolikoly mitondra loza ho an'ny firenena
มุมมอง 82ปีที่แล้ว
✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA - ANDRO FAHENINA ✨ "Kristiana manaiky kolikoly mitondra loza ho an'ny firenena" Jeremia 23: 9-12 5 Pastora Imboasalama Rakotonjanahary Filan-kevitry ny 7 - Tohivakan'ny Fahamarinana Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena N...
Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Mpitondra mankahala kolikoly mamelona ny firenena
มุมมอง 51ปีที่แล้ว
✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA - ANDRO FAHADIMY ✨ "Mpitondra mankahala kolikoly mamelona ny firenena" Deo 16.18-20 Tiana Fanantenana Razafindrakoto Filan-kevitry ny 7 - Tohivakan'ny Fahamarinana Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena Ndao hiara-hijoro. ...
Herinandron'ny Fahamarinana 202 - Fiangonana mankahala kolikoly, antoky ny ho avin'ny taranaka
มุมมอง 81ปีที่แล้ว
✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA - ANDRO FAHAEFATRA ✨ "Fiangonana mankahala kolikoly, antoky ny ho avin'ny taranaka" Asa 16.13-15 Pasteur Solofo Ramaholimihaso Filan-kevitry ny 7 - Tohivakan'ny Fahamarinana Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena Ndao hiar...
Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Kolikoly: harena tsy mahasoa sy tsy mahavonjy
มุมมอง 56ปีที่แล้ว
✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA - ANDRO FAHATELO ✨ "Kolikoly: harena tsy mahasoa sy tsy mahavonjy" Ohab 10.2 Richard Andrianandrasana Sekretera mpanatanteraka - Tohivakan'ny Fahamarinana Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena Ndao hiara-hijoro. Midirà ho...
Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Ny kolikoly mampidi-doza ny ankohonana
มุมมอง 64ปีที่แล้ว
✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA 2022 - ANDRO FAHAROA ✨ "Ny kolikoly mampidi-doza ny ankohonana" Ohabolana 15: 27 Désiré Rabenifara Filan-kevitry ny 7 - Tohivakan'ny Fahamarinana Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena Ndao hiara-hijoro. Midirà ho mpikamba...
Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Ny kolikoly mahasimba ny fo
มุมมอง 102ปีที่แล้ว
Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Ny kolikoly mahasimba ny fo
CHAINE D'HONNETETE - 2 Tantara 17 - Pasteur Solofo Ramaholimihaso
มุมมอง 120ปีที่แล้ว
CHAINE D'HONNETETE - 2 Tantara 17 - Pasteur Solofo Ramaholimihaso
CHAINE D'HONNETETE - Matio 17. 24-27 - Pastora Imboasalama Rakotonjanahary
มุมมอง 108ปีที่แล้ว
CHAINE D'HONNETETE - Matio 17. 24-27 - Pastora Imboasalama Rakotonjanahary
CHAINE D'HONNETETE - 2 Tan 7.14 - Lilie Razafiarison
มุมมอง 119ปีที่แล้ว
CHAINE D'HONNETETE - 2 Tan 7.14 - Lilie Razafiarison
CHAINE D'HONNETETE - Oha. 1. 8-19 - Tiana Fanantenana
มุมมอง 199ปีที่แล้ว
CHAINE D'HONNETETE - Oha. 1. 8-19 - Tiana Fanantenana
CHAINE D'HONNETETE - Jaona 17. 9-19 - David Raharijaona
มุมมอง 83ปีที่แล้ว
CHAINE D'HONNETETE - Jaona 17. 9-19 - David Raharijaona
CHAINE D'HONNETETE - Lioka 18. 1-8 - Solofo Ramaholimihaso
มุมมอง 149ปีที่แล้ว
CHAINE D'HONNETETE - Lioka 18. 1-8 - Solofo Ramaholimihaso
MAMATONALINA - Andriamanitra manangana indray ny firenena
มุมมอง 972 ปีที่แล้ว
MAMATONALINA - Andriamanitra manangana indray ny firenena
MAMATONALINA - Mampahatezitra an’Andriamanitra ny fanompoana andriamanin-kafa
มุมมอง 1382 ปีที่แล้ว
MAMATONALINA - Mampahatezitra an’Andriamanitra ny fanompoana andriamanin-kafa
MAMATONALINA - Andriamanitra no mifehy ny tantara
มุมมอง 1352 ปีที่แล้ว
MAMATONALINA - Andriamanitra no mifehy ny tantara
MAMATONALINA - Manaiky ny hery sy fahalehibiazan’Andriamanitra
มุมมอง 1632 ปีที่แล้ว
MAMATONALINA - Manaiky ny hery sy fahalehibiazan’Andriamanitra
MAMATONALINA - Mitondra loza ny tsy fihainona an’Andriamanitra
มุมมอง 2802 ปีที่แล้ว
MAMATONALINA - Mitondra loza ny tsy fihainona an’Andriamanitra
MAMATONALINA - Andriamanitry ny ankehitriny sy ny ho avy
มุมมอง 962 ปีที่แล้ว
MAMATONALINA - Andriamanitry ny ankehitriny sy ny ho avy
MAMATONALINA - Mankatoa sy manambara ny Tenin’ny Tompo : ny mety ho vokany
มุมมอง 1912 ปีที่แล้ว
MAMATONALINA - Mankatoa sy manambara ny Tenin’ny Tompo : ny mety ho vokany
FANDAHARANA CHAINE D'HONNETETE - Fiainam-bavaka - Lilie Razafiarison
มุมมอง 1982 ปีที่แล้ว
FANDAHARANA CHAINE D'HONNETETE - Fiainam-bavaka - Lilie Razafiarison

