Misaotra an'i Tompo aho fa mbola afaka mahita ny mpanompony @ fitoriana ny teniny mba hampitombo ny finoana ho Tahin'iTompo mandrakariva anie enao Marthe Hervée
Mbola ampivo foana tenin'Andriamanitra be dia be sahala @ ireny fa izahay noana sy mangetaheta tory teny maro sahala @ ireny! Tahian'ny Tompo hatrany anie ianao!
Tsara koa raha mba azo an-tsary hatramin'ny mpanatrika fa mitondra antsika hatrany am'fiasan'ny Fanahy Masina na dia amin'ny fahitana azy ireo. Tahin'ny Tompo
oay faly be ah mahita an'i Ramatoa Marthe HERVE, hitahy anao hatrany anie ny Tompo, mahereza ô
Faly miarahaba anao koa aho madame Marthe Hervé, faly mahita anao. Ny fiadanan'i Tompo anie ho aminao mandrakariva
Mirahaba tompoko, hitahy anao anie ny Tompo ary ho ela velona anie ianao mba hahafahan'ny olona maro handre ny tenin'Andriamantra amin'ny alalanao
Misaotra indrindra. Mandria am piadanana MH
Faly miarahaba anao mpanompon'Andriamanitra Marthe Hervée. @ alalan'i JESOSY KRISTY. Sambatra ny malagasy manana anao
Merci madame M H famampahery anay enw aty dubai zay io Atra anime homba atsika
Mangataka aho mba ho ambinina sy ho salama anie ianao @ zavatra rehetra.JESOSY hanafy hery ho anao isan'andro .Omba anao JESOSY.
Misaotra an'i Tompo aho fa mbola afaka mahita ny mpanompony @ fitoriana ny teniny mba hampitombo ny finoana ho Tahin'iTompo mandrakariva anie enao Marthe Hervée
Mankasitraka indrindra, hotahin'ilay nahary atrany amin'ny asa rehetra
za koa faly miarahaba anao Marthe Hervee ho maro andro hiainana anie ianao
Mbola ampivo foana tenin'Andriamanitra be dia be sahala @ ireny fa izahay noana sy mangetaheta tory teny maro sahala @ ireny! Tahian'ny Tompo hatrany anie ianao!
Misaotra an'Andriamanitra mandrakarifa isika
Faly mahafantatra tompoko. Zay vao nahita anw zay
Miarahaba anao ny Tompo hanafihery anao
Isaorana Tompo Jesosy fa ampy mizarazara ny fahasoavany Tompo. Lehibe Andriamanitra miseho eto @ firenena izany . Jesosy hamonjy sy hanafaka ity firenena ity
Tsara koa raha mba azo an-tsary hatramin'ny mpanatrika fa mitondra antsika hatrany am'fiasan'ny Fanahy Masina na dia amin'ny fahitana azy ireo. Tahin'ny Tompo
Hein? akipio ny maso dé heneo tsara ny toriteny 😉
zatra mihaino @radio de @zao vo mahita ny endrikao de faly ary misotra @fampianarana fa tena naharay lesona tena za mihintsy no voalaza teo
Miarahaba anao a alalan i JESOSY KRISTY Tompontsika faly be aho mahita anao NY TOMPO homba anao mandrakariva
Tonga de tsy vahiny @ ko ny fehonao za tsinona mihaino ny radio rvm foana taloa fa ahy otran izao ny hendrikao feno ny fahatsaran Atra mafinaritra