Didier Ratsiraka - Discours de Clôture de la Conférence Souveraine au CCI Ivato le 25/10/18

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ต.ค. 2018
  • Discours de Clôture de la Conférence Souveraine au CCI Ivato le 25/10/18

ความคิดเห็น • 30

  • @ulrichavilaza5259
    @ulrichavilaza5259 5 ปีที่แล้ว +4

    Merci M.le président, avec vous peut être que le pays se relèvera. Je me rappelle de vous quand j'étais petit, et mon père était un député AREMA ( topokolahy MALAZARIVO Félix) quand je reviendrais au pays en 2021, je vous soutienderais si Dieu nous prête vie encore,

  • @ndrainy
    @ndrainy 5 ปีที่แล้ว +3

    Forte heureusement vous êtes encore vivant mon chèr Président. Vive Ratsiraka

  • @soahiangy9320
    @soahiangy9320 5 ปีที่แล้ว +1

    Mafy anao dadabe. Izay no président Marina. Tiko ny tanindrazako tsy handevoziny vola aho. Misaotra Tompoko 💜 .

  • @ndrainy
    @ndrainy 5 ปีที่แล้ว +5

    quelle maîtrise!!

  • @nicolassanluis3867
    @nicolassanluis3867 5 ปีที่แล้ว +2

    Matoa nisy ny hetsi-bahoaka, dia nisy ny tsy rariny, nisy ny jadona. Manam-pahaizana avokoa ireo voahilikin'ny vahoaka ireo kanefa tsy tao ny fahendrena. Izany fiaraha-mitantana izany amin'izao toe-javatra izao dia mifono fanadiovan-tena fa tsy fanasoavam-pirenena. Mety voafitaka ny olona indray mandeha, indroa, fa tsy misy ho voavitaka lalan-dava. Tokony mahay mipetraka amin'izay.

  • @tsitorandria8573
    @tsitorandria8573 2 ปีที่แล้ว

    Ndryyyyyy§ Tantara sisa ny Amiraly Didier Ratsiraka .

  • @cedricandriantovo
    @cedricandriantovo 3 ปีที่แล้ว +1

    Un grand homme avec une grande intelligence
    Un très grand RESPECT pour vous monsieur le président, chapeau bas!
    C'est une honneur pour notre génération d'avoir eu un président comme vous
    Reposez en paix Président Didier Ignace Ratsiraka

  • @albertantoineandrianjakala7916
    @albertantoineandrianjakala7916 4 ปีที่แล้ว +2

    Ny mahagaga kely amin'ity zavatra ity de samy mahatsapa ny mpitondra fanjakana fa tsy to-teny intsony eto amin fanjakana izy ireo fa baikon ny firenena avy any ivelany koa maninona ary rah atao kabary ren-tany sy ren-danitra izany mba hampilamina an'ity firenena ity...

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 5 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra Deba tsotra fo sy miantra mankasitraka Ratsiraka ihany no anay oa

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 5 ปีที่แล้ว +3

    Tena tiako Ratsiraka ary mbola mitana hatraminy zao, tiako holazaina dia t@ 2002 ny Mamako nanomboka tsy salama satria ARMA mafana fo oa, manohana Anao hatraminy farany zahay

    • @FANGATO974
      @FANGATO974 5 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra @fitakiana ny famoahana an'i PETY RAKOTONIAINA

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 4 ปีที่แล้ว +1

    Mbola Nilaina n'y fiainana t@andron'ny Ratsiraka

  • @begoda9551
    @begoda9551 ปีที่แล้ว

    Mahay miresaka fa tsy mitsinjo marina ny vahoaka matoa nahantra ny firenena izy teo...

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet8030 4 ปีที่แล้ว

    Ny tena olana tamin fitondran Mon amiral dia hainy tsara histoire tantara ny gasy malagasy ato afrique satria izy makoa lahy ka tokony ny regulariser na napetrany nalaminy ny tany lova ny taranaka mpanjaka izay nihadivany menasofina talohany colonisation fanjanahatany fanovana capital 1905 Tananarivo..misavoritaka tany ny taranaka tena legitime mpanjaka nord sud est ouest

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Moa tsizany va 🇲🇬🇲🇬💕🇲🇬💖

  • @ravoniarisonvictor4065
    @ravoniarisonvictor4065 5 ปีที่แล้ว

    Aoka re ramose Ratsiraka marina moa a-Tsy hiteny betsaka ny momba anao intsony izaho fa aza be resaka e-

  • @aldira2012
    @aldira2012 5 ปีที่แล้ว +1

    Misy zavatra tsy voa- digérer ny am ra8, misy participation-ny tam 2009 ireny tsy mbola nambarany! miezaka izy ny hanana sympathie am vahoaka! en tout cas! mbola tsy very saina deba, mbola ao tsara! ny herim-batana angamba no ts ananany

    • @henrirakotovao1004
      @henrirakotovao1004 5 ปีที่แล้ว +1

      QUEL INTELLIGENCE CHAPEAU ON RETROUVE LE MEME PRESIDENT COMME AUPARAVANT QUAND IL ETAIT AU POUVOIR .
      C'EST UN GRAND HOMME PATRIOTE MERCI .

  • @ravaonirinaravao3005
    @ravaonirinaravao3005 5 ปีที่แล้ว

    Ino fo raha nahatonga anao nitantanjaka journée foloha Io aza manao kompaka ambava eo anao fa mahasosotra anao io Ratsiraka

  • @Chango775
    @Chango775 5 ปีที่แล้ว

    Aiza ze souverain eo????

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet8030 4 ปีที่แล้ว

    Fotondran ny taranaka sinoa nanomboka 2002 sy ilay iray iny nanelanelana teo iny dia hotrany bande organisé corompue satria tanindrazana tsy haindreo tantara ny tany sy foko malagasy gasy anaty continant afrique ary a l est

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 5 ปีที่แล้ว +2

    Da toa ndra, ao ka

    • @FANGATO974
      @FANGATO974 5 ปีที่แล้ว

      Misaotra @fitakiana ny famoahana an'i PETY RAKOTONIAINA

  • @fezamadatsara5907
    @fezamadatsara5907 4 ปีที่แล้ว

    Inona moa ny raha tianao atao eto Mr Ratsiraka, efa vita ny propagande, tsy nienvitena ao ianao hiteny momba anao, fa hiteny momba ny fiadiana ny nosy vaovao, manaja anao ny vahoaka fa mba ampy zay, mangala retraite topoko oh. You are on wrong place at wrong time I think.

  • @akonlook-alike4572
    @akonlook-alike4572 ปีที่แล้ว

    Ddp sa