EMISSION SPECIALE DIDIER RATSIRAKA DU 05 SEPTEMBRE 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • EMISSION SPECIALE DIDIER RATSIRAKA DU 05 SEPTEMBRE 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 237

  • @SanadiZo
    @SanadiZo 6 ปีที่แล้ว +22

    Na tianao na tsy tianao Ratsiraka sy Ravalomanana irery no tsy tian'ny frantsay ao:
    - Ratsiraka noho ny expérience-ny, ny fahaizany sy ny taonany, tsy ho azon'ny frantsay anaovana izay tiany intsony
    - Ravalomanana noho ny fialàny tamin'ny frantsay ka nahitan'iMadagasikara fandrosoana kely
    Rajoelina sy Rajaonarimampianina izany alikakelin'ny frantsay daholo.Aiza ho aiza eto an-tany no tsy misy harena ankibon'ny tany? France
    Aiza ho aiza eto an-tany no anisan'ny misy harena ankibon'ny tany be indrindra? ETO MADAGASIKARA TOMPOKO
    Les enemis de mes enemis sont mes amis ...

    • @tsientsolichan2854
      @tsientsolichan2854 6 ปีที่แล้ว +1

      Zany ny olona manao fandalinana fa tsy ohatra ny sasany izay fanatique fotsiny

    • @vazimbatongasaina5061
      @vazimbatongasaina5061 6 ปีที่แล้ว

      Rajakom bazah e,sa bolokim bazah no tianao?izy dol zan.poizina ho an firenena ireo

    • @haryhary6633
      @haryhary6633 3 ปีที่แล้ว

      i Tompokolahy Ratsiraka tompoko dia manana toe karena any La Frantsa. Manana Trano be izy ao amin'ny "région parisienne". Sady ny fianakaviany koa dia manana zo mpirenena Frantsay. I Rajoelina sy ny vadiny dia manana ny zo mpirenena Frantsay koa

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 6 ปีที่แล้ว +7

    Na TIM aza za de reveko b fôna ny mijery ny emission avec didier Ratsiraka

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว +22

    Rajoelina bois de rose sy ny sokatra volamena...fitiavan-tena no lehibe indrindra,fitiavan-tseza...Korintiane 13 ee nef tss fitiavan-tanindrazana akory

    • @andryrasoazananoro5759
      @andryrasoazananoro5759 6 ปีที่แล้ว +4

      Tena marina ny voalazanao fa iny mihintsy no tena poizina eto amintsika eto. Rajoelina efa malaza ratsy mihintsy amin'ny afera maloto ary tsy mendrika ny hitondra firenena ny olona tahak'izany

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 6 ปีที่แล้ว +1

      Odette Lisinirina ahoana moa izy no hieritreritra ny malagasy sy ny tanindrazany ny tena ho azy iany no tena kendreny dia rehefa mahazo be indray mandritriny 5 toana dia iny indray izy no lasa fa ny malagasy no hahantra mandrakizay DORIA MAMPALAHELO

    • @tsiryrandriavelo3987
      @tsiryrandriavelo3987 6 ปีที่แล้ว

      ka mila tena tonga saina ny malagasy fa tsy mora ho rebirebena foana efa nopotehana isika tamin'ny 2009 ka hatram'ny 2013 dia izao dia mbola hanaiky ho potehany indray!!! Samia samy ho tonga saina eee!!

  • @SL-px2cb
    @SL-px2cb 6 ปีที่แล้ว +1

    Ratsiraka, Ravalomana, Andry Rajoelina, Rajao, dia samy voky kolikoly lavareny teto @ tany sy ny fanjakana daholo. Aza mifidy an'ireo intsony ry Malagasy fa hihinana ny tsy fihinany eto indray ny vahoaka madinika.

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 ปีที่แล้ว +2

    Les journalistes tsy à la hauteur...

  • @malalaralambomanana1235
    @malalaralambomanana1235 6 ปีที่แล้ว +9

    tsy mena mivadika, jereo ko ny tany Maputo fa izy anisany nivadika tam ireny ka nanahirana ny tam ireny fotoanan ny tetezamita ireny

  • @chris-cybersec6509
    @chris-cybersec6509 6 ปีที่แล้ว

    Moa ka ts‘izany va ? Mba Omeo likes bdb eee 👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 6 ปีที่แล้ว +1

    Merci Dada Ratsiraka!

  • @rafiloabiote5745
    @rafiloabiote5745 5 ปีที่แล้ว +1

    Marina ny teninao Al ranz, fa Ravalomanana na tsy tia français fa mivarotra tanindrazana Malagasy aminy vazaha tao Antsatrabevoa Nosy-be Hell-ville, nesoriny vahoaka Malagasy aminy taniny, nomena Vazaha lay tany, Mahafaly anao ve koa ray aman-dreninao nataony zany ?

  • @marieclaireralaivao2534
    @marieclaireralaivao2534 6 ปีที่แล้ว +7

    zay ny marina hoan ireo mpinana am bolony, tsy lany izany Ravalo fa nanao amboletra fotsiny. mazava angamba izay tenin ny Amiraly Didier Ratsiraka

    • @razbp3840
      @razbp3840 6 ปีที่แล้ว

      Ataovy lo ny fifidianana e hita eo...

    • @zavaandriamamanga853
      @zavaandriamamanga853 6 ปีที่แล้ว

      Aoka e .Amiraly tsy misy Sambo mampihomehy nareo ..Jamba Ratsiraka @ tantara angano n'y mponina.asa ianareo momba azy Io rah niaina t@ fitondrany.rah Mbola nitohy n'y am panjaka de isany n'y Mpanjaka izy.le mec a tjs son dernier mot sinon tu es mort..Joël rakotomalala.ny avion officiers nadaboka s'y sisa... à son époque tt le monde doit à ses bottes.il a participé avc le DJ.manque de pot il est mis au placard.il veut revenir le vieux.onne plus l' entendre.

    • @landyraharison5959
      @landyraharison5959 6 ปีที่แล้ว

      ne te laisse pas duper! Rajoelina koa ne nanao coup d'Etat e, nanao autoproclamation koa izy, ary Ratsiraka io no nanampy azy tamreny 2009 reny, na i Ravalo na i Andry zany ts azo nolazaina ho filoha mihitsy satria tsy azon'ny tamn aradrariny izany pouvoir izany... iza koa moa ny mahalala izay fahamarinana satria fandiovatena no ataony Ratsiraka amzao akatokin'ny fifidianana zao.... milaza izi fa nanampy an'i Rajoelina tam 2009 NEFA tsy tmpn'andraikitra kosa tamin'ny rà mandriaka! nefa efa hita zao fa anisan'ny nidéclencher izany izi satria ni contribuer tamna coup d'Etat! le veiux veut juste s'en sortir tout propre en salissant les autres

    • @tsiryrandriavelo3987
      @tsiryrandriavelo3987 6 ปีที่แล้ว

      na i Ravalomanana na i ratsika na i Andry rajoelina dia tena tsy ilain'ny firenena intsony mihintsy ee!!!tsy mila mpanakorotana intsony ity fa mila olona voona sy manampitiavana toa an'i Hery RAJAONARIMAMPIANINA

  • @francquitbeanjara389
    @francquitbeanjara389 6 ปีที่แล้ว

    Olona efa milaza fa tsy mahita tsara zany ve tsy hisonia taratasy hivarotra tanindrazana!

