Ity hira ity no isany nampazoto nianatra ahy, na dia tao anatin'ny fahasahiranana be aza ka tafa ihany. Toa nahatonga saina fa tsy izaho ireny no sahirana te ho tafita. Nahatonga saina ihany koa fa mbola lava ny lalana.
Mbola kely aho tamin'izany, avy nanao vacance tany Ambohibary Sambaina, nandeha taxibrousse Super, fa tarika Remi ranoray manomboka any mandrapahatonga any Antananarivo, hay tsinjery daholo ny hira tao anaty K7. Mahafinaritra e.
Tena mbola kely aho tamin'izany hira izany! hafa ihany ny hiran'ny fahazazana!! maro be ireo hiran'ny Tarika Remi mahafinaritra ahy, oh ny fivavahana, eo am-body fefy aho no miandry anao, efa lehibe tokony anambady iny, ts tadidiko ny tena titre, etc... Makasitraka e!
Aty Japon letsy ry TAPIRA isany no mijery anialahy isany. Mahatsiaro ny tao 2@ st Joseph Abe letsy ry Mamihasina an.Mitomany ialahy raha vao tsy voalohany.
Marina. Sarobidy n'y fianarana. Mitondra soa. Mankasitraka 🙋♀️
Jereo Ny fianarana nosoratan'i Jeannette Ralison
Ao amin'ny Hira: Ny Fitiavanao ry Tompo
Ato anatin'ity TH-cam ihany oh!
Ity hira ity no isany nampazoto nianatra ahy, na dia tao anatin'ny fahasahiranana be aza ka tafa ihany. Toa nahatonga saina fa tsy izaho ireny no sahirana te ho tafita. Nahatonga saina ihany koa fa mbola lava ny lalana.
💪💪💪💪💪 mafinaritra hatrany miheno ilay hira manome motivation hatrany handeha alavitra hatrany mapatsiaro zavatra be dia be
Mbola kely aho tamin'izany, avy nanao vacance tany Ambohibary Sambaina, nandeha taxibrousse Super, fa tarika Remi ranoray manomboka any mandrapahatonga any Antananarivo, hay tsinjery daholo ny hira tao anaty K7.
Mahafinaritra e.
Mahatsiaro ny fahazazana sy ny any an-tanàna. Vaknak pour toujours
Ny fianarana no mba tokin'aina e mahatsiaro ny fahiny mbola nianatra le hira. Mankasitraka zay namorona ny tononkira
Mamy Basta no namorona ny hira. Izy koa no sefon‘ny tarika t@ izany talohan‘ny nialany tao Bira.
Mbola vao 7 taona aho no nahaalala an'i Remy ary naheno ity hira ity satria ny cousine-ko no n'ira-nianatra tamin'ny.
Tena mbola makafy ny hirany rehetra hatran'izao.
Tsy nikely soroka aho,
Namonjy sekoly ...
Namerin-desona,
Nefa tsy nahay akory,
Ny naotiko @ zany,
Dia naoty boriboooory,
Hira'ny bandy t@ taona 1987, t@ primaire. Mbola tarika REMI t@zany.
2020 Aty Venezia Italie efa 43 taona mbola mianatra mihaino ity hira ity
Tena marina ilay kozin dry lerony ,zavatra niainana daholo zany ..... Milay e
Mahagaga le tonony a! tena niainana tany antsekoly taloha
et vlannnn...bonjour nostalgiieeeee... mba zarao daholo zay tarika Remy any ooooo
tiko foana ity hira ity ary tsy hadinoko mintsy!!!!!!!!
Mbola hafa ihany e! Mankasitraka
Maha motivé be le hira..
marn zan! ef nandalovan dol zan!tsar b le hira
Zao ny teny gasy lasa very, mitady tsisy ahay anoratra ny ankizy tafara.
Tena mbola kely aho tamin'izany hira izany! hafa ihany ny hiran'ny fahazazana!! maro be ireo hiran'ny Tarika Remi mahafinaritra ahy, oh ny fivavahana, eo am-body fefy aho no miandry anao, efa lehibe tokony anambady iny, ts tadidiko ny tena titre, etc... Makasitraka e!
ity no tena tsar ny feo sy ny sary misaotra eh
Kanto ❤️
mbol ato 2021
@hherison :hiran'ny bandy tamin'ny mboula kely kou zany, t@ taona 2009, primaire kou zay tamzany, tamzany Mboula pazzapa no nanao azy,
mianatra ihany no aleha aty eh
2018?
Tena tiako nama ty hira ty a! sady mila hitomany aho mihaino azy
.....tena aoka fotsiny fa mapahatsiahy ahy an ingny lalako isa-maraigna @ iny tanimbary igny.... le vao misy fanala .....
Misaotra an I Neny niezaka nampianatra anay zanany!
Niainana sady niondanana
Za ity iatrika examen @ alatsinainy nefa kamo be anao famerenan-desona.
Aty Japon letsy ry TAPIRA isany no mijery anialahy isany. Mahatsiaro ny tao 2@ st Joseph Abe letsy ry Mamihasina an.Mitomany ialahy raha vao tsy voalohany.
Aiza ho aiza ao Japon sao efa nifankahita tao Tokyo lesy?
Marina izany , mankasitaraka
mankasitraka eee
Marina zany ka
marna mnts zani e!!
mampitomany e! mlay e