Fa na mety ho mahay aza ny mpanoratra anefa tsy mahay miaina azy ny mpilalao dia tena zava-poana, indrindra moa fa hoe tsy misy ny mpihaino mankafy 😊. Mankasitraka indrindra tompoko
Mankafiha mafy dia mafy tokoa ny tenako aty tany lavitra aty 😇misaotra indrindra ary tohizo atrany ry mpanoratra malagasy havako, manatalenta tokoa raha isika é😇
Mankasitraka indrindra tompoko misitraka ny asa soratra malagasy.dia mirary soa anao any lavitra any.ny mpanoratra koa aza moa mba aty lavitra aty fa tsy manadino ny asa soratra malagasy.mirary soa o ❤
Merci Itokiana fa tsara be😍Itokiana oo mba Mangataka a le tantara nande tao am rdb tamin week-end lasa teo zany fa toa oe tsara be itanay tao am fb tao😍🙏🙏merci d'avance oooo
Tena mankasitraka. Mahay ilay mpanoratra. Tsara loatra. Dia ankasitrahako manokana koa lay mahafoy fotoana mamaly ny mpankafy. Vitsy angamba ny mpanoratra hahavita ny toy izao. Miandry ny manarakeh!
Mba tantara ihany io fa izay aloha no mba hitako nampisangodina kely ilay izy.fa raha nilamina be foana dia mety vita mora ihany 😊 Fa mankasitraka hatrany ny @ fanehoan-kevitra 🥰
Mankasitraka kolo Fm t@ fiaraha-miasa.❤
Mankasitraka antsika rehetra mihaino sy mankafy ny asa soratra malagasy 🥰
Mihainoa finaritra o
Misondrota hatrany d mirary soa bdb hoa anao!
Miandry ny manaraka izahay
Misaotra tompoko.efa manomana ny manaraka mihitsy 😊
@@tsylamadson3537..
h a
😅
Tsara b ilay tantara o💐👌👍 mankasitraka ary ef tsindrindaona saad amin tantara manaraka e
Mankasitraka indrindra tompoko ❤
Misaotra betsaka nareo oo vo hineno azy zao ka tsara be lay tantara 😍😍😍🎧🎧🎧🎧🎧
Mankasitraka tompoko 🥰
Misaotra sy mankasitraka anareo tompoko 😍😍😍 tegna mahafinaritra sady mampalahelo be lay tantara 😍😍 sambatra zay mahafoy ny ainy ho an'ny namany
Mankasitraka sy mankatelina anareo tompoko 😍😍 miandry ny tantara vaovao indray 😍😍
Mankasitraka tompoko
Tantara tokoa. .. nefa tena tsara liana dia liana teo ampihainoana
eto ampihenoana mihts ...merci koahy zoky e☺️😍
Mankasitraka ny mpanoratra🥰🥰🥰 sy ny mpilalao🥰🥰🥰 fa tena tsara ny tantara . Tena niaina tsara tao anatiny tantara teo ampihainona🥰
Ianao no ankasitrahana tompoko🥰
Misaotra betsaka nizara tompoko, tena mapalahelo ny tantara 😢😢 misaotra betsaka e
Tantara mampalahelo tokoa mampitombotsaina, mankasitraka tompoko ô !
Ianao no ankasitrahana tompoko 😊
Makasitsaka idridra .mahay panoratra ary pilalao ts lazaina tsony❤
Fa na mety ho mahay aza ny mpanoratra anefa tsy mahay miaina azy ny mpilalao dia tena zava-poana, indrindra moa fa hoe tsy misy ny mpihaino mankafy 😊.