  • @rafiloabiote5745
    @rafiloabiote5745 6 ปีที่แล้ว +2

    Raha fantatrao Mer Amirale Didier, teneno mivantana eo anatrehany vahoaka hotrany SOARY JULIEN lay olona manafatatra basy avy any ivelany fa tianay ho fantatrao vahoaka madinika Mer Amirale Didier.

  • @danielandria8842
    @danielandria8842 6 ปีที่แล้ว +2

    Aza n'y resaka lany s'y tsy lany no hiadivana fa ny heviny tsara io dinihana zay hahavita azy hahatsara ity firenenana ity ry fanatique ô

  • @judithyorah2827
    @judithyorah2827 6 ปีที่แล้ว +1

    i Ravalomanana anie efa fantatra ny toetrany fa olona tsy manjary , tia fahefana loatra ary nampiditra ny firenena tamin ny kizo mintsy. zao mazava ny raharaha

  • @ralisoaolga1571
    @ralisoaolga1571 6 ปีที่แล้ว

    Grazie mille

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 ปีที่แล้ว +1

    Ôh le Coco Deba incomparable💪💪💪👍👍👍

  • @intsirarasoloniaina2040
    @intsirarasoloniaina2040 6 ปีที่แล้ว +2

    Je suis un peu déçu !! Je croyais qu' il allait beaucoup plus parler de l'avenir. Mais bon!! il y avait quand même quelques choses à apprendre et à prendre.

  • @LovaAndrian
    @LovaAndrian 6 ปีที่แล้ว

    Merci TV PLUS MADAGASCAR et RTA nanao franc jeu namoaka ity vaovao ity.
    Mety nisy Chaine hafa koa namoaka fa azafady raha tsy voatanisako eto, fa sinon betsaka ny Télé tsy namoaka an'io en direct omaly, oui misy en accord, ary misy en désaccord @ lay firehan-kevitra, fa mba asio fair-play lay izy e, refa nareo nefa no tsy avela manangona vaovao na sakanana haka vaovao, lazaina fa tsy voahaja ny zo-nareo, ny liberté d'expression sns sns , lol

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala4642 6 ปีที่แล้ว +1

    Kay ve zan no tena zava-nisy t@2002 e!! tsy lany akory i Ra8 fa nisora-tena indroa ho Filohan'ny Repoblika ary neken'ny Communauté Internationale sy ny Frantsay satria nanaiky hanaraka ny baikony...ny marina tokoa tsy mba maty

  • @miandrymahasoamanantena3007
    @miandrymahasoamanantena3007 6 ปีที่แล้ว +6

    Azafady ami'ny fo tsy miangatra Ratsiraka fa efa nanao ianao fa tsy nahatafavoaka baolina, niverina ianao nametrahana fitokisana indray fa mbola tsy nahomby ihany. Izao indray ianao milaza fa manana ny lakile; Fa vao notadiavina ve ilay izy sa nomen'olon-kafa sa efa tao ihany fa tsy nampiasaina hatrizay???????????????????,, Amiko manokana, sarotra inoana fa hanao zava-baovao ianao!
    Tsy Hafa noho izazy ny zava-misy amin'ireo milaza ho efa teo no niala: Ravalo, Rajoelina, Rajao!!!!!!!!!!! Aza misy manantena fihovana raha mbola ireo olona ireo no miverina eo!

  • @rafiloabiote5745
    @rafiloabiote5745 6 ปีที่แล้ว +1

    Tokony hifidy anao zahay vahoaka Mer Amirale Didier Ratsiraka fa malahelo ireo vahoaka any Vohemar Fanambana soa de hiverina any indray ianao hamboly vary sy mahogo handravanao Omby n'y vahoaka madinika mahantra ao Vohemar Fanambana. Hampy zay Didier Ratsiraka, nigasinao fianarana nefa zanakanao nalefanao nianatra aminy école français, misotroa ronono ianao

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +2

    ROMBO ! ! ROMBO!! ROMBO ! !!

  • @Mana31120
    @Mana31120 6 ปีที่แล้ว

    Bravo Abraham @ fanontaniana Andekaleka + Jirama. Saingy ny valinteny dia tsy mazava fa dia io tsy mba manaiky diso io foana. Ny délestage anefa ny vokany aty aoriana. Politique politicienne io no mambotry firenena.

  • @andrianarisonnjato1667
    @andrianarisonnjato1667 6 ปีที่แล้ว

    Tsy mahatsapa misy resaka fitiavantanindrazana mihitsy aho. Fa resaka gouvernance daholo.

  • @jaonaranaivosoa4904
    @jaonaranaivosoa4904 6 ปีที่แล้ว +3

    Ary ny momba an'i tompokolahy Ratsimandrava? Rakotomalala ?Sibon Guy? sns sns

  • @iledauphine
    @iledauphine 6 ปีที่แล้ว

    Ho ela velona Anie Amiral Didier Ratsiraka
    Ho Tahindragnahary Lahy Nahoda
    Amen
    Grand Intelektuel de Madagaskar❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
    Ho elavelona Madagaskar tsy mahandohalika

  • @sharyestflavie5986
    @sharyestflavie5986 6 ปีที่แล้ว

    Tena hita hoe Olona nianatra sy manampahaizana be mihitsy ity Andriamatoa Filoha teo aloha Didier Ratsiraka ity ..Hita eo amin ny resaka atao Aminy ..
    Tena mipetrapetraka mitsy ny Valim - panontaniana ..Tena OLO - MANGA NY FIRENENA MALAGASY IZY .👃

  • @dood587
    @dood587 6 ปีที่แล้ว +2

    Olondehibe Ingahy Ratsiraka ! Hajaina ! Nefa koa betsaka ireo tantara nolazainy (anecdotes) no diso ary mifangaro (chronologie diso ) .Toa tsara firesaka satria efa Antitra tokoa .Tsy azo tantaraina ny didy jadona sy ny famoretana (D.G.I.D) nahazo ny vahoaka tamin'izany fotoana izany..Ary koa ny Fandrobana natao ..Nalaza mihitsy ny nataon'ny zanany Sophie .Ny faty olona maro teny IAVOLOHA !! Saika hanao Bokasa koa !!!Inona moa no nanaovan'i RATSIRAKA an'io Palais IAVOLOHA IO?? jereo ny tantara !!!!