ความคิดเห็น

  • @Elisa-xl6rh
    @Elisa-xl6rh 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Jesosy

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 ปีที่แล้ว

    "... fa ataoko ahoana n'y fijery n'y loza hanjo n'y fireneko?" Estera

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 ปีที่แล้ว

    Mba ho sitranin'Andriamanitra n'y tany. Mijoroa amin'ny Fahamarinana. Atao ahoana n'y hijery n'y loza eto @ n'y firenena? Anatra dimy. Mankasitraka pasitera. Ho an'Andriamanitra 🙏 irery ihany n'y voninahitra.

  • @bakomalalaratiaray4961
    @bakomalalaratiaray4961 2 ปีที่แล้ว

    - Z z z. %. Z

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko! Aza ajanona ny fizarana ny vidéo-nareo eto @ TH-cam fa tena mampahery sy manitsy ny lalam-panahy tokoa.

  • @nenymada211
    @nenymada211 3 ปีที่แล้ว

    Makasitraka, indrindra Tina Fanatenana, homba anao hatrany Jesoa, havitanao ny fizarana hatrany, fa izany no sitrany, mampahery fa misaotra

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak eh!

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka oh!

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka @ fampianarana eh! Sambatra isika manana Andriamanitra fa olona miavaka eh! .

  • @soniaandria
    @soniaandria 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 ปีที่แล้ว

    Tena mampandinika b ilay fampianarana . Mankasitraka eh!

  • @servicema5687
    @servicema5687 4 ปีที่แล้ว

    TSINOTSINONA TOKOA NY VOLA FA I JESOA NO FAHAMARINANA

  • @mariedorotheerakotomalala4596
    @mariedorotheerakotomalala4596 4 ปีที่แล้ว

    Mazava fa misaotra Pasteur!

  • @stephaniegabel4410
    @stephaniegabel4410 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka

  • @andevononiananinja6199
    @andevononiananinja6199 4 ปีที่แล้ว

    I like it

  • @minoarivelo
    @minoarivelo 5 ปีที่แล้ว

    Salama tompoko mba maniry ny hahita eto ireo horonam-peo na honoran-tsary sy feon'ny asa fitoriana ataonareo fa tena mahasoa. Misaotra indrindra