Mankasitraka indrindra tompoko
Misaotr nizar tompok fa afak rerak zay ref miain tantara ❤❤❤💕💕💕
Mampalahelo be Rova 😢😢😢
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ny tantara
Ianao no ankasitrahana tompoko ❤
Vao hiaino mitsy de hisaorana hatrany nareo mizara fa sady vita nu asa no afakadro!😍
Mankasitraka ee tena nampalahelo
Tena tiko be le tatara ,fa miandry ny tohiny mou e💝
Mankasitraka indrindra Tompoko nizara tantara vaovao tsara be hoanay. ❤❤❤❤❤🖒🖒🖒
Ianao no ankasitrahana tompoko misitraka ny asa soratra malagasy❤
Misaotra nizara e tsara be ilay tantara. Maromaroa ny olona toan'i Rova.
Misaotra betsaka nareo oo,ohatra ni mampalahelo oouu
Mankasitraka tompoko 😊
Tsarabe fa misaotra ee😍
Misaotra fa tena tsara😍
Ela2 misaotra betsaka v hihaino😊
Ndriiii mampalahelo i Rova 😥
Mankasitraka Tompoko 🇲🇬🇲🇬!
😀😀😀😀 Misaotra fa misy henoina ndray eehh
Mankafiha mafy dia mafy tokoa ny tenako aty tany lavitra aty 😇misaotra indrindra ary tohizo atrany ry mpanoratra malagasy havako, manatalenta tokoa raha isika é😇
Izany no atao hoe tena fitiavana mahafoy ny ainy Ho an'ny sakaizany...
Mankasitraka indrindra tompoko misitraka ny asa soratra malagasy.dia mirary soa anao any lavitra any.ny mpanoratra koa aza moa mba aty lavitra aty fa tsy manadino ny asa soratra malagasy.mirary soa o ❤
Merci beaucoup ❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉😢😢😢
Mankasitraka tompoko oohhh,,, ontsa d ontsa n'y fouu ra naheno atr@ farany😔,,, ho ela vélona n'y KOLO FM🙏
Mankasitraka
Mankasitraka an'ilay Mpanoratra😘😘😘😙😙😙😙😙😍😍😍
Ianao no ankasitrahana 😊
sambako tsy tara 😋 mankasitraka
Merci Itokiana fa tsara be😍Itokiana oo mba Mangataka a le tantara nande tao am rdb tamin week-end lasa teo zany fa toa oe tsara be itanay tao am fb tao😍🙏🙏merci d'avance oooo
Ye mba tiako koa izy fa zah be asa be t@ zign de ts naheno lay tantara
@@marcelafrancette8834 h
Mankasitraka ❤
Misaotra namoha ny fanambanin'ny fon'ny mpihaino mba hahalala ka hampihatra ny tena fitiavana araka ny vitan'ny tsiray2.
Enjana zany raha tantara ! Tena hoe tsy tanako intsony ny ranomasoko ;(
Mankasitraka anao nihaino sy nihaina ny tantara ❤
🙏🙏🙏🙏🙏
Misaotra betsaka indrindra o; 💐💐💐
Ianao no ankasitrahana 😊
Tena mankasitraka. Mahay ilay mpanoratra. Tsara loatra. Dia ankasitrahako manokana koa lay mahafoy fotoana mamaly ny mpankafy. Vitsy angamba ny mpanoratra hahavita ny toy izao. Miandry ny manarakeh!
Mankasitraka indrindra tompoko.
Efa manomana ny manaraka 😊
Misaotra betsaka indrindra mizara tantara ho anay ooo
Merci beaucoup fa hihaino tantara ndray e!
Tena mahafinaritra koa ny mozika miaraka aminy ! Dia miandry ny tantara manaraka ê !