  • @namanarado5843
    @namanarado5843 6 ปีที่แล้ว +8

    Tsy misy ilàna olona antitra ny fampandosoana ny Firenentsika : tsy ilaina dada , tsy ilaina dadabe .
    21 taona nitondràna tokony efa nahatafitàna lavitra an'ity Tanindrazantsika ity ? Ndehana misotro ronono

  • @NirinaSantatriniaina
    @NirinaSantatriniaina 6 ปีที่แล้ว

    mila ezaka ilay teknisianina fa vao mivoka ny studio ny fandaharana dia otran'io foana, tokony mba nanontaniana ilay projet de société fa lasa ilay efa voalaza taloha iany no niampy hoe tsy mety ny fifidianana!!!

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 6 ปีที่แล้ว

    Mifohaza ry Malagasy.izy aza efa tsy dia mahita tsara milaza izany rehetra izany,zan oe efa mibaribary ny zavatra tsy manjary am firenena.

  • @mamyzarasolo1359
    @mamyzarasolo1359 6 ปีที่แล้ว +1

    HAY DEVOLY LATSAKA AN-TANY LE RAVALO RAHA MARINA DAHOLO NY VOALAZAN'I RATSIRAKA

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 6 ปีที่แล้ว

    presque 31 000 vues le lundi 10 septembre 2018

  • @josy9679
    @josy9679 6 ปีที่แล้ว +3

    DA TSARA E POUVOIR. MBOLA TE HIVERIGNY AVAO RY DEBA. ANAO AVAO E NAGNAPOTIKY AN'I MADAGASIKARA IO. NAHAZO 16 TAOGNY ANAO, DISO LALAGNY E FIRENENA ARY POTIKY NOHO E NITONDRANAO ANAZY. DA MBOLA NIAMPY 5 TAOGNY 2ème CHANCE, MBOLA NIFIKITRY NA EFA JAMBA AZA FA TSY NAHALALA NAMPIAKATRY E RELEVE IZAY MAROMARO TAO @ AREMA. DA TSARA LOTRY E POUVOIR KA.

  • @nirinarandrembason8522
    @nirinarandrembason8522 6 ปีที่แล้ว +7

    Dadabe Radidy oo.Mandehana maka aina.Mbola tadidinay tsara zany nilahabary.Nandeha tongotra firy kilometre tam 2002.25 taona teo ianao tsy nisy fandrosoana.

    • @tokiaina6941
      @tokiaina6941 5 ปีที่แล้ว

      Iz n nanamboatr n oniversite ianaran'ialahy sy ny hopitaly itsaboana an'ialahy ry vendrana

  • @jacquesandre524
    @jacquesandre524 6 ปีที่แล้ว +2

    Io fifidianana io dia politika ifanarahan'ny Rajao hamerenana an'i Rajoelina eo @ fitondrana sady ireo rehetra milatsaka ho fidiana ireo dia saribakolin'ny fikambanam-be iraisam-pirenena, tsy handroso na oviana na oviana isiska raha mbola ny vahiny no mibaiko antsika sy mijabaka @ raharaham-pirenena malagasy

  • @tsiryrandriavelo3987
    @tsiryrandriavelo3987 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitra anao andriamatoa ratsiraka fa na izany ary ianao kosa aloha tena tsy mendrika ny ho filoha intsony aaa!!! fa mety aminao ny manao conseillé an'i Filoha mpirenenantsika ho soan'ny firenena malagasy

  • @makparamakpara8304
    @makparamakpara8304 3 ปีที่แล้ว

    ANDRIAMANITRA HOMBA ANAO HATRANY ATOA FILOHA DIDIER RATSIRAKA!

  • @francquitbeanjara389
    @francquitbeanjara389 6 ปีที่แล้ว

    Vous avez marqué un point avec l'idée tanora et vieux mais on voit aujourd'hui que vous êtes tous le même. Ianareo re tompoko ny vato misakana ny fandrosoana eto Madagasikara!

  • @elierak4103
    @elierak4103 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsy manohana an iza na iza za fa mametraha fanotanina enao ra mba mandinika fa ts ny friperie eny atsena ve no hiadin olo maro, ka mahalasa saina hoe sode mba lasa varoboba ity Tanindrazatsika zay dradradraina fa tiatsika ity? @ko tsis tia tanindrazany isika, ny olona taloha no azo lazaina fa Tia Tanindrazana satria nahay nirahy hina ny taloha ary niezaka nanao soa ny tanindrazana na dia teo ny ts fitovihan-kevitra t@ izany.
    Jereo zao reo olo 36 hilatsaka reo, fa ra vo lany ny iray de 35 tonga de lasa mpanohitra, mba aona leretsy hatafavoka ny firenena @ zany, fialonana havo-lenta no misy eto Madagasikara, ary ny Malagasy dia ts hiova zany , izan no ilazako fa ts handroso isika rats miova ny toetranao sy ny toetrako.
    Maro @tsika mihevitra fa ny filoha no tena mampandroso ny firenena,nefa ny vahoako no tena mampandro ny firenena fa ts ny mpitondra iany. Ka sode ny zvtr ataonao ao @ fokotany misy anao na ny hataon havanao no ts mapandroso? Fa n'iza n'iza no filoha eo ka ra tsis ny fiovana eo @tsika tsirairay dia ny omaly iany ny omaly. Efa 60 taona zay nahaleho tena isika fa ts hitako zay fandrosoana. Jaly, halatra, dahalo , Kolikoly no malaza. Aza adino fa ts hangatra akory ny olona manao an reo zvtr reo fa Malagasy toa ahy sy ianao iany.

  • @baovolatahianjanahary3152
    @baovolatahianjanahary3152 6 ปีที่แล้ว

    Nilaza ianao Andriamatoa Ratsiraka fa mitady hivarina any an-kady ny firenena ary izay indrindra no antony voalohany nahatonga anao nirotsaka, nefa raha ny marina ange ianareo mpitondra tany aloha tany ihany no namarina an-kady azy eh! Izao vao hita ny akony dia izay tratra farany eo ihany no voahendrikendrika.

  • @razbp3840
    @razbp3840 6 ปีที่แล้ว +3

    Mieux vaut que tu t'occupes de Xavier car il est devenu un vaut rien ici à Paris

    • @hericolelalasoa7659
      @hericolelalasoa7659 6 ปีที่แล้ว +2

      io ilay voalazako hoe firy ny maty novonoiny? tao ihany koa korontana nataon'i sophie sy ny fanjakazakany

    • @zavaandriamamanga853
      @zavaandriamamanga853 6 ปีที่แล้ว

      A cause de son géniteur...

    • @jeanmarc9334
      @jeanmarc9334 6 ปีที่แล้ว

      raz BP tsy lany n'y vola ananadrizareo any amis'ny paradis fiscaux dada Ah milliard de $😊

  • @lanissrakoto5435
    @lanissrakoto5435 6 ปีที่แล้ว +1

    NAHAZO KAPOKA MANDRIVORIVO INDRAY RA8!!! TAFIDITRA AO ANATIN'NY PUTCHISTE KOA ZANY I RA8 ARAKA NY FITENIN'I DEBA AZY

  • @maitremakarof9961
    @maitremakarof9961 6 ปีที่แล้ว +2

    👍

  • @titimajunga
    @titimajunga 6 ปีที่แล้ว

    Tsy aiko rah remarque nareo fa resaka miverim berina le izi Satria discours eo ihany eo

  • @hantanirinamalala7569
    @hantanirinamalala7569 6 ปีที่แล้ว

    Ampahafataro azy ireo mihitsy ny momba ny lalana Andriamantoa filoha Didier Ratsiraka fa zaho tsy mpanao politika fa io lalana io mihitsy no misy tsy mety

  • @herizorakotonaivo5872
    @herizorakotonaivo5872 6 ปีที่แล้ว

    Samy manana ny fahitany azy fa ny zavatra tiko fotsn de le intelligence an lery refa manao debat! mendrika alaina tahaka.

  • @lehilahymahery3927
    @lehilahymahery3927 6 ปีที่แล้ว +4

    hehehe , nivoaka eto ian ilay video , zahay efa sasa-mandry , nahamasa bary indroapolo

    • @charlesbaleda1884
      @charlesbaleda1884 6 ปีที่แล้ว +2

      Samy manamari-tena ary samy efa nitondra.
      Tsiahivina fa teo zmin' ny fitondrana ratsiraka tamin'ny 2001 ary efa nitondra 1974-93 ary nilaza tamin'ny FOMBA FAHAIZANA miresaka( izay nandiso fanantenana an'ireo ...Pierrot sy ny hafa)fa 97-2001 no mandature farany ataony dia afapo izy fa be No vita .
      Ny zava-nisy de nohararaotiny io fotoana io mba hangoronany harena sy hikarakarany ny havany sy ny tenany MANOKANA ,ARY NY TENY NATZONY DIA HOE ##Il est trmps et opportun que je pense à moi et à ma famille)ka nahorony hoazy daholo hatramin'ny ECLIPSE SOLAIRE 2OO1 na masques na touristes(nanangana hotely tany Horombe)
      Mbola te hanohy izany izy 2002-2007 ka be no ketraka sy kivy ireo mpiaradia taminy,SATRIA TSY NITANA NY TENY NOMENY ITY OLON-DEHIBE ity ka tsy azo ITOKISANA INTSONY.
      IZAY rehetra vola n nety hiditra hoan'ny MADAGASIKARA DE LASAN'NY PREZIDENCE DAHOLO....Handramin'ny VOLA HAMIDY POIZINA HAMONOANA VALALA..NY aeroplane moa de efa flotte personnelle an'ingagahy Ratsiraka no nasolo azy
      Betsaka ny manakolazaina ny amin'io
      Ary raha milaza izy fa CANDIDAT tamin'ny 2001 moa ve NAMETRA+PIALANA IZY Tamin'ny propagande sy TSY NZMPIASA FITAOVAMPANJAKANA SY MPIASAMPANJZJANA?
      INdROA niantoana ny propagandy nataon'i Ratsiraka tzo Fianarantsoa
      -Ny voalohany notarihin'i Sophir zanany,izay nasiana LOTERIE SY TOMBOLA .Nifarana tamin'na KORONTANA TANTERAKA io propagange io.
      -Ny faharoa:NotarihindRatsiraka en personne voahodidina miaramila mitondra mitrailleuse,sy lance rocket ny sasany.ka FANAFOANANA NY Halatr'OMBY ARY FANOMEZANA JIRO RADIO Hoa'ny Tambanivohitra no VENTIN-DRESAKA
      Mbola nirava tamin'ny korontana koa io fivoriana io izay NATREHIKO....
      NAMPIASA FITAOVZMPANJAKANA RATSIRAKA ARY NOHO IZANY DIA TSY AZO ANTOKA HO MARINA NY I S A M B A T O AZONY Tamin'io fifidianana io ka SAMY MANANA NY FILAZANY NY ISAMBATONY RATSIRAKA SY RAVALY.
      RAHA NISY NY MPANONGAM-PANJAKANA.NISY KOA NY TSY NANARA-DALALANA(DELIT D'INITIE, ABUS DE POUVOIR ET DE PREROGARIF DES FORCES PUBLICS.).
      A

    • @randriatahinasitrakiniavo7439
      @randriatahinasitrakiniavo7439 6 ปีที่แล้ว

      zany an?? tena henjana marina ty rangahy ty a

    • @charlesbaleda1884
      @charlesbaleda1884 6 ปีที่แล้ว +1

      @@randriatahinasitrakiniavo7439 io no azoko soratana satria mifanandrify amin'ny RESAKA fifidianana.Fa tsy milaza mihintsy aho hoe TSY NAHAVITA ZAVATRA TSARA izy...Saingy ny MAMPALAHELO dia TSY NITONDRA fivoarana NAHARITRA hoan'ny SARAMBABEM-BAHOAKA ny fomba FITONDRANY SY NY RAFITRA NAPETRANY

  • @marieprecia7747
    @marieprecia7747 6 ปีที่แล้ว +1

    Marina zany teninao zany DIDIER RATSIRAKA eee 😂😂

  • @tahinaandria6997
    @tahinaandria6997 6 ปีที่แล้ว

    Tratra ny laingany RAVALOMANANA fa kay tsy lany 1er tour t@ 2002 mbola nolaviny ihany koa ny fifanarahana izay nataony tany Dakar izay nanilihany ny Pr ZAFY teny ivato tsy andeha tany Dakar kay efa tetika maloto ny tao antsainy dia ny hanongana farany zay haingana ny president RATSIRAKA !

  • @damonrainizafy6953
    @damonrainizafy6953 6 ปีที่แล้ว

    Mandreraka be mijery lay emission spéciale Didier Ratsiraka. Mitehaka lava amin'ny "napà" ny mpanontrona!
    Mba inona moa ny vokan'ny "Boky Mena" ou "Charte de la révolution socialiste malagasy": Malgachisation, Nationalisation, Sortie de la zone franc,...Ny vokatr'izany politika izany teo amin'ny toekarena malagasy dia azo lazaina fa nitera-doza ary mbola mahatsapa ny vokany ny vahoaka amin'izao fotoana izao. Tadidio fa: « Madagascar est le seul pays qui s’appauvrit depuis soixante ans sans avoir connu la guerre »

  • @ernesteramanambonona6901
    @ernesteramanambonona6901 6 ปีที่แล้ว

    Angaha tsy mba misy visite médicale alohan' irotsahan- kofidiana rey olona e! ....zavatra tsy de lehibe aza hakana taratasy am dokotera. La fitondrana firenena zany vé tsy mba jerena momba le olona ?

  • @mielbodo
    @mielbodo 6 ปีที่แล้ว

    Raha vitan mpitondra hitodra io auto route voalaza dadabe io dia Tena handroso Madagascar
    Nareo mpitodra no tsy te hanao fampandrosoana
    Fa vitanareo io rehefa atao
    Fa bloquenareo ny fampandrosoana
    Ampitomboinareo ny fahatrana satria mitombo ny harena miditra amposinareo olombitsy
    Milamitsaina ianareo mpitondra satria mitombo ny mahatra
    Ny lalana vita tompoko ry mpitodra hajaina no afahana mampadroso firenena
    Mba tonngava saina ry vahoaka
    Fa tsy nateraka hijaly mandrampahafaty ny vahoaka
    Ka atao fitaovana ankolaka sy andevozina ankolaka ho tombotsoanolombitsy
    Fa mba Tongava saina fa Samy tsy hitodra ariary am ity tany ity
    Mba jereo ny taranaka hijaly noho nataotsika tsy mety sy tsy medrika

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 ปีที่แล้ว

    7 novambra 1989 fifidianana, nety tsara, ka maninona zao no tsy mety, tadidinao ve Ingahy Ratsiraka ilay slogan hoe: "7 nov ratsiraka ihany" ?????????????????????????????????

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 6 ปีที่แล้ว

    DIA Mampalahelo tokoa ny Malagasy,indrindra ny toe tsaina Malagasy.dia olona mijery sy mba liana amin vaovao Dago ndray no mifanasa vangy eto.henjana ny raharah,rahoaviana vao handroso amzao?izao notena tian ireo vahiny ireo.isika iany no ampiadiana antrano ao.zareo mitsetritra fotsiny ambadika ao,Mifohaza oooo

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 6 ปีที่แล้ว

    Manana memoire ianao Dadabe Ratsiraka,

  • @ainasoarado6093
    @ainasoarado6093 6 ปีที่แล้ว +9

    Tonga ve ny retour d'age sa hoe ????
    Inona moa ny antony nirotsahana raha izao ianao milaza fa hahemotra ny fifidianana ?

    • @nalyrajaonarivelo2436
      @nalyrajaonarivelo2436 6 ปีที่แล้ว +2

      il a deja repondu cette question

    • @itodyreafassah9751
      @itodyreafassah9751 6 ปีที่แล้ว

      Izay no maha-deba azy,sangany amin'ny paik'ady maloto.Nefa hafa ny taloha!

    • @tolotrarakoto8687
      @tolotrarakoto8687 6 ปีที่แล้ว

      izy aloha tsy azo hinoana hoe mbola ho lany amin'ny fifidianana, satria efa antitrai izy ka tsy tian'ny vahoaka intsony

    • @baovolatahianjanahary3152
      @baovolatahianjanahary3152 6 ปีที่แล้ว +1

      Amiko aloha tena hafa mihintsy ny anton'ny nirotsahan'Andriamatoa Didier Ratsiraka eh, izy tsinona efa tsy hahavita hitondra firenena izany intsony.

    • @baovolatahianjanahary3152
      @baovolatahianjanahary3152 6 ปีที่แล้ว

      Sanatria ve ka mbola vola ihany no tediaviny eh? Tsy ampy azy intsony angamba ny vola azony hatrizay, tonga amin'ilay fitenenana hoe "tanora be rehareha ka antitra ratsy fihary", zao milatsaka filoha tsy fidiny.

  • @mamytina6722
    @mamytina6722 6 ปีที่แล้ว +2

    Efa simba tami ny fitondra nao i Zema ao amboasary sud aza miresaka ny nandimby ny fitondra nao izaho avy boaky agny tena vola Nariagny andranno ny nanamboara nao an’i zema nandany vola fahatany avao

    • @pelasia2260
      @pelasia2260 6 ปีที่แล้ว

      slt enareo miteny fa ts navita ratsiraka. aleo ny fohaimana tamony no nihaina tsara toy zay zao ary raha rats ratsiraka anareo zao nefa mijaly mahita vola nefabts velona ta androny nahita asa manambola fa a zao mahita vola nefa mahatra. satria ts anao ntsony no mitamtama fa ny any dilambato no mibaiko anao. ka aiza enao no tafavoka ary raha potika ny fotadiavanao de potika koa a taranakao ka tokony hiray hina ny malagasy fa ho lasa hatraminy taninao hiafarany. miasa enao nefa ts mampiditra vola. a tanindrazanao fa any dilambato . ka mba aiza ny tombotsoanao. sy ny taranakao a maha malagasy anao

    • @mamytina6722
      @mamytina6722 6 ปีที่แล้ว

      pela sia izy miteny fa hoe misy trano namboariny tany Amboasary sud de i Zema izany nefa tsy nitohizany izay nitondra teo hoy ny tenin’i nefa io Zema io dia 2ans fotsiny nonandeha nanodina zezika mbola teo @fitondrana izy Ratsiraka ka tsy nivitan’i ny nagnasoa an’i Zema fa izay niasa tao no voky mandritra ny ria tao a fontaine io zema io de vola Nati agne andrano fa asa tsy naharitra hoan’i vahoaka tao amboasary sud nao heky misy olo miteny hoe tsy nahavita Dadabe Ratsika t@ ny andro ny tondra ny nisy ny vita ary koa nisy ny enbadonnée n’io Ratsiraka io ary koa efa olodehibe izy:
      De mba Tokony mimpetraka misotro Ronono izay ny fahendrena

  • @yaramianawarakhalil2878
    @yaramianawarakhalil2878 6 ปีที่แล้ว +1

    Zavatra lazainy d marina daol f aza mody fanina anzan nareo mpanw politika reetra za ts pour aniza2 f mbla jeune lotra za amle faatakarana politika f zvtra tadidiko sy nis na mbla kely ar za tamreny d tadidiko ny nanakatonaniny Ravalomanana ny Orinasa neninay ar ts tia aniny mandrakizay f nijaly tkoa zay tamreny nef mbla kely tkoa za tamreny f tadidiko fona ar nitsintongana farimpiainoul nanomboka tamreny f aza mody fanina daol nareo reetra

  • @yvesrandrianandrasa4651
    @yvesrandrianandrasa4651 5 ปีที่แล้ว

    "Officier generaux le plus ancien dont le grade le plus élevé"hafa ihany ny olona nianatra!!!amin'ny saina madio kosa aloha dia tsy misy mahay noho i RATSIRAKA ireo filoha tao aoriany e!!!ny sasany aza moa "pont" tsy hainy na masculin na feminin fa tatezana foana hono!!!!hihihiihhihihi

  • @joharison
    @joharison 6 ปีที่แล้ว

    Ratsy be le qualité de son ry Tv plus ?

  • @yanntana
    @yanntana 6 ปีที่แล้ว +1

    …"la stupidité consiste à refaire les mêmes erreurs et s'attendre à des résultats différents"... mbola tsy mivalona ihany ve izany hoe Ratsiraka izany ??? voahozona ny Malagasy….

  • @hericolelalasoa7659
    @hericolelalasoa7659 6 ปีที่แล้ว +1

    Niaina sy efa ary saina ny tenako hatr@ fitondran'i Tompokolahy Tsiranana no mankaty , ny fitondran-dRatsiraka no tsara programa indrindra saingy ,tsy nisy nahazo niteny raha tsy niditra AREMA na SEREMA, maro ny fotodrafitrasa vita fa ny mpitondra ireo sosiété ireo dia olona voavolavola hanao jadona daholo, indroa niverina teo izy ny fomba fanaony ihany no nataony sy naveriny, izany hoe mahay mandahatra sy miteny ery,fa ao ambadika dictature toy ny tany roumanie sns,ary ireto zanany manjakazaka sy mirehareha rehefa eo @ fitondrana ny rainy??nisy aza maty noho izany,

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 6 ปีที่แล้ว +1

    Maninona no tsy natao daholo izany programme rehetra izany, nandritra ny 21 ans de pouvoir nitondranao any Madagascar ? Tsy manohana an’iza, an’iza ny tenako fa izay efa nandalo teo aminy fitondrana ka tsy nahavita na inona, na inona, tsy nampitsondrotra any Madagasikara aminy toerana tokony hisy azy miohatra aminy izao tontolo izao, de tokony hangina fa tsy handrebireby ny saim-bahoaka intsony.

  • @tricerandrianarivo2923
    @tricerandrianarivo2923 6 ปีที่แล้ว

    Voalazanao tokoa ny marina fa tena tsy lany tokoa kay ilay rangahy nanongana anao hoe Ravalomanana iny!Izy izany no tena mpanongam-panjakana sy tsy mpanaja ny sonia nataony.Olona toa izany ve no omena hitondra firenena!

  • @nalisoarajerison2172
    @nalisoarajerison2172 6 ปีที่แล้ว +11

    nanota fady ingahy Ra8!sady nanao foana ka nanangana HCC hafa, mba hampandany azy oe 1er tour, aleo hipotra sy ho fantatry ny taranaka ny toetra ratsin'ny Ra8

    • @landyraharison5959
      @landyraharison5959 6 ปีที่แล้ว +3

      Nanao Ravalo, ary i Rajoelina?? io be antitra io mits aza no nanampy an'i zandry kely nanongampajakana, nefa manadio tena ndray lery oe nanampy fa ts tompon'andraikitra tamin'ny rà mandriaka ny 2009! te hadio fotsiny izy d mandoto ny hafa

  • @ericrasolonaivo2394
    @ericrasolonaivo2394 6 ปีที่แล้ว +8

    RATSIRAKA = RAVALOMANANA = DADABE NALOAMBAHOAKA = HAZO AMORON-TEVANA

    • @zavaandriamamanga853
      @zavaandriamamanga853 6 ปีที่แล้ว

      Mbola averinay éto : Ratsiraka no tena rangory rah momba n'y fitondrana .Amiraly gasy tsisy Sambo mampihomehy. Izy no tena zistoire s'y mampijaly n'y gasy+lapinou+rajako.tsy mahalala afa tsy n'y paosina.mitady ho entindriaka àtrany Mausolée

    • @andorasamison4210
      @andorasamison4210 6 ปีที่แล้ว +1

      adin'ny samy dadabe ty

    • @ramoraloane2597
      @ramoraloane2597 6 ปีที่แล้ว

      ary ireo manodidina anazy miovaova loko ireo angaha adinonao e

  • @projetmiharycbmmadagascar
    @projetmiharycbmmadagascar 6 ปีที่แล้ว

    Ratsiraka reste toujours Ratsiraka, il n'est jamais tort sur tout et bien sur il est de loin meilleur que Tsiranana, Zafy, Ravalomanana et Rajoelina.

    • @aoihanyve
      @aoihanyve 6 ปีที่แล้ว

      C pour ça que grâce à lui le pays n'est jamais devenu un pays riche.

  • @antoine9138
    @antoine9138 6 ปีที่แล้ว +1

    fifidianana hiany no mampilamina any madagascar, efa teo anie anao?Ratsiraka.

  • @mikasaholy1793
    @mikasaholy1793 6 ปีที่แล้ว

    Hitako manana hevitra ihany ingahy Ratsiraka fa kosa efa betsaka loatra ilay taona ka mety hanahirana ilay fitantanana ny firenena, manabe isa agamba sisa no mety amin'ny fifidianana, sady akaman'ny Rajoelina ihany ity Ratsiraka ity.

  • @Arison14
    @Arison14 6 ปีที่แล้ว

    Dakar 1, Dakar 2, autoproclamation, coup d'état, sns,.... toa miteraka adihevitra ary misy ny mody tsy mahita (na tena tsy mahita ara-bakiteny) ny resaka lalàna.
    Ny fahafantarako izay tsy dia nianatra lalàna dia toy izao ny atao hoe hierarchie des normes raha resaka lalàna no resahana eto Madagasikara (source www.hcc.gov.mg/autres/communique-6/) ary tsy misy hierarchie hafa ankoatran'io :
    La Constitution, norme suprême ;
    Les traités et accords internationaux ratifiés par l’Etat malgache ;
    Les lois organiques ou les ordonnances portant loi organique;
    Les lois ordinaires ou les ordonnances portant loi ordinaire;
    Les règlements intérieurs des Assemblées ;
    Les principes généraux du droit ;
    Les règlements (décrets autonomes, décrets d’application, arrêtés ministériels) ;
    Les arrêtés pris par les collectivités territoriales décentralisées ;
    La jurisprudence ;
    Coutumes/Dina homologués par les tribunaux.
    Mangataka aho mba hanome fanazavana mifanohitra @ ity hevitro ity eto ireo mpahay lalàna kokoa noho izaho hoe :
    - Aiza ho aiza @ io hierarchie voalaza io ny toeana misy ilay Accords de Dakar 1 na 2 ? Amiko iny dia fifanarahana candidats anankiroa (fa tsy Fanjakana akory) hahafahana mamaha ny blocage teto Madagasikara saingy natao teo imason'ny mpanelanelana iraisam-pirenena fotsiny ihany, tsy azo kilasiana ho accords internationaux iny satria tsy mpitondra fanjakàna no nanao fifanarahana @ anaran'ny vahoaka malagasy nifidy azy fa olona 2 tsy nitovy hevitra nahatonga fifanolanana teo @ mpomba azy fotsiny ihany.
    - Ilay recours à la chambre administrative no hany fitsarana nanan-kery t@ izany ka nahafahana nanitsy ny fahadisoan'ny fanjakana mbola teo an-toerana teo @ :
    - fanendrena ny mpikambana @ HCC
    - Famoahana ny didim-pitsarana mikasika ny valim-pifidianana fiodinana voalohany izay natao tany @ trano fandraisam-bahiny (établissement privé) Ermitage tany Mantasoa
    Ity farany ity no nampiasain'ny mpisolo vava an-dRavalomanana hahafahany namerina fanisam-bato ka namoahany ny valim-pifidianana Ofisialy ka nisian'ny investiture t@ 20 may 2002 teny Mahamasina.
    Koa porofoy ary hoe tokony ho ambony kokoa ve ny fifanarahan'olona 2 mpifaninana (Accords) miohatra @ didim-pitsarana nanameloka ny fanendrena HCC ? Dakar 1 na Dakar 2 ve
    Aza odiana fanina ny zava-misy fa tsy coup d'état ireny 2002 ireny fa ny 2009 no coup d'état raha ny famaritana azy no jerena (fr.wikipedia.org/wiki/Coup_d%27%C3%89tat)
    Koa aza ampitoviana ny zava-nisy t@ 2002 sy ny 2009. I Deba moa izany efa tsy mahita sy miverin-tsaina dia aoka isika tsy hovoakorontan'ny mpanakorontana toa azy satria ireny no tena matahotra ny hiverenan'i Dada eo @ fitondrana satria nitsikombakomba t@ DJ hanongam-panjakana.
    Tadidio fa ny mpiray loha @ ratsy tsy miketrika hafa-tsy ny korontana hatrany ary matetika dia miady an-trano sy mifandritaka avy eo.
    Ravalo tsy hanao valiafty eo izany fa ny mpanao ratsy ihany no mahina @ nataony

  • @randrianarisonharinaivo676
    @randrianarisonharinaivo676 6 ปีที่แล้ว

    Iza no nanapôka tetezana tam 2002 é? Autoroute a autoroute! Ny fitondran-Ratsiraka no namotika an'i Madagasikara amiko!

  • @josedylannomenjanahary6750
    @josedylannomenjanahary6750 6 ปีที่แล้ว +1

    Antitra beuuuurk

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 6 ปีที่แล้ว

    hoatry ny antitra manao baolina, manana taktika sy teknika fa tsy misy hery hanatanteraka izany intsony ! izany no fahitako azy !

  • @itodyreafassah9751
    @itodyreafassah9751 6 ปีที่แล้ว

    Misy zavatra antenain'ireo haino aman-jery nikarakara ity fandahartana ity ve? Lalana tsy maintsy izoran'ny firenena ny fifidianana,nefa dia misy maniry mafy ny tsy hisian'izany mivantana na ankolaka.DIso lalana ianareo!

  • @tsiryrandriavelo3987
    @tsiryrandriavelo3987 6 ปีที่แล้ว

    izahay malagasy kosa aloha amiraly ratsiraka tena efa mahatoky ny CENI sy ny HCC amin'ny fikarakarana ny fifidianana tena mahintsy sy marina ka tsy hilainay intsony ny fanemborana io fifidianana io aaa!!!

  • @haingorak88
    @haingorak88 6 ปีที่แล้ว

    Tiako indray iiny fomba famalin-dRatsiraka iny a!! Fa na izany aza efa tanora hoy ianao no tompon'ny taona 2000, ka i Andry Rajoelina no efa safidinay e!

  • @samyravelojaona2786
    @samyravelojaona2786 6 ปีที่แล้ว +1

    hiditra eo daholo ndray zao le zanaka TIM hanaratsy an ny deba satria voakitika le Ravalomanana sady voalaza ny marina

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว

      Tsy mampietsi-bolomaso ny TIM zany lainga be zany samy mahay ny tatara ny 2002 daholo ny vahoaka Malagasy ...ho hita eo ny fifidianana e

  • @tefyrandry6634
    @tefyrandry6634 6 ปีที่แล้ว

    Aleoko lavitrabe miheno an'i Tic tac do fa ny anity teo ihany no miverimberina

  • @razbp3840
    @razbp3840 6 ปีที่แล้ว +2

    Et ta fille qui a épousée un vieux monsieur juste pour son fric....pathétique

  • @lydialalasoa5093
    @lydialalasoa5093 6 ปีที่แล้ว +1

    Defa président antitra international zany tsika ra sanatri lany ku 😂😂

  • @rinaralevarisoa2220
    @rinaralevarisoa2220 6 ปีที่แล้ว +7

    LA VERITE BLESSE LES TIM, KKKKKKKKKKKKK

    • @zavaandriamamanga853
      @zavaandriamamanga853 6 ปีที่แล้ว +2

      Quelle vérité frère.R8 et son parti n ont pas peur de la vérité.ms pas la vérité de cet amiral d eau douce ,Slt

    • @rastamananapopoulos1954
      @rastamananapopoulos1954 6 ปีที่แล้ว +2

      Quelle vérité svp? c'est Deba qui a peur de la tenue des élections à ce que je vois. Ra8 n'a aucun pouvoir actuellement pour exiger quoi que ce soit (pour faire ou reporter l'élection) il est un simple candidat qu'on a essayé d'éliminer de la course. La question pertinente c'est pour quelle raison on veut reporter cette élection? A mon avis Deba n'est pas prêt sinon il n'a pas attendu la dernière minute pour déposer sa candidature, lui même il a dit qu'il y a un mois et demi après son entretien avec V. Poutine il n'a pas encore eu l'intention de se présenter. Cette interview de Deba se résume en tout au dénigrement (comme il l'a dit) et précieusement il a vomi toute sa haine contre Ra8 .

  • @sederaralaiarison3744
    @sederaralaiarison3744 6 ปีที่แล้ว

    Kay ve ka nisy fifanarahana tokony ho nampiharina t@ 2002 fa Ravalomanana no tsy mena nivadika e fa nanao amboletra nampiasa melisy zanadambo nentina nanafihana tany @ faritany nasaina nanangana saina fotsy ny tao Toamasina tantara nisy izany fa odiany TIM tsy fantatra ankehitrina marina ny voalazany RATSIRAKA !

  • @taratraandriama5550
    @taratraandriama5550 6 ปีที่แล้ว +5

    Inona indray ny ambaran'ireo TIM sy ny forongony amzany marina lazain'i Deba zany: mpanongampanjakana i Ra8 ary fahotana mahafaty no nataony tam 2002

    • @razbp3840
      @razbp3840 6 ปีที่แล้ว +1

      Alalino ny tantara i Ratdiraka no nidéferer ny hcc tany Mantasoa e

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว +1

      Tsy mamihetsi-bolomaso ny TM zany satria ts marina,ra zany no marina de hanziky eo Ratsiraka?ef hita ary fa R8 no lany mbl ts misla iany iz ratsy ny vahoaka Malagasy!

    • @rastamananapopoulos1954
      @rastamananapopoulos1954 6 ปีที่แล้ว +1

      Fa i Deba ve zany oa tena mbola mihizingizina fa nadio tànana tamin'ny resaka colonel Ratsimandrava e! Tsy mazava hatramin'izao iny raharaha iny ary tsy tokony hitatatata ilay resaka fanonganam-panjakana izy fa anisany ihany koa. Matoa izy manadio tena be oe efa intelo nantsoina hanao coup d'état sns dia efa nanana io idée io. Hilaza tsy hanontaniana io ny farany.

    • @tefyrandry6634
      @tefyrandry6634 6 ปีที่แล้ว

      TOKONY AHANTONA VELONA ITONY MPANADIO TENA ITONY MANKALEO BE NY MIJERY AZY MANADIO NY MALOTONY FOTSINY

  • @rastamananapopoulos1954
    @rastamananapopoulos1954 6 ปีที่แล้ว

    Tena mba nanaja ny fomba firesak'ity filoha teo aloha ity aho hatramin'izay rehefa misy adihevitra politika, fa efa tena hita hoe mitaky le taona ary efa manomboka lany bala ny amiraly. Raha bangoina ilay resany eto dia fanehoana ny alahelony sy ny fankahahalany an'i Ravalo no betsaka. Efa tsy any intsony ilay olana Deba fa efa ny ho avy no banjinina a! Inona moa izany izao ny fandaharan'asa entiny amin'izao fifidianana izao? toa mbola ny zipo mena misy soribilana ihany no tantaraina eto?

  • @dinarabezarason7906
    @dinarabezarason7906 6 ปีที่แล้ว +7

    Nivoaka ny marina: fahotana mahafaty ny nataon'i Ravalomanana tam 2002!! hahahaha, nanao autoproclamation!! mifanaraha tsara aloha nareo samy dadabe e!

  • @raissanandrianina9503
    @raissanandrianina9503 6 ปีที่แล้ว +5

    Tratran'i deba @ laingony tsara zay Ravalo! Putchiste ozy sady nanao fahotana mahafaty

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว +1

      Inona le fahotana mahafaty?zavatra lainga be zany?samy mahay tantara daholo ny vahoaka Malagasy t@2002..aleo hoavy ny fifidianana ho hita ro ny marina

    • @rastamananapopoulos1954
      @rastamananapopoulos1954 6 ปีที่แล้ว

      Fahotana mahafaty ve raha 2002 no resahana hisy ohatran'ny nataon'i Deba sy ny tariny, niezaka nampizara tateraka ny malagasy tamin'ireny? napoaka ny tetezana fatihita napetraka barrage tsy ahafahan'ny avy eto antananarivo mifandray amin'ny faritany?

  • @ernesteramanambonona6901
    @ernesteramanambonona6901 6 ปีที่แล้ว

    De gaga enao mahita ireto mpanotrona mitehaka. Angamba tsy niaina teto Mada tam andron'ity olona mihevi tena tsy mba diso. Nefa raha mbola mpitondra teto tsy nisy nahavita ratsy ohatra an' io. 10 août no taratra.

  • @fidiniainaramananarivo3342
    @fidiniainaramananarivo3342 6 ปีที่แล้ว

    Mahaizà manaja tena @zay atoa Didier fa aza dia manao an'io ah!!! mba efa napetraka ho raiamandreny iany ianao nefa dia mivary lavo @ zavatra tsy ho vitanao intsony!!!

  • @vonjydiddi3322
    @vonjydiddi3322 6 ปีที่แล้ว

    Firy kay ny taux de croissance-tsika tamin'ny 2006 taorinan'ny nanaovanao fahirano an'Antananarivo sy nanapotehana ny lalana sy ny tetezana rehetra!? moa tsy potika Madagasikara taorian'ny 2002!? fa tao anatin'ny 5 Taona no nanarenana azy rehefa mahavita azy ny mpitondra!

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว

    Mandainga ianao ratsiraka aa..fa ianao no voafitaky ny olonao any oe ts feno akiry ny Mahamasina nef mbl tss olona akory mahasina no maka sary zareo Onitina no niteny zany tao @!tv plus,de iny ianao fa milaza fa ts lany 1er tour Ravalomanana fa nahodikodinareo ny safidim-bahoaka de terena ande any Mantasoa ny hcc ny hilazana ny vokam-pifidianana,zany no nahatonga ny vahoaka Malagasy nitzky ny safidiny ten @13mai, andao atao ny confrontation isaky ny bireaux des votes tsy nety nanao Ratsiraka...Lany 1er tour Ravalomanana fa aza mandainga fa ts nanao amboletranao zany..aoka hazava...

  • @judithsofia4627
    @judithsofia4627 6 ปีที่แล้ว

    reraka be aho mihaino an'ity andriamatoa Ratsiraka ity

  • @mohamednohman8163
    @mohamednohman8163 6 ปีที่แล้ว

    aleo tsi hahemotra fa aleo President ratsiraka manome harofanina izay signiavina pilatsaka rehetra.

  • @raobelinasitia9858
    @raobelinasitia9858 6 ปีที่แล้ว

    samy manao kobaka ambava daholy ny kandidat fa ny olana dia izay nitondra teo toa tsy dia nahitana vokany eo @fampivoarana ny firenena,faly ny hifanenjika fotsiny fa tsy mba mahay miaramiasa ho @fampandrosoana,ny vahoka madinika no hiaran'ny fitiavan-tenan'olom-bitsy!aleo ary mieritreritra ny fampivoarana hoen-tiny tanora,satria tanora mieritreritre ny hoaviny,antitra manakialofana!fa raha ny antitra inona no hieritreretiny!?tsy ny hoaviny any ankotra ve!?

  • @JairusNOUVEL1
    @JairusNOUVEL1 6 ปีที่แล้ว

    Miaritra ko zany qualite ny sary sy feo zany

  • @balitakely8910
    @balitakely8910 6 ปีที่แล้ว

    Mihevitra ny Malagasy ho vendrana ity Radidy!!! Iza no maneky ho ampiesonina eo, milaza fa tsy nanodina volampanjakana hony, fantatrin'ny rehetra fa manana societė ecran na compte offshore daholo ny filoha Afrikana rehetra anafenana ny azo afenina rehetra,atao ahoana ny hifidy olona jamba?ary 30 taona mahery ny nitondranao ny firenena firy ny autoroute vitanao?? Naninona raha tamizany tsy namboarina ny autoroute??

  • @hasinaraherimandimby2819
    @hasinaraherimandimby2819 6 ปีที่แล้ว

    Maro zavatra fantatra Ratsiraka Didier fa ny fitiavantena foana no tena fositra @ mpitondra efa zokiny. Ita Taratra aza fa na ny taranany tsy mba nizaràny ny tokony hozarainy aminy. Vokany dia faly miandrandra izay ahavoa ilay firenena Malagasy. Avelao ny tanora handray ny andraikiny, tena hainy io na dia tsy be teny aza izy.

  • @kougona
    @kougona 6 ปีที่แล้ว

    tu veux faire comme de gaulle sauf que t'as des mules dans notre pays, t'aurais du les éduquée pendant que tu étais au pouvoir ..... jamais les jeunes ne comprendont ... pour eux c'est la fete avec le DJ

  • @mamytina6722
    @mamytina6722 6 ปีที่แล้ว +1

    Matahotra tsy ho lany fa matahotra

  • @mohamednohman8163
    @mohamednohman8163 6 ปีที่แล้ว

    Tsara miditra conseiller permanant izay ilatsaka eo Pst ratsiraka !