Mankasitraka o😊
Tena tsara Ilay Tantara tena mankasitraka mpanotra
Ianao no ankasitrahana nihaino sy nankafy ny asa soratra malagasy
Misaotra nizara e ❤
Misaotra betsaka
Ba mangataka ilay tantara vohipeno nade tamin ny rdb iny raha misy
Misaotra mialoha
Mankasitraka o. Tena mahafinaritra. 😋
Ianao no ankasitrahana tompoko 😊
Lany fotsiny ny adin ny iray mahery
Tsy azoko mihitsy ilay tantara🤣🤣🤣🤣 Ilay Miranto nisaraka noho ny aretiny, sitrana izy dia tsy niverina fa rahavavin‘ny olon-tiany indray no niarahany. Tsy misy logique🤣🤣🤣
Mba tantara ihany io fa izay aloha no mba hitako nampisangodina kely ilay izy.fa raha nilamina be foana dia mety vita mora ihany 😊
Fa mankasitraka hatrany ny @ fanehoan-kevitra 🥰
😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Merci
Mankasitrakiee tena tsar
Ianao no ankasitrahana tompoko
Andray e,tsarab, misaotra nizara
Latsaka ny ranomasoko otrany nandona ny foko ty tantara ty
Mankasitra amin’ny fizarana o! Mirary soa
Tena tsara be tantara
Mankasitraka oo
Mampalahelo Rova 😭
Tantara tsara henoina fa Raha tsy ho hisy ai mankasitra ny Mpanoratra sy ireo Mpilalao
Sarotra aloha ny hoe hisiany.havitsiana raha misy.mankasitraka nihanoka ny asa soratra 😊
Misaotra anareo eee
MANKASITRAKA tompoko ô
Mankasitraka indrindra nizara fialamboly o❤
Mampalahelo loatra
Misaotra betsaka
Tsara be fa ba mangataka tatara nade tamn rdb tamn lahady ra misy ba alefao eto
Merci
Mankasitraka
Misaotra nizara oo
misaotra sy mankasitraka mazotoa mihaino ary
Mankasitraka tompoko 😊
Mankasitraka nizara topoko oo
Noumi naj
Tsar ilay tantara
Mankasitraka lesy💗
Tsara be
Mankasitraka ! Mety azo heverina hisy ve ny cas toa izao e?
Sarotrarotra ihany
Mankasitraka tompoko
Ianao no ankasitrahana
Ndry mapalaelo Rova
mba misy olona tahaka azy ve am zao Latsaka ranomaso
miheno le tatara misaotra betsaka
mizara TOMPOKO
Eny fa izay aloha ny anjara toerany teo.sarotra be ny hahitana olona ahavita ny vitany ka mety 1 anatin'ny 10 000 😊
Mankasitraka nankafy tompoko
yeah tena zay mihitsy
miandry manaraka
Ary afaka ny andro miheno tantara
misaotra fona no Atao 😗
Efa eo ampanomanana ny manaraka tompoko 😊
Mankasitraka anareo
Ianao no ankasitrahana nihaino sy nankafy ny asa soratra malagasy 😊
Misaotra Betsaka nizara tompoko
Msaotra atrani
Misaotra indrindra mizara ndry ry Rova tovolahy be herimpo mahafinaritra
Mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka nizara tompoko tena tsara be n'y tantara .faly be koa mandreha n'y zanaka Antanifotsy tany ndrazako io misaotra tompoko
Mankasitraka tompoko.efa nonina kely tany dia mba nasiana fahatsoarovana 😊
Misaotra betsaka nizara tompoko ô
Tiku le izy
Mankasitraka tompoko❤
Tsara toko ny tantara fa misy mahavita toy’zao ve?
Mankasitraka anao nankafy.Raha misy dia mety 1 pour 10 000 fa tantara ihany ity 😊
Mahafinaritra fa tohizo foana eh
Mankasitraka tompoko ❤
Tsara be ilay tantaranao Michelle a...dia mirary anao mba ho tafita rehefa tonga any Dago...
Mankasitraka indrindra ❤
Mankasitraka topoko
.......
pp
Mamnkasitraka nizara e
Misaotra indrindra e
Fitiavana any zany zalahy eh
Misaotra anareo nahatsiaro anay ka nandefa tantara vaovao indray
Mankasitra tompoko
Mankasitraka fa tsara be, misaotra tompoko
Merci
Mankasitraka tompoko
Ianao no ankasitrahana 